te ho femme fontaine

1. santos ( 10/03/2015 03:42)
Bnjr daholo!
Ahoana no atao
na inona hono
ny fanafody hoanina
mba hahalasa
"femme fontaine"
fa misy manontany
ahy any amin'ny
facebook.
Miandry valiny
mahafa-po avy
aminareo.
Misaotra mialoha.
novalian'i Inja ny 07/09/2018 08:37
2. mirananirina ( 10/03/2015 17:17)
Inona izany kay?
3. booboo ( 10/03/2015 18:05)
Ravaomaria e ^_^
4. hery ( 10/03/2015 18:40)
booboo > lolll

Amin'izao tondra-drano izao ve mbola te ho femme fontaine ihany e?

Serieusement ohatra ny tsy azo atao izany a. Mitovy amin'ny hoe ahoana ny fomba hatao fa te ho tsembo-tanana.
5. Fiffi ( 10/03/2015 19:04)
6. rhaj0 ( 10/03/2015 20:32)
Ngezabe mamaky ecran koa ny sarin-dry Fiffi izany...

Fa ny femme fontaine sy ny orgasme efa noresahina ngezabe tatsy
http://forum.serasera.org/forum/message/m539112e15ed5b

Ny hafatrafatra farany dia hoe...
rhaj0:
ngo dia fable de la... fontaine no resahanao.. ohatra hoe L'Amour et la Folie...
Fa toa tsy izany hono kouh... etoy jerena e ... raiso ho toa ny mijery vaovao ny tapany voalohany.. mety efa fantatrao fa jerijereo ihany e...

etoy... etoy .. etoy ...

rhaj0:
hey... tsy mety tonga aho... tsy mety tonga h@ faran'io video io ambony io (lava loatra) no tiako tenenina :)

Ho anareo izay nahajery h@ farany, inona no tian'ilay bandy varotana ao ? (ngo dia misy ankamely na daka tsy hita maso mantsy ka mahatsiaro tena tompon'andraikitra aho sao dia voarebirebiny na voany ao ianareo)

7. rhaj0 ( 10/03/2015 20:34)
entre-pa.. ato raha mitady smiley ry Fiffi aa..
http://smileys.smilchat.net/
8. Fiffi ( 11/03/2015 06:11)
merci rhajO fa kely balitika le izy ao koh hihihihi
9. Fiffi ( 11/03/2015 06:12)
mdrrrrrrrrr kay nivoaka ngezabe koh ny an'rhajO hihihihi
10. rhaj0 ( 11/03/2015 10:45)
Ny ahy k'lou izao no fanaovako azy..

1- lasa mijerijery smiley mampivanitika ahy eto ohatra: http://smileys.smilchat.net/smiley/

2- dia avy eo, rahefa hitako ilay mampome, dia "right-click", dia "copy image url"

3- dia manketo @ seraseran'i Hery.. dia misy ilay icone hotry ny sary (carre manga) io ambony io (eo ankavian'i +[a] io).. dia clicke-na io, dia tonga dia mametraka ny cursor-nao eo ampovoan'ilay balise "img" sy "/img" io.. dia coller-na ilay url vao nataonao copy teo

3- dia tsindrio ilay bokotra itsy ambany "jereo aloha"...

Dia ato izao betsaka sarisary romantika be ho an'ny resa-behivavy :-)
http://smileys.smilchat.net/smiley/chat-up.php
11. 5laody ( 11/03/2015 13:23)

Brancheo amin'ny jirama r'ise a; mila plombier mahay nefa.
Anio 11 martsa no andro iraisam-pirenena ho an'ny plombiers.
12. santos ( 12/03/2015 04:28)
otran zavatra
hafa ndrai no
navalnareo azy.
Misaotra iany e
13. rhaj0 ( 12/03/2015 15:01)
ilay "fontaine" rahefa tsara karakara dia mandefa rano mifitsetsatsetsa ee... tsy mila fanafody io fa fotsiny .. ilay tsara karakakara no fanafodiny... dia ataovy elaela.. dia asivo lelalela... dia zahavo jereo akaiky ao .. trandremo fotsiny rahefa mifitritra sao petsa ny ... orona .. :-)
14. iriantso15 ( 13/03/2015 10:08)

santos:

otran zavatra
hafa ndrai no
navalnareo azy.
Misaotra iany e
slt daolo
n vehivavy dia samy fontaine daolo refa hain?ilay leila n mikarakara azy. refa tena exiter be ilay ts mahatsiaro tena intsony iny izy, ka tonganao any @ faratampony fahafinaretana de lasa fontaine(mamoaka rano). indraindray mants izy ts de tena exiter tsara na ko ts vonona hanao mits na reraka koa ,ka na dia exiter aza de otran n any bandy le ts de betsaka n ranonaina e!
netsika bandy anie refa reraka de ndraindray zara fa misy mitsifotra e! de otrzay koa nen sipa, fa mahavariana fotsn le izy ndraindray
15. iriantso15 ( 13/03/2015 10:09)

santos:

otran zavatra
hafa ndrai no
navalnareo azy.
Misaotra iany e
slt daolo
n vehivavy dia samy fontaine daolo refa hain?ilay leila n mikarakara azy. refa tena exiter be ilay ts mahatsiaro tena intsony iny izy, ka tonganao any @ faratampony fahafinaretana de lasa fontaine(mamoaka rano). indraindray mants izy ts de tena exiter tsara na ko ts vonona hanao mits na reraka koa ,ka na dia exiter aza de otran n any bandy le ts de betsaka n ranonaina e!
netsika bandy anie refa reraka de ndraindray zara fa misy mitsifotra e! de otrzay koa nen sipa, fa mahavariana fotsn le izy ndraindray
16. 5laody ( 14/03/2015 15:40)

Hariva ny andro zareo fa aleo aho aloha handeha hatsàka a!!
17. pousy2 ( 14/03/2015 16:14)
????
18. Fiffi ( 15/03/2015 06:51)

5laody:


Hariva ny andro zareo fa aleo aho aloha handeha hatsàka a!!


ndeh re hatsàka eh eh , eny amoron'ny ony
ndeh reh hatsàka eh eh ...
fa lavitra loatra re roy ny any an'ala
satria re ny rano
no fototry ny aina
ka aingakaingàna
fa aza malaina ô .....
19. booboo ( 15/03/2015 13:41)
:-D :-D :-D lay tonon-kiran'i Fiffi koa denz be :-D

Tokony mihira " avia2 ra-orana o " i Poussy no mandihindihy dia met hivadika !!! ireo ??? a. Ohatra vao maika tafa hono raha mandihy, asa klou...
20. hery ( 16/03/2015 08:32)
Raha mipiritsika hono dia pipi izay, satria raha tena mipiritsika dia rano avy aiza tokoa???
Mety hoe tsy tanany intsony ny pipi-ny dia latsaka, na mivaha ny fatoran'ny continence lol

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1976