Impiry manao

1. Lovinda ( 28/09/2014 22:01)
Mba misy fanontaniana mahalasa ny saiko ry reto an, za vehivavy le manoratra, za sy ny vadiko ry reto dia zara raha manao firaisana an ndraindray indray isambolana ndraindray tsy manao mihitsy 2volana, mba lasa ihany ny saiko hoe normal ve zany, averiko fa tia manao be daholo anie ny lehilahy e, sampona ve ny vadiko sa ahoana , miandry azy foana aho isankariva fa mody matory taraiky foana izy, niova mihitsy izy fa taloha nefa manao matetika ihany , marihina fa mbola tanora zahay 2 ka tokony mbola hahavita manao tsara sy betsaka mihitsy.Miezaka manao ze hanintona azy aho fa otrany tsy interesse mihitsy izy dia leo be koa za ny farany.Inona no tokony mbola ataoko?
novalian'i Strong3 ny 20/01/2015 11:25
2. hanjatiana ( 29/09/2014 11:59)
Efa tsara fahana akia izy an
3. vazivazo ( 30/09/2014 05:37)
marina izay voalazana'i hanjatiana izay, efa voky any ivelany izy dia reraka dia tsis atolony ilay ao an-trano intsony, dia anjaranao sisa no mieritreritra izay tokony ataonao, ohatra hoe mba mifampiresak ianareo roa dia manotany azy ny antony, dia mba mandray fanapaha-kevitra matotra, mahereza e
4. booboo ( 30/09/2014 07:39)
Mandehana manao vacances kely, na ho week-end fotsiny aza. Raha efa manan-janaka dia aondrano any @ dadabe sy bebeny ny kilonga dia andana ianareo roa " mirevy " tahaka ny t@ mbola mpisipa. Ndana mampifaly tena autrement que mi-crac crac, mandeha resto, manasa namana hanao appéro, sns. Fa mba miala voly tanteraka fotsiny.
Tsy voatery hi-crac crac any an-kafa izy matoa hoe tsy mahavita mitsaoka-lentika aminao vadiny, mety vizana ny ati-dohany noho ny antony marobe (routine n'ny fiainany / fiainanareo, mêêêêêêême position fooooooooooooana rehefa mi-crac crac, misy pression any am-piasana, etc ); Mety vizana koa ny vatany, bah oui, olombelona ny vadinao fa tsy Superman na Anjely na robot ka hoe tokony hahavita foooana araka ny tianao @ fotoana tianao . Ndraindray koa, mila manaiky hoe tsisy afaka atao fa dia mianatra manana faharetana sy mianatra miaraka manao zavatra hafa ankoatra ny vatana miray...
5. mirananirina ( 02/10/2014 09:14)
Sao marary izy? Raha tsy izay dia tsy tiany intsony ianao fa efa misy hafa anaovany foana any( désolée) miteny izany fa izay no marina. Ny hafa aza na manao any @ sisiny mbola manao @ vadiny ihany ao antrano. Fa na izy marary na tsy tiany intsony ianao.
6. ombelline ( 02/10/2014 11:46)

hanjatiana:

Efa tsara fahana akia izy an


gaga an'ity tsoa-kevitra haingam-pandeha ity aho ! Fehezan-teny 5 no apetraky ny tompona lohateny dia tonga dia izao ve no azonao lazaina ?
7. ombelline ( 02/10/2014 11:50)

mirananirina:

Sao marary izy? Raha tsy izay dia tsy tiany intsony ianao fa efa misy hafa anaovany foana any( désolée) miteny izany fa izay no marina. Ny hafa aza na manao any @ sisiny mbola manao @ vadiny ihany ao antrano. Fa na izy marary na tsy tiany intsony ianao.


Dia mitovy @ vali-teny @ hanjatiana ihany koa ! Fa nahoana rey olona no dia lotoina ohatr'izany ny saina a ! Saina maloto ve no itondràna ny fifankatiavana hisy raharaha vanona
8. mirananirina ( 03/10/2014 12:55)

ombelline:


mirananirina:

Sao marary izy? Raha tsy izay dia tsy tiany intsony ianao fa efa misy hafa anaovany foana any( désolée) miteny izany fa izay no marina. Ny hafa aza na manao any @ sisiny mbola manao @ vadiny ihany ao antrano. Fa na izy marary na tsy tiany intsony ianao.


Dia mitovy @ vali-teny @ hanjatiana ihany koa ! Fa nahoana rey olona no dia lotoina ohatr'izany ny saina a ! Saina maloto ve no itondràna ny fifankatiavana hisy raharaha vanona


Miala tsiny aho fa raha tsy marary izy dia tsy possible izany tsy manao 1 na 2 volana izany raha mpivady miray trano miara matory isan andro raha tsy hoe 75 taona angaha, tsy misy intsony ny envie dia tsy tianao intsony ilay olona,
9. ombelline ( 03/10/2014 14:56)

ombelline:

Dia mitovy @ vali-teny @ hanjatiana ihany koa ! Fa nahoana rey olona no dia lotoina ohatr'izany ny saina a ! Saina maloto ve no itondràna ny fifankatiavana hisy raharaha vanona


mirananirina:

Miala tsiny aho fa raha tsy marary izy dia tsy possible izany tsy manao 1 na 2 volana izany raha mpivady miray trano miara matory isan andro raha tsy hoe 75 taona angaha, tsy misy intsony ny envie dia tsy tianao intsony ilay olona,


Novakianao ve ny valitenin'i booboo ? Be dia be ny facteurs mahatonga ny hoe mihena ny RS , tsy dia mahasoa loatra ny mivoy hevitra pessimiste sy mi généraliser
10. sitlo ( 03/10/2014 19:19)
Tsy haiko aloha ianareo fa ny fahitako azy dia rehefa tsy eo ilay izy dia mampazoto be. Fa rehefa eo indray ilay izy dia kamo. Aleo ihany au lion d'or.
Ny teknika dia omeo gondà izy fa hazoto be. Na raha misy dia ginseng. Na farafaharatsiny, asio sakamalao foana ny kaly.
Tsy voatery any ivelany izany fa ny an-trano aza tsy vita koa hitapitapy any ivelany.
11. remile4 ( 04/10/2014 05:49)

Lovinda:

Mba misy fanontaniana mahalasa ny saiko ry reto an, za vehivavy le manoratra, za sy ny vadiko ry reto dia zara raha manao firaisana an ndraindray indray isambolana ndraindray tsy manao mihitsy 2volana, mba lasa ihany ny saiko hoe normal ve zany, averiko fa tia manao be daholo anie ny lehilahy e, sampona ve ny vadiko sa ahoana , miandry azy foana aho isankariva fa mody matory taraiky foana izy, niova mihitsy izy fa taloha nefa manao matetika ihany , marihina fa mbola tanora zahay 2 ka tokony mbola hahavita manao tsara sy betsaka mihitsy.Miezaka manao ze hanintona azy aho fa otrany tsy interesse mihitsy izy dia leo be koa za ny farany.Inona no tokony mbola ataoko?
12. josiah ( 04/10/2014 21:44)
Tsy haiko aloha hoe efa mananjanaka nareo , fa matetika ny mpivady rhf manan-janaka dia lasa tsy mahavita manao firaisana matetika otrany teo aloha itsony, mety ho vokatry ny harerahana, mety vokatry ny fahatereny fandriana sns..., fa tsy voatery hoe mampirafy zany.
13. hantsafidy ( 16/10/2014 07:20)

Fa manin kay tsy anontanianao azy le izy é! mpivady ianareo afaka mifampiresaka mivantana ny amin'izany, mifanakalo hevitra mihintsy sao misy avy aminao koa tsy mampazoto azy fa ianareo no efa zatra tsy mifampiresaka ny momba izany. Rehefa mpivady zany tsy misy quotas hoe tsy maintsy manao in-2 na in-3 zany fa ze mampazoto ny andaniny sy ny ankilany, na ianao vehivavy aza misy fotoana mazoto be ny lehilahy fa ianao tsy mazoto
14. iloniaina ( 24/10/2014 08:27)
Tsy misy olana tsy voavahan'ny resaka e! mifampiresaha tsara ianareo mivady
15. dreamlover14 ( 11/11/2014 05:58)
Izaho indray somary hafa. Lehilahy aho. Izaho dia tsy tia vehivavy miandry fotsiny izany fa mila mandray andraikitra ianareo. Amin'ny mpivady dia tsy tokony hisy sakana tsy hahafahan'ny vhv miteny @ vadiny hoe izaho izany te-hanao. Raha tsy sahy miteny aza izy tokony hahavita @ alalan'ny fihetsika. ohatra raha mivanaka eo à télé ny vadiny dia ahenan'ilay vhv ny feo dia safosafoiny ny faritra manaitaitra an-drangahy. Adala izy raha tsy ho taitra @ izany. raha @ fomba toy izany ny lhl no mbola mandà na tsy taitra dia efa voky any ivelany araka ny tenin'(ny namana hafa eto

Raiso ny andraikitrareo vehivavy fa aza miandry foana eh !!
16. andrywui ( 18/11/2014 09:17)
Na rehefa tianao izy ho fay de zao atao huhu ...aza mivoretaka b ao atrano fa mba manaova metimety ..tsy olana na ataovy manao short na mini kely enao , enao rahateo mbol tanora ozy enao , za ts miteny oe ndana miainga kou aa , fa ataovy itany mivoaboaka kely miaingainga kely enao fa tonga de mety oaiaka b eo ny tena fikany aveo ,, fa mety efa routine marina le izy , mila zavatr miova kely e ,,,na raha tena sanatri ka misy joba kely izy any oany de modio fanina ,,,aza manao fa le style kely n'a short sy mini body milailay reny anaovana fa tonga de fay izy oe vita ko ny amiko zany aaa ....
17. Jock ( 27/11/2014 06:28)
Ho an'i Lovinda. Efa ho 7 taona zao no nivadinay mivady. Tao anatin'zay, efa nisedra olana toa anao koa zahay. Mba nihevitra toa anao koa ary nisaina mihintsy hoe tena mampirafy ahy ny vadiko ary tsy tia ahy intsony. Isan'andro aho miasa saina mintsy ary rehefa namako dia itantarako ny problèm-ko. Ny olona mitsetsetsa fotsiny dia vao maika aza manampy tsotraka ny adintsaiko. Nanotany docteur mihintsy aho ny farany tamin'zany ary ny valinteny azoko moa dia ny hoe raha ny tokony ho izy dia 2 na 3 eo ho eo ny rapport / semaine no tena tsara raha ara-pahasalamana no jerena. Niezaka aho taty aoriana mba ialan'ny tebitebin-tsaiko ny nanambitaby ny vadiko ary nampiresaka azy mba halalako ny tena zava-misy marina. Dia nifampiresaka izahay dia nifampitantara ny toetranay na ny tsara izany na ny ratsy (ny tanjona moa dia ny mba hanovana ny toetra ratsin'ny tsirairay mba hanatsarana ny fitiavana sy ny tokantrano e). Niezaka nanao fitafy mba manintona ny masony aho izay tena tsy nahazatra ahy izay taloha. Ny vokan'zavatra nataoko. Nilamina ny tokantranonay ary ny fiarahanay mivady dia azo lazaina ho mahafa-po.
Mangataka torohevitra ianao dia hoy aho hoe Tsy tokony leo azy raha tena tia ianao fa mifampiresaha fa tsisy zavatra tsy vitan'ny fifampiresahana zany. Fa matoa izy mbola tsy miova dia ilay ezaka ataonao no mbola tsy tonga @ faratampon'ny fiezahana fa ampio izy. Fa na izy koa aza mety mba misaina toa anao ihany koa fa izy tsy mivaky aminao. Hainao ihany ny toetran-dehilahy. Mazotoa dia mahereza e !
18. mycall ( 28/11/2014 15:17)
ho an'i lovinda za vevavy 27ans,5taona nivadiana zay sy ny vadiko,tsara tarehy sy be mpaniry be izy,fa lazaiko andry fa hatramizao izy mbola tsy nampirafy ana mitsy,ny taktikako:tsotra sady mora:oentiko am-bavaka izy,vao mivoaka mandeha miasa izy de tonga de mandohalika mivavaka ho azy aho mba tsy hifanena amin'ny vehivavy janga;mba tsy ho tratry ny fankampanahy;fa tena hanaja ana sy hitia ana tanteraka ary tsy hitia na hitsiririritra vehivavy hafa hafatsy za iany;andramo ange atao fona io vavaka io ra mbola tinao izy satry ra vao variana na de ndray andro aza ianao de misy zavatra hafa miseho tsy araka ny eritreretinao,satry ny satana tsy kely lalana an!ary mapahory antsika fona tsy hoe ny lehilahy anie no te haditra ndraindray fa ny vevavy sasany ko tena mitsalotsalo e!mila miambina amin'ny vavaka fona,satry ra enao amin'ny maha nofo amandra anao dia tsy hahavita hiambina azy enao fa aleo ankinina amin'ny jesosy de izy no miambina azy e!mafinaritra be miaraka amin'ny jesosy;de mila matoky tateraka koa enao refa mivavaka fa ra vao misalasala NA MBOLA MIAHYAHY FONA oe inona no ataony any?sns...de tsy misy vavaka mivaly zany eo.FAHAROA mila tena mihetsiketsika enao isanandro eo aminy manao manjamanja fona e!anaovana ny akanjo mba tiany,na hatramin'ny silipo aza;atao le kelikely menamena malamalama ,le manitona e!amin'ny alina mba manao nuisette kely sexy e!!de mandeha tsara io.REFA taraiky izy vao matory de mba atao calin
19. booboo ( 28/11/2014 16:28)
hum... izaho indray miteny hoe rehefa hanao mety², fiankajo sy ny tariny, dia ho an'ny tena klou hanaovana ilay izy fa tsy ho an'ny hafa. Na hanao ilay kelikely mena² malama² aza nefa tsy à l'aise dia karazany mihatsara ivela-tsihy ny rehetra (tsy sincère fa atao mba ahazoana tambiny). Rehefa mahay mitia ny tenanao ianao dia hita taratra @ izay ataonao rehetra izay fitia anaty izay @ endrikao mirana² foana, vatana voakara² etc. hita be hoe épanouie dia manintona foana.
20. mycall ( 29/11/2014 10:48)
ok!marina zany ry booboo a!saingy ra tinao izy de mila manetry tena ianao,izy koa ne ndray2 mba manetry tena manao ze mba tinao nefa tsy tiny fa mba fanomezany plaisir anao fotsiny,ary mila maneho ko fa tia azy,amin'ny fitiavana feno fa tsy amin'ny fihatsarambelatsy zany,ra tena tinao izy de mahay misadapte automatique aminzay tiny enao e!ary lasa fahafinaretana ho anao aza ny manao izany satry ny fitiavana azy no zavadehibe aminao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2803