mahamenatra !!!

21. botra10 ( 27/10/2009 09:22)
de ra ohatra tena tsisy amidy ao ampiasana de mampanjaitra any @nol mampanjaitra 3 + 2 ilay efa ao de 5 ;-)
22. xxx ( 27/10/2009 11:53)
xxx:

Marenina botra10 fa tsy mahazo resaka foana, efa hoa tenues spéciales zaraina any ampiasana (tsy misy eny @ mpivarotra no dikan'zay, MAZAVA???) ka mbola hoe "vidina bobaka 5 minimum" ihany.. :lol: :lol:



Ka raha espesialy be toy izany dia sasao @ hariva mba ho maina. Pasohy, dia hanaovy roulemà izay misy fa sasao raha mahamenatra anao .
Tena hoatry ny vendrana ihany aloha ilay tasy mavomavo be iny e!
Harato koa ny volo dia asio alamo na déo(efa misy vita @ pierre d'alun anie eny @ mpivarotra izao e!)
23. mmmhh ( 30/10/2009 10:43)
botra10:
de ra ohatra tena tsisy amidy ao ampiasana de mampanjaitra any @nol mampanjaitra 3 + 2 ilay efa ao de 5

Dia ahoana ny indray ny logo @ zany, izay anie no olany e,
24. kotobekibo ( 01/11/2009 23:37)
Ny alamo no tsara injinja ( miaratra tsara aloha ) , mampikatona ny maso-koditra ny alamo d avy eo tsy tsemboka intsony . Fa na d izany aza tohizana foana fa manjary miverina .
Ny resaka logo angaha tsy azo zairina ; Lé mpanjaitra eny analakely ireny misy mahavita karazany maromaro an!
25. Papoose ( 04/11/2009 16:37)
ary zay zany no ampiasain'ny sipa miasa alina an'izy reny :-w
26. rakotosogany ( 24/11/2009 07:31)
tena tsara aloha ny alamo arak'izay efa voalazan'ny namana iray teo fa mila atao,matetika fotsiny satria izaho koa efa voan'izany nefa @zao fotoana izao dia tsy maninona intsony :lol:
27. voux ( 14/09/2010 17:57)
aza mampiasa deodorant fa mividiana alamo, refa avy mandro d osory alamo,esory tsara ny volo-kelika
28. fahoria ( 12/10/2011 18:21)
Slt!
Mitovy isika!
Jereo @ ty lien ty ny fitarainako! http://forum.serasera.org/forum/message/m4e8da2a292932
xxx:

Slt daholo !
Za ry reto mba omeo hevitra momban'ny helika fa tena leo no menatra a! Tsy aiko na misy mitovy amiko na tsy fa , ny heliko ry reto ra vo tsemboka za de misy trace mavomavo a ! de tsy afaka mitsy surtout refa manao akanjo mazavazava loko reny. Za nefa tena mba le olona mandro tsara vo mande miasa, tonga koa mbola mandro . En + zahay any ampiasana manao tenue lobaka fotsy, de maamenatra be le izy. Efa misolo lobaka za 2 fois par semaine, nefa vo tsemboka mitsy za de misy anle mavomavo. Inona ry reto ny havitra ? Efa niovaova déodorant fona za, fa mieritreritra oe so de mba le déodorant ary, nefa ze apiasaiko mitovy fona ny resultat . Merci daholy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.086