bevohoka

1. xxx ( 17/05/2010 11:56)
firy andro na firy herinandro alohan'ny tsy hiterahana no afaka manao farany ?mandra-pateraka !!
novalian'i hana ny 23/06/2010 10:06
2. mmmhh ( 17/05/2010 12:29)
afaka manao foana na de rapitso aza enao no ho teraka ... fa aza manao reraka be loatra .
3. Mirananirina ( 18/05/2010 10:49)
afaka manao foana na de rapitso aza enao no ho teraka ... fa aza manao reraka be loatra .
tsisy fetra raha olona salama tsara ny mitondra vohoka.
4. maryline ( 18/05/2010 11:12)
Fa inona ny dikan' ilay manao e!!!
5. xxx ( 18/05/2010 11:39)
Izaho aza nasain'ny sage femme nanao foana rehefa akaiky ho teraka satria manampy @ contractions sy ouverture col hono. Izaho anefa tsy nazoto fa dia noteriterena teo fotsiny
6. Mirananirina ( 18/05/2010 14:02)
Izaho aza nasain'ny sage femme nanao foana rehefa akaiky ho teraka satria manampy @ contractions sy ouverture col hono. Izaho anefa tsy nazoto fa dia noteriterena teo fotsiny
:-D :-D :-D
7. sipagasy ( 18/05/2010 17:25)
mmhhhh, dia manaova mora dia tonga soa ikalakely na ikotokely e!!!!
8. xxx ( 25/05/2010 11:34)
Fa inona ny dikan' ilay manao e!!!

manao bôlina , manao raraha , manao danse sns ........é! zé azo atao ! :-D :-D :-D :lol: :lol: :lol:
9. vale ( 27/05/2010 21:42)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. hana ( 31/05/2010 11:33)
rehefa tsy mandrara ny mpitaiza dia ataovy izay mahafalifaly e! Misy milaza aza fa mahatsara zaza hono io. Tsy teriterena nefa fa mba izay mahafinaritra koa no atao
Tongava soa ny zazakely
11. locenzo ( 22/06/2010 13:28)
rehefa avy miteraka ve vhvavy de lasa tery be sa malalaka be oatrany le talo sy maafana fona reto
12. hana ( 23/06/2010 10:06)
aza maika aloha fa mbola mifana e! avy eo, reraka be matetika, misy manaintaina aza.
Mihamalalaka kosa e! fa izany hoe mifintina tsikelikely ihany. Izay hafanàny indray... angamba ohatry ny tsy bevohoka rehetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.334