mahamenatra !!!

1. xxx ( 22/10/2009 11:29)
Slt daholo !
Za ry reto mba omeo hevitra momban'ny helika fa tena leo no menatra a! Tsy aiko na misy mitovy amiko na tsy fa , ny heliko ry reto ra vo tsemboka za de misy trace mavomavo a ! de tsy afaka mitsy surtout refa manao akanjo mazavazava loko reny. Za nefa tena mba le olona mandro tsara vo mande miasa, tonga koa mbola mandro . En + zahay any ampiasana manao tenue lobaka fotsy, de maamenatra be le izy. Efa misolo lobaka za 2 fois par semaine, nefa vo tsemboka mitsy za de misy anle mavomavo. Inona ry reto ny havitra ? Efa niovaova déodorant fona za, fa mieritreritra oe so de mba le déodorant ary, nefa ze apiasaiko mitovy fona ny resultat . Merci daholy
novalian'i fahoria ny 12/10/2011 18:21
2. soanja ( 22/10/2009 13:21)
Sao dia tokony asiana t-shirt kely bory tanana manify ao anatin'ilay lobaka fotsy dia mba iny no mandray ny hatsembohana mandrapahitanao izay tena vahaolona amin'izany tsemboka mandranoka loko hafa izany. Ny hatsembohana mantsy dia tena voajanahary tokoa ary misy olona tsembo-dava ary misy tena maina.
3. Mirananirina ( 22/10/2009 14:42)
izaho koa dia mitovy aminao.Misy ireny anti transpirant ireny no atao fa eh..tsy misy dikany,kanefa anie dia tsy mamofona na kely aza e,tsemboka fotsiny.
4. Papoose ( 22/10/2009 15:18)
Efa misolo lobaka za 2 fois par semaine
stop kely aloha!!!! vhv ve enao dia 2 fois par semaine vao hisolo lobaka nefa manao lobaka isan'andro ny tenues???? sa izaho no tsy mahazo tsara??

raha marina io fandraisako azy io dia
1- misoloa isan'andro (raha milaza fa tsy manana dia mikezaha mividy dimy misy hanaovana 5 andro)
2- ny voalazan'i Soanja + ny voalazan'i Mirananirina
3- raha tena mbola tsy mahita vahaolana medikaly dia mivatsia Lingettes + atin'ankanjo hafa+ deo (raha ohatra ka mbola tsy mitazona mandritry ny andro ilay atin'ankanjo iray, ny lingettes hanadiovana ny helika dia asiana deo rehefa avy eo):wink: :wink:
5. xxx ( 22/10/2009 21:20)
justement ka le izy anie tsy oe hatsembohana be ze manaona fa kelikely fotsiny , fa le tena mandreraka de le kely iny no mametraka le tache mavo @ lobaka. En + tenue omen'ny entreprise le izy, (misy logo eo @ poche) de 2 isan'olona iany, ra tsy izany za efa nividy 5 araka ny teninao. Sady le izy anie tsy misy fofona é !
6. simplex ( 22/10/2009 22:05)

ndana lokoy mavomavo ilay lobaka :)

dia raha misy manotany dia teneno hoe nanao errera kely ah t@ nanasa azy fa nafangaroko t@ lamba mavo miofo :P

;-)
7. simplex ( 22/10/2009 22:08)

na ra tsy mety izay dia asivo "tampon" na "diaper", ilay couche-njazakely ireny no adapter-na @ helika :)

;-)
8. Papoose ( 22/10/2009 22:11)
xxx a, dia asio akanjo zany any anatiny koa! dia ho hita eo ndray aloha zay vokany! :)
9. KARELLE ( 23/10/2009 07:26)
xxx, asio citron(voasary makirana) kia ny heloka .zany ny fataonay t@ bola tany dago fa tena maina ny helokA . andramo ihany
10. ninimalala ( 23/10/2009 10:30)
Asa ra mety aminao fa misy déo ko zao ny homéopharma vita amin'ny alamo de misy parfum, ylang-ylang, citron de nature de hafa ko fa tena mety ko lo le hevitra oe asina akanjo maivana misy tanany kely ao anatin'ilay lobaka de iny no mitanty ny hatsembohana de tsy mamangitra amin'ilay lobaka
11. xxx ( 23/10/2009 12:26)
ie alamo tokony mety
12. botra10 ( 23/10/2009 14:02)
tena tsy ampy ra vevavy no 2fois fotsiny no misolo ankanjo anatin'ny herinandro ka solution mba jaraina @toi de zao:
vola tokony hividianana izao karazana deodorant izao ividiano lobaka fotsy bedebe de misoloa isanandro minimum; fa ny tena tsara 1maraina 1aprem tsy lafo anie ny lobakaeh!!!! :(
13. sipagasy ( 23/10/2009 15:08)
i ra botra10 koa tsy mamaky tsara efa hoe tenu anaovany any am-piasana ihany io fa vao miala eo izy dia efa misolo akanjo izany kouhhh
14. Papoose ( 23/10/2009 17:55)
:lol:
15. Ratoa ( 23/10/2009 23:16)
Dia sasao matetika na alefaso nettoyage matetika. Ny anay taloha tablier iray tsy maintsy anaovana erin'andro ka dia ny lamba mora maina no nividiana dia misasa isaky ny roa andro. Anaovy roa andro ny iray dia sasao dia anaovy roa andro ny mananaraka dia soloy indray. manaova sous chemise. Misy koa coussin anti-transpiration eny amin'ny mercerie, amidy par paire ary tsy lafo. Zairina amin'ny vodi-helika na apetaka amin'ny bouton pressions dia azo soloina matetika; atao misabaka , mipetraka an-daniny sy an-daniny tahaka ny épaulette fa ao ambany fa tsy ao ambony.
16. xxx ( 24/10/2009 09:44)
tsy misy afa-tsy ny alamo ihany e , hosory matetika fa afaka io

raha lafo loatra ny deo any amin'ny farmasia dia manaova indray citron, hosory matetika.
Betsaka ny zavatsoa azo amin'ny citron : mahatsara tanana, tarehy, volo, mampahia sns...
ampiasao amin'ny tokony ho izy fotsiny.
17. mmmhh ( 24/10/2009 10:22)
Rah misy manoro hevitra anao anti-transpirant aloha tonde "tsia" avy hatrany ny valiny, aza mampiasa an'reny fa ny vatana natao hamoaka hatsembohana, fa aza sakanana ny haatsembohana tohony hivoaka, fa miteraka aretina hafa, efa nahita cas n'izay manko aho tamina mpiara-miasa.

Maninona rah manandrana alamo e,

Ity lobaka fotsy koa no tena loza aminy.

18. botra10 ( 26/10/2009 07:16)
sipagasy:

i ra botra10 koa tsy mamaky tsara efa hoe tenu anaovany any am-piasana ihany io fa vao miala eo izy dia efa misolo akanjo izany kouhhh



ka ilay lobaka fotsy tenue mihintsy anie no vidina bobakeh 5 minimum de misolo isanandro :wink:
19. xxx ( 27/10/2009 03:36)
Marenina botra10 fa tsy mahazo resaka foana, efa hoa tenues spéciales zaraina any ampiasana (tsy misy eny @ mpivarotra no dikan'zay, MAZAVA???) ka mbola hoe "vidina bobaka 5 minimum" ihany.. :lol: :lol:
20. botra10 ( 27/10/2009 07:42)
ka vidina ao ampiasana re ry xxxah de ao mividy bobaka be 5oa vo ampy tsy logique ra tsy misy amidy ao ampiasana satria la misy vely na lovita zany de ahoana na misy piasa vaovao :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1163