Resa-behivavy

xxx ( 23/03/2009 10:24)
fa maninona ary ny vevavy no tia mifosafosa e!! ny lelah mety manao ihany fa ny an'ny vevavy tena trop !! isaky ny misy vevavy miaona : na 1 na 2 sutout fa refa maromaro ( groupe) de tena tsy maintsy ... tohiny
novalian'i fitia2006 ny 24/04/2009 17:29
manitinah ( 21/03/2009 16:48)
AONA NDRAY NO HAHALALANA an'ireny lehilahy reny kay hoe mtady firaisana fotny no ilaivany VEHIVAVY,,,????... tohiny
manitinah ( 16/03/2009 10:40)
novalian'i rurale ny 11/08/2009 10:43
roxanaha ( 11/03/2009 10:28)
Miarahaba antsika rehetra Zaho zany t@ mbola kely(nanomboka 12taona) ka hatr@ zao dia tena tian'ny zaza kely. Manana attachement be amiko ny ankizy. ôtrany hoe zà no reniny. Na ny zanaky ny havan... tohiny
novalian'i Hinagasy ny 25/03/2009 03:47
xxx ( 11/03/2009 07:19)
ra tsmanao préservatif v le lelà ka on fait le truc d met akarary anazy v sa mety akarary anà ko v? >>Sa maazo ... iany v sa aôna ??? merci d'avance... tohiny
novalian'i mbaliana ny 17/04/2009 07:06
xxx ( 11/03/2009 07:02)
possible v oé mandé ny règle @lé cycle manaraka iny nefa mety ho sur oé bevoka ?... tohiny
novalian'i sarobidy ny 16/03/2009 11:42
sipagasy ( 08/03/2009 12:03)
Miarahaba antsika vehivavy tratry ny andro androany indray e!!!! indro teny kely e!!! nindramiko, si hira ihany koa: http://www.dailymotion.com/user/nante9/video/x8kqm8_ramatoa-et-ramose-de-lime... tohiny
novalian'i sitlo ny 08/03/2009 21:44
sitlo ( 04/03/2009 19:33)
Ianareo koa ve rehefa eny amoron-dranomasina mba tsy manao akanjo ambony? Tamin'ny voaloha aho sadaikatra ihany fa nony zatra ohatra ny tsy koah ihany. Ilay reneny be ireny no manirikiry ny mijery ... tohiny
xxx ( 03/03/2009 15:32)
Miarahaba atsika daholo, bevoka zah, vao 2mois, ity no voalohany,te handoa foana, rera-dava, tsy misy zavtr vitako mihitsy,tsy misy sakafo tiako mihitsy, torimaso efa tsy tenenina, tsy te handeha2 miv... tohiny
novalian'i welie ny 26/03/2009 16:45
xxx ( 02/03/2009 16:39)
miala tsiny amin'ny teny vahiny. Dommage koa izany tsy tafavoaka eto ilay sary fa mahatsiravina be : ny mloha nonon'ilay vehivavy sy ny manodidinany misy trous mihisa 30 dia misy lohana larve kely... tohiny
novalian'i Ratoa ny 02/05/2009 23:40
anatiko ( 26/02/2009 14:24)
tonga soa aman-tsara rafozako, asehonay azy ny fiananay fa tsy mila mizesta fa mandeha tsy moramora, sady atao izay tsy andaniana vola fahatany. ho 50 taona izy @ diany aty zao, ka milaza fa hanao fe... tohiny
novalian'i Ratoa ny 01/05/2009 21:59
xxx ( 26/02/2009 13:08)
Bjr à tous! Nous souhaitons créer une association pour les méres et péres célibataires, alors celles et ceux qui sont intéressés, merci de nous contacter au mail: mereperecelibat@yahoo.fr ... tohiny
sitlo ( 26/02/2009 11:23)
Tena mihaiky anareo vehivavy ihany aloha aho mahavita mitaiza ireny zazakely ireny fa tena henjana ianareo eh. Indrindra fa ilay somary tsy dia manana ireny dia ilay tsy maintsy sasana ny lamban-jaza ... tohiny
novalian'i elyzo ny 12/03/2009 10:18
xxx ( 23/02/2009 14:06)
ahoana daholo, efa nanokatra hevitra teto zah tam volana desambra ity le izy t@ zay : [quote]26 ans zah, mbola tsy niteraka efa handray telo volana izay ny regle tsy tonga, efa in-2 nanao test de gro... tohiny
xxx ( 19/02/2009 05:57)
slt daolo, cycle irregulier : na 28 na 31, aôna ny fanisa azy fa mampanay ref ...... tohiny
novalian'i baraingo ny 11/03/2009 07:12
flodine ( 17/02/2009 21:48)
Inona daholo no aretina mety hoafak'io rehefa avy nampifangaroina iny? Dia manao ahoana ny fomba fihinana azy? Mety @olona bevoka koa ve ny mihinana azy? Misaotr mialoha @ zay handray anjara tompoko... tohiny
princ ( 16/02/2009 14:43)
anontany ny hevitrareo aho momban'ny masturbation @ vehivavy. ny fomba anaovany azy, ilaina ve e, misy fiany ve e, mila valiny... tohiny
flodine ( 15/02/2009 17:02)
Inona ry reto no mahatonga ny vehivavy ho maina rehefa eo ampanaovana rapport sexuel ? efa mba tratran'io koa ianareo?... tohiny
novalian'i flodine ny 03/03/2009 19:07
sitraka1 ( 15/02/2009 15:03)
Salut, Fa inona aki no mahatonga ny panda ami'ny tarehy? De inona no tokony ho tandremana sy hanalana azy. Za tsy de tena mahatsikaritra an'ilay izy fa nisy olona 2 nilaza tamiko hoe misy panda za, k... tohiny
xxx ( 14/02/2009 08:06)
[img]http://img101.imageshack.us/img101/7314/izaireoxc0.jpg[/img]... tohiny
novalian'i vale ny 15/02/2009 18:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1204