inn no tinareo?? tsara ...sa tsara....???

1. xxx ( 01/02/2010 11:32)
innn no tinareo vevavy :

1-tsara tarehy nefa tsy de tsara bika fa eo eo iany
sa
2-tsara bika fa eo eo iany ny tarehy na ratsiratsy kely

:D :D
novalian'i maryline ny 28/04/2010 23:50
2. Mirananirina ( 01/02/2010 12:56)
tsara fanahy sy tsom-po,na ratsy bika sy tarehy aza,
3. vale ( 01/02/2010 16:00)
Mirana: hihihihihi
Aleoko le faha2 rehefa tena tsy maintsy hifidy, ra tsara taré anefa ratsy bika d otrany oe handicapée anie izany e!!! :^)
raha tsy d tsara taré fa tsara bika be, mety mba hisy chance ihany ny hahalany anao mannequin :lol:, maboamboatra taré kely eo, asiana maquillage, manao chirurgie esthétique , fa ny tongotra bila angah azo amboarina, ra tsy oe any @ 2050 any ho any angah?? ...... :-D :-D :oops:
4. Papoose ( 02/02/2010 15:05)
zay tojo eo fa vao maika tsy mahazo raha vao be calcul :lol:
5. ikaretsaka ( 02/02/2010 16:41)
coup double miteny.... tapy mandeha :-D
6. ni81 ( 02/02/2010 17:24)
zay tojo eo fa vao maika tsy mahazo raha vao be calcul
:-D :-D be famaritra toa rambon'osy ve ry papoose?
7. vale ( 02/02/2010 19:15)
:-D :-D :-D :-D
8. xxx ( 02/02/2010 19:33)
...ilay faharoa
za ny olona tsara bika no tiako, manintona, manaitra foana isaky ny miova fiankanjo,mahafinaritra, fa tsy de hoe ratsy tarehy be loatra kosa an
fa ny olona ratsy bika na dia tsara tarehy tahak ninona ary mahakivy,vetivety anao de leo,indrindra moa ra sady hoe fohy :wink:
9. xxx ( 02/02/2010 20:23)
Mifalia @ izay hananana e!!!
10. xxx ( 02/02/2010 20:56)
fa ilay nametraka lay hvtr ve aloha ka samy manàna reo zavatra2 ireo e! :roll: :roll:
11. xxx ( 02/02/2010 21:00)
Fa ahoana mou alou lay atao hoe tsara tarehy sy tsara bika @ nao ry xxx 1 ? des jambes longues plus de 1,5 m , des yeux gros ,un nez gros , des oreilles grandes , une téte enorme , une bouche de grande envergure ,une taille de guepe , des poitrines + de 10kg ,des yeux jaunes, violets ,oranges ,cheveux bleus , rouges , verts ,.... mba asio criteres kely alou houe ipolina azy tsara ?? :lol: :lol: :lol:
12. Mirananirina ( 03/02/2010 10:19)
Fa ahoana mou alou lay atao hoe tsara tarehy sy tsara bika @ nao ry xxx 1 ? des jambes longues plus de 1,5 m , des yeux gros ,un nez gros , des oreilles grandes , une téte enorme , une bouche de grande envergure ,une taille de guepe , des poitrines + de 10kg ,des yeux jaunes, violets ,oranges ,cheveux bleus , rouges , verts ,.... mba asio criteres kely alou houe ipolina azy tsara ??
:-D :-D :-D :-D
Mirana: hihihihihi
Aleoko le faha2 rehefa tena tsy maintsy hifidy, ra tsara taré anefa ratsy bika d otrany oe handicapée anie izany e!!!
marina ihany,fa misy koa anie tsara tarehy be na ratsy bika aza mahafatifaty ihany eh!
13. muro ( 03/02/2010 11:57)
kaiz! ny tena marina tsy misy olona tonga lafatra fa rehefa tena dinihina ny olona iray tsy maintsy ahitana défaut na bika aman'endrika na toetra ka tsy azo atao ny fatra-pifidy nefa tsy azo atao koa ny mijabajabaka
14. xxx ( 04/02/2010 18:27)
misy namana iray izay!ratsy tarehy be fa saingy tsara bika! dia rehefa miresaka momba azy io ny lhl! dia hoy ry zalh oe!( fa ny vodiny kosa aloha dada!!!!) :lol: :lol: dia hitanreo @ zany ary fa na vodi-tsobika aza manan-tandrify.
15. ifiona ( 07/02/2010 19:50)
aleoko tsaratsara tarehy satria... tsy any @ bikany no atao bisou avy eo fa ny tarehiny. Ka aleo mba tarehy azo jerena ihany

:lol: 8O
16. soanja ( 07/02/2010 20:20)
xxx:

innn no tinareo vevavy :

1-tsara tarehy nefa tsy de tsara bika fa eo eo iany
sa
2-tsara bika fa eo eo iany ny tarehy na ratsiratsy kely

:D :D


Misy fomba fitenin'ny Malagasy izay hoe "Arakara-tarehy voajavatra" ka dia anjarantsika ny mandinika io fahendrena malagasy io.


17. peta83 ( 24/03/2010 12:55)
Ary ina no tinareo ?sipa.....

* sola loha sa banga ridana???!!!!
18. dadax ( 27/04/2010 06:04)
misy koa le fitenenana hoe: ratsy tarehy b vody , voninahitry ny fandriana
19. maryline ( 28/04/2010 23:50)
:lol: :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8336