za manan olana mba tiak valiana aingana ra mba azo...

1. ashley.fabia14 ( 23/07/2015 12:51)
za manan olana mba tiak valiana aingana ra mba azo atao.ny zanako 3 moi;za miasa de mihinana nurssie le zaza;za&n vadiko isakin miray de sairatsaina fona za saty ts mandaitr tsn zan donc le fanabeazan aizan MAMA;za ts avelan manao fanabeazana aizan nefa in n tokon ataok azafd mb toroy evitra na fomb fikotian andro na ts aiko we ina n vahaolan akoatr izay za ko en plus ts mahay mafatatr we zao za n lonaka na aona fa za mievtr fa tena diso n fanisak andro FA LE MANIS ANLE 147M JOUR AIKO FA LE MIJER WE ETO N MAHAZO MANAO NA TS N TS AIKO
novalian'i jock ny 11/08/2015 07:42
2. booboo ( 23/07/2015 15:23)
Tsy ho azoko mandrakizay mihitsy angamba ny vhv tsy mba libre ny @ fahafahana mifidy malalaka ny @ fanabeazana aizana...

Efa nanao retour des couches ve klou ianao ? Raha eny, dia isao manomboka eo cycles 3. Hatr@ 31 na 32 mbola cycle régulier. Tsotra kely ny mitady ny 14eme jour-nao ho @ cycle manaraka avy @ ireo cyles teo aloha : avy aty @ andro faran'ny cycle foana no manisa hatr@ 14 mankany @ niatombohan'ny cycle.

Afaka mampiasa préservatif koa. Efa bobaka karazany sy parfums.

Afaka manatona gygy koa, fa efa bobaka koa ny karazany sy ny habetsaky ny hormones tianao etc.




3. ashley.fabia14 ( 23/07/2015 15:39)
tena tsy azok mits azafad.ny reglek faran teo zao t@5/07.de nena avy eo@u5 u za n manisa 14 dnc 18 zan n 14ém ko ra n fahazoak az de nena 3jrs avnt sy aprs nio 14ém u n everik fa ts mahaz manao rapport met diso v zan kaontinandrok zan le manis cycl tena ts aik mits.de c est qoui le retour de couches azfd?tena mba mangatak fanazavan tsar n @le cycle ra mba azo atao fa tena manairan ana lotra iz u merci
4. Fiffi ( 23/07/2015 17:24)
ny ahy indray aloha ny tsiss azoko dia izay lazain'i ashley.fabia14

;.....fa firy taona i ashley no tsy mahafantatra an'zany we inn no atao we "retour des couches" ?

ary f'angah tsy mba mijery gynéco ?

depuis ny accouchement , lé zaza efa 3 mois , ianao miasa dia tsy nijery gynéco na dia 1 fois aza ?

de ahoana fotsiny zany ? .....
5. booboo ( 23/07/2015 17:29)
Mety anie lay fanisanao andro e. Ampitomboy kokoa ny andro tsy misy crac crac satria miova2 ny ovulation, ndray2 lasa alohaloha na tara kely, araka2 ny zavatra marobe ( stress, vizana etc). Vao tsapanao miha betsaka ny glaire vaginale dia efa tsy crac crac. Nefa koa rehefa @ periode d'ovulation no manao ny ataony ny hormones-tsika vhv dia te hi-crac crac, c'est la vie.
Retour des couches, miverina ny regles. Alohan'io tsy mbola regles na misy ra mandeha aza. Rehefa miverina red red tsara sy mitovy faharetany t@ taloha izy dia retour des couches izay. Misy ovulation foana na mbila tsisy retour des couches aza sy allaitement exclusif aza.
Efa hoe mampiasa preservatif :-p
6. booboo ( 23/07/2015 17:42)
Oups, hadino : Afaka tsy manoratra sms ve Ashley, azafady, mora azo kokoa sy fifanajana :-;
7. do68 ( 24/07/2015 06:13)
Tsy fantatra mihitsy izay tian'ilay ramatoa lazaina. Teny malagasy ve io fehezan-teny hoentiny mitaraina io?
8. vony501 ( 24/07/2015 06:55)
Salama daholo tompoko!
Mila mifampiresaka bebe kokoa ianareo mivady e! hoe inona no tena tian-dramose ? Sao dia ilay ankisesy no tiany matoa izy tsy mamela anao hanao fanabeazana aizana? Raha tsy izay kosa dia mila mifandresy lahatra e! Sarotsarotra ny mikaontikaonty andro izany e! Aleo ihany mampiasza fomba fanabeazana aizana, dia manatona dokotera. Milamina tsara jerinao avy eo e! Tsy miasa saina izany intsony eo ampanaovana firaisana, dia mahazo tsirony.
9. vahiny2004 ( 03/08/2015 15:09)

ashley.fabia14:

za manan olana mba tiak valiana aingana ra mba azo atao.ny zanako 3 moi;za miasa de mihinana nurssie le zaza;za&n vadiko isakin miray de sairatsaina fona za saty ts mandaitr tsn zan donc le fanabeazan aizan MAMA;za ts avelan manao fanabeazana aizan nefa in n tokon ataok azafd mb toroy evitra na fomb fikotian andro na ts aiko we ina n vahaolan akoatr izay za ko en plus ts mahay mafatatr we zao za n lonaka na aona fa za mievtr fa tena diso n fanisak andro FA LE MANIS ANLE 147M JOUR AIKO FA LE MIJER WE ETO N MAHAZO MANAO NA TS N TS AIKO


Ny ahy mbola aty amin'ny fanoràtana teny gasy dia efa tsy azoko mihintsy ka miala tsiny .

Mandà hamaky soratra ohatr'izao ny lohako
10. jock ( 11/08/2015 07:42)
Coucou ashley.fabia14
Mety ilay manisa andro raha "cycle" tsy miovaova foana fa tsy azo ianteherana kosa izy io raha miovaova ve ny fahatongavan'ny fadimbolana.
Conseil omeko aleo mifa-piresaka marina ianareo mivady sao tokoa ka ny vadinao manana fikasana ny hanesy ny isan'janak'areo. Raha tsy izay kosa dia mila mifampiresaka ihany koa ianareo mba izy asaina mampiasa fimailo raha tsy mety aminy le ianao manao fanabeazana aizana. Raha tsy mety manao izany izy dia tsarovy fa tia tena loatra ny vadinao ka mila mandray fepetra ianao raha mbola tsy te hiteraka. Koa satria efa niala nenina taminy ianao kanefa tsy nahita vahaolana mintsy dia afaka manao tsinjona fanabeazana aizana isaky ny 3 volana anie ianao ka azonao atao an-tsokosoko e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.774