tsy misy

1. simplex ( 03/02/2010 15:47)

manin kay ny vevavy ra tsy bekonetaka e? :(
novalian'i xxx ny 10/02/2010 22:44
2. xxx ( 03/02/2010 19:33)
satria ny vhv ry ty! olon'ny fo a! ampitomanio angé zà hahitanao azy e! :D :D ianao ndray no lasa mandohalika eo anatrehako eo! :evil: :evil:
3. jarifa ( 04/02/2010 05:25)
hahaha Ampitomanian'ialahy izy ko tsy hikonetaka :-D :-D :-D :-D
4. booboo ( 04/02/2010 11:02)
rhoooooo :-D :-D :-D

hormones hono mahatonga an'izany ee
5. Mirananirina ( 04/02/2010 13:29)
marina tokoa aloha fa be konetaka ny vhv...noho ny fo no anton'izany ary indrindra koa ny fahalemena manolohana ny lhl(ara batana io)simplex angaha mbola tsy nitomany?
6. vale ( 04/02/2010 14:44)
de asa re, fa ny vhv alou dia tena be konetaka e, malemilemy, (somary fragile) angamba e, sentimentale kokoa, sensible, euuu, tsy aiko, fa izy dolo izany!! :-D :-D :lol:
7. sipagasy ( 04/02/2010 17:25)
arakarak'ilay mampitomany kosa io e!!!!!

zah aloha tsa be konetaka e!!!! hihihih
8. xxx ( 04/02/2010 18:20)
sipagasy:

arakarak'ilay mampitomany kosa io e!!!!!

zah aloha tsa be konetaka e!!!! hihihih



iza koa anefa no andeha hitsotra oe zà be konetaka e! rehefa eo alohanao ny pire! vao hitan'ny havany eo. :-P :-P
9. simplex ( 04/02/2010 18:52)

:)
ny tena mahavariana moa dia ny hoe arakaraka ny ampanginana anazy hoe "aoka izay, fafao ny lelo sy rarakivy" no vao mia otran'ny miteny hoe tsara fa tohizo, faly be ah ra mbola mitohy ny tomany :roll: :)

ny sasany aza moa sady miteny hoe "za nga mitomany" no en meme tps, miraraka azo rofina @ zinga ny ranomaso :^):(

tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny re a... tsy natao hahatezitra akory...

ny valiny zany dia hoe: misaotra an'A/tra lehibe fa nomeny testosterones :lol:
c'est la vie!!

tapitra
;-)
10. xxx ( 04/02/2010 19:18)
jarifa:

hahaha Ampitomanian'ialahy izy ko tsy hikonetaka :-D :-D :-D :-D



le voilà le jarifa! tsy elà ve lay vao hitako tatsy @ sobika tatsy e! tonga eto france hitsabo tena nefa toa te hijanona hangataka long séjour!.aoka hiverina amiko ny teniko raha ohatra ka mitovy anarana fotsiny ianareo!si c'est le cas mantsy dia manoro hevitra an'ingahy zà oe! tonga dia mijànona eto fa aza mihaino ny teninireo panoro vilàna ireo.okay e!
11. Seeno ( 04/02/2010 20:36)
io kouh ref mis mapalahelo d aleo alatska n ranmaso fa rah kobonn ao d las areti-po, ka ilain n mitoman.
ts izay b ranomso akor d b konetak f ba marar n ain ka ten ts zakan d aleon mtoman e! ka louz hoan'ireo mininy makarar fou olon fots eh!
12. booboo ( 05/02/2010 11:34)
ny valiny zany dia hoe: misaotra an'A/tra lehibe fa nomeny testosterones
c'est la vie!!



:-D :-D :-D :-D :-D :-D
13. jarifa ( 06/02/2010 07:32)
xxx:

jarifa:

hahaha Ampitomanian'ialahy izy ko tsy hikonetaka :-D :-D :-D :-D



le voilà le jarifa! tsy elà ve lay vao hitako tatsy @ sobika tatsy e! tonga eto france hitsabo tena nefa toa te hijanona hangataka long séjour!.aoka hiverina amiko ny teniko raha ohatra ka mitovy anarana fotsiny ianareo!si c'est le cas mantsy dia manoro hevitra an'ingahy zà oe! tonga dia mijànona eto fa aza mihaino ny teninireo panoro vilàna ireo.okay e!




zay nareo zay, za aty UAE fa inona no ataoko hitso-tena any Frantsa any e, sady za lety olona ca va be fa tsy marary izany a, hitako iny anarana jarifa ao @ sobika iny fa mba anarana mitovy io e. ok dia aza mampitomany vhv intsony ialahy
14. xxx ( 07/02/2010 08:33)
io ndray raJarifa fa mandrivotra beu!!! :lol: :lol:
15. vale ( 07/02/2010 14:37)
ny tena mahavariana moa dia ny hoe arakaraka ny ampanginana anazy hoe "aoka izay, fafao ny lelo sy rarakivy" no vao mia otran'ny miteny hoe tsara fa tohizo, faly be ah ra mbola mitohy ny tomany

ny sasany aza moa sady miteny hoe "za nga mitomany" no en meme tps, miraraka azo rofina @ zinga ny ranomaso


Simplex> :-D :-D :-D :-D :-D :-D :lol:
16. muro ( 10/02/2010 07:56)
xxx:

satria ny vhv ry ty! olon'ny fo a! ampitomanio angé zà hahitanao azy e! :D :D ianao ndray no lasa mandohalika eo anatrehako eo! :evil: :evil:



ntssss!!!! koa raha tsy andriamanitra ianao ka andohalihana :twisted: :twisted: :twisted:
17. xxx ( 10/02/2010 22:44)
ntssss!!!! koa raha tsy andriamanitra ianao ka andohalihana
: :-D :-D miakatra indray ny lehilahy fa mety efa nandohalika.oh! le pauvre.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3899