faire l'amour pendant ny règle na ny f1 règle (tsmet ou met)
1. xxx
(
11/03/2009 07:19)
ra tsmanao préservatif v le lelà ka on fait le truc d met akarary anazy v sa mety akarary anà ko v?
>>Sa maazo ... iany v sa aôna ???
merci d'avance
>>Sa maazo ... iany v sa aôna ???
merci d'avance
novalian'i mbaliana ny 17/04/2009 07:06
2. xxx
(
11/03/2009 12:11)
1- voretra be izany
2- misy effet-ny @ ilay vehivavy , efa noresahina tany @ fahasalamana
tsy afaka miandry 5 jours mihintsy angaha nareo ???
2- misy effet-ny @ ilay vehivavy , efa noresahina tany @ fahasalamana
tsy afaka miandry 5 jours mihintsy angaha nareo ???
3. soanja
(
11/03/2009 13:32)
Ny hankarary aloha dia samy manana ny toe-batany ny olombelona ary tsy misy hoe mety sy tsy mety fa dia ny fanandramana ihany no ahitana hoe te haka riska ve sa tsia. Afaka miray ny olona na dia tonga fotoana aza ilay vehivavy nefa raha toa ka ny kibonao efa manao spasma dia mbola ampiana tomboka dia mety handreraka be ny lalandra. Mila maka aina ny vehivavy tonga fotoana sady mila maka fisainana mba ho tony.
9. elyzo
(
12/03/2009 09:40)
efa voalaza ao amin'ny baiboly fa voarara ny miray am vevavy mitsi-drà ko!!!
12. mmmhh
(
19/03/2009 08:31)
ra tsmanao préservatif v le lelà ka on fait le truc d met akarary anazy v sa mety akarary anà ko v?
tisy effet @ lehilahy io fa ianao no mety hisy.
Endraso vita ny regle vao manao e, de tsy ho handry ve le fotoana kely andehananny iny?
13. rasobakobako
(
14/04/2009 13:54)
- Ara-tsoratra masina : Tsy mety ny firaisana mandritry ny fadimbolana
- Ara-pahadiovana : tsy marikoriko be ve ?
- Plaisir : angamba kosa izany ilay hoe vonoy ny jiro, esory ny klotinao, misabakà, kchof kchof, vita ! (hihihi)
Nefa raha hoe fantasme-nareo, dia miankina aminareo ihany. Raha izaho ilay vehivavy dia sadaikatra aho, rehefa manao an'io ange mba mily bien étre, ny nify aza borosiana tsara, ny tena mandro tsara, misy aza manao parfum, dia hosimbana amin'ny rà be eo ve? io ange mba fotoana hifanehoana fitiavana e!

14. mbaliana
(
17/04/2009 07:06)
ataovy aloha zay vao ho hitanareo, ny amin'ny rs ange marikoriko daholo fa rehefa tonga eo toa miova daholo zay noeritreretina taloha