Mila sakafo gasy aty Europe.

1. xxx ( 07/02/2010 14:05)
zay mahalala re, omeo site ahafahana mividy anana par internet, raha aty europe.
Misaotra mialaloha.
novalian'i 3188 ny 23/02/2010 14:38
2. vale ( 07/02/2010 14:31)
Tsindrio "Bazar Be" eo ambony ao @ page d'accueil serasera.
3. xxx ( 08/02/2010 08:01)
ar'zato ;telo toko rondrato eo andravoahangy ! :^) :^) :^)
4. Mirananirina ( 08/02/2010 10:15)
ka ilay Europe anie ka ngeza be eh!!!!!aiza ho aiza io.raha hi-komandy aminy internet aminy bazar be ..nefa ianao any Portugal ohatra...angamba tsy afaka hi-livre any ry zareo.
5. Papoose ( 08/02/2010 19:27)
au zoma point com
6. Ratoa ( 08/02/2010 22:14)
voan'anana afarana dia amboleo anaty pot na jardinière fa milay be
7. soanja ( 09/02/2010 14:38)
xxx:

zay mahalala re, omeo site ahafahana mividy anana par internet, raha aty europe.
Misaotra mialaloha.


Ireny mangazay asiatika ireny feno anana betsaka misy amintsika any Mada. Afa tsy ny anamafana ihany no mbola tsy hitako aloha fa na ny anamamy aza dia tena misy any. Asa anefa fa miankina amin'ilay toerana, tanana sy firenena misy anao.


8. diamondra27 ( 09/02/2010 16:51)
miangosa anamamy eny an-tanikatsaka raha any france enao
9. Ratoa ( 10/02/2010 00:21)
miangosa anamamy eny an-tanikatsaka raha any france enao
ééé dia hihinana poizina eo. Misy poizina mahery be mitovy amin'ny anamamy fa tandremo!!!
10. Mirananirina ( 11/02/2010 14:25)
naheno pub ny bazar be aho fa kay na europe aza mi-livre any ry zareo.
11. diamondra27 ( 11/02/2010 14:59)
ratoa: anamamy no nasaina notangosana fa tsy poizina ka, fa inona zany poizina lazaindry zany
12. Ratoa ( 11/02/2010 23:35)
belladonne no anarany.
Misy mitovy tanteraka amin'ny anamamy izy; ny raviny, ny vonony, ny voany dia tahaka ny anamamy mihitsy. Zavamaniry dia (sauvage); Misy mauve ny ny vonony (fleur) dia mena ny voany fa ny raviny dia tahaka ny anamamy. Misy koa fotsy ny vonony fa ny voany no mauve.
Poizina mahery be (toxique). Misy izy voloina ny raviny, misy malama tahaka ny anamamy. Misy koa mididi-didy be ny raviny (ciselé finement) anefa koa misy ery akaikin'ny tahony ery no mididy ary koa misy tsy ciselé mihitsy fa dia ho lazaina hoe anamamy raha jerena.
Tandremo lahy sao matin'ny tenda.
Raha te hinana anana , mividiana eny amin'ny sinoa na manafara voany avy any an-tanàna dia amboleo
13. sipagasy ( 16/02/2010 19:36)
tena marina mihintsy io tenin'i Ratoa io ry diam's fa tandremo annn, izaho tsy mahay manavaka azy fa misy namako mahay manavaka, izay aho vao mahasahy miara-manongotra hihihi, fa ny katsaka na misy milaza fa ho an'ny biby hono , (ieh) dia tsy maninona fa alaiko ihany dia atonoko e!!!!!!
14. 3188 ( 23/02/2010 14:38)
aty americ aza tsy na ny kodiny aza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4208