misy sipa mody mikonaina reefa manao RS

1. aglaadsgaiz
(
19/06/2015 15:29)
efa naazo ahy mato zaraiko amnareo an,sur 80% fa tsy ny fitifirako azy no mampikonainay azy,tsy aiko za le matavy b loatra angamba de voatsindry ve,tiako atongavana fotsiny oe tsy milay le RS misy fiatsaram belatsihy ok aleo ary tsy asiana feony mitsy eh
novalian'i legy ny 15/12/2015 07:39

2. jock
(
11/08/2015 07:47)
Mba te haka feeling fotsiny izy r'ise fa aiza kosa no dia hoe mihatsara-velatsihy a! Zay ianao zay.

3. toky.mikalo2015
(
12/08/2015 19:13)
Fa atao ahoana nu atao rf manana sipa ra te anao rapport vit2 amin we ndao ve sa mila in

4. jock
(
13/08/2015 04:02)
Mba ataovy mazava tsara aloha ilay tia-kambara fa ohatry ny tsy mazava a!

5. toky.mikalo2015
(
24/08/2015 12:25)
NY tiako atongavana dia hoe tsy sarotra hoan mpfakatia sasany ny mteny hoe manao RS dia vita.Ny lelar v no te hanao sa ny vevav nu mila.Eu n tsazoko za lu toa tsah iten le oltiku an zn e!Nef nen sasan mande oaz sa mila traikef.

7. zandry01
(
06/11/2015 13:05)
Tsy milay koa ny manao @ lehilahy matavy indrindra moa fa lay be kibo be ireny grrrrrr

8. legy
(
15/12/2015 07:39)
[quote=aglaadsgaiz]
efa naazo ahy mato zaraiko amnareo an,sur 80% fa tsy ny fitifirako azy no mampikonainay azy,tsy aiko za le matavy b loatra angamba de voatsindry ve,tiako atongavana fotsiny oe tsy milay le RS misy fiatsaram belatsihy ok aleo ary tsy asiana feony mitsy eh
[/quote hahahahahahahahaha iny ndray no tsy itako