Resa-behivavy

skouskou ( 01/10/2008 12:25)
Taloha aho nanao "mpandalao" vidiana amin'ny farmasia any an-tanàna fa hoe manadio fiodirana. Dia tena hitako tsara tokoa, nanao isan-kalina nandritry ny taona maro nisesy. Tamin'iny taona 2006 dia... tohiny
novalian'i ni81 ny 27/10/2008 08:25
sakaizakely ( 29/09/2008 20:24)
nareo ve mahamarika entana very matetika na tsy hita intsony ? nena sotrokely sy bakiraro very singany foana :evil: :evil: :evil: nareo kou ve ? :-P ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/11/2008 23:06
tsikiowa ( 27/09/2008 06:41)
Mba mila hevitra kely aminareo namana vehivavy ato amin'ny serasera... Possible ve raha olona miaraka mifankatia vao enim-bolana dia mangataka sahady ilay lehilahy hoe andao hiaraka hipetraka...? Na... tohiny
novalian'i arialy ny 09/10/2008 09:00
tambawaks ( 17/09/2008 05:49)
hono hoah ry reto, aiza no misy mivarotra anzany silicone am no2 sy 7mbenanana zany???? :roll: ... tohiny
novalian'i ni81 ny 27/09/2008 06:58
sff ( 16/09/2008 07:40)
Ahoana kay ny fomba famonoana angadrano fa tena tsy afaka mihitsy ny ahy na sasana matetika aza. Misy ilay shampoing antipelliculaire ireny nampiasaiko fa tsy afaka akory. Dia nisy ankizy nilaza tami... tohiny
novalian'i letmi ny 04/12/2008 13:08
ni81 ( 15/09/2008 08:26)
http://www.fils-or.com/... tohiny
novalian'i mangamaso ny 15/11/2008 20:42
pisou206 ( 15/09/2008 05:43)
Bjr, mba mangataka fanampiana e, mitady ankizy hanampy ao antrano akia za sao de mba mahita nareo an, 20 - 30 ans, 150.000 Fmg ny karama fa aty Toamasina an. Aloako ny frais aller TANA-TAMATAVE ra... tohiny
novalian'i stanyh ny 21/09/2008 09:32
volana7 ( 09/09/2008 10:58)
za ry reto mba te hividy machine à laver de mba saika hanontany izay efa manana indrindra ilay marque ocean TSARA VE... tohiny
novalian'i volana7 ny 02/10/2008 14:43
tambawaks ( 09/09/2008 07:33)
sali r'reto a aôna kay ny fomba atao hampijanona volo miongotra be???????... tohiny
novalian'i ni81 ny 19/09/2008 12:17
orona ( 01/09/2008 13:15)
Raha ny biby no jerena dia hita mazava ny difference. Mazàva amizay ve sa mbola hitady hitovy zo iany??? sa akohovavy maneno??? Za tsy milaza hoe tsisy ilavana anareo -- tsara tarehy nareo -- tend... tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 15:31
xxx ( 01/09/2008 10:41)
Infidélité Un mari se fait mordre le pénis lundi 1er septembre 2008, par Franck L’histoire s’est passée récemment dans la capitale. Un homme qui travaille dans le bâtim... tohiny
novalian'i lohataona ny 03/09/2008 16:44
endrika01 ( 31/08/2008 10:26)
Mhhhh,zah wa ry zareo mbo toroy hevitra raha mbo misy aza memezana zah a,omeo sopapa kely fa mba te hamalehibe ny sakafon-jaza,hi hi hi hi( ny nono izany) Misaotr... tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 15:25
vale ( 30/08/2008 11:31)
Manahoana daholo ! tsy ataoko hoe ny nahafaly anao androany tahaka ny dinika fataon'i booboo ty an, fa kosa izay zavatra rehetra mety mahafaly antsika vehivavy, na tsy androany aza ,de afaka tenenina ... tohiny
novalian'i ssendra ny 06/09/2008 08:57
tsidina ( 23/08/2008 22:35)
Vao 7mois zay ny nanambadiako aty ampita, ka zao efa mahita ny tsy fahita zao. Zah anefa bevoka. Tsy fantako na le zah bevoka no mampisy ilay olana na ahona fa zao: nanomboka nampitoetra ny kiboko de ... tohiny
novalian'i totty ny 04/11/2008 20:07
xxx ( 23/08/2008 19:50)
azo sitranina tsy mivrenina tsony ve kay ny mst na ny ist raha tsy mahadiso... tohiny
novalian'i xxx ny 29/08/2008 08:45
Stretch ( 22/08/2008 14:55)
tam za bevohoka efa folo taona lasa zany dia ratsiana taniravo tsy laitra mihintsy aho , faly mihintsy ilay mpivarotra fa ny arizato tamzany isan'andro ny laniko , ka loza ny mahazo ahy zao fa te hih... tohiny
sitraka1 ( 21/08/2008 18:30)
Ny lehilahy manko tena be tsikera ny vehivavy mihitsy, ka mahita fomba ahalalana fa efa mananjanaka ny vehivavy iray raha toa ka efa milatsaka ny nonony, na koa milatsaka ny bassin... Fa ianareo ve mi... tohiny
xxx ( 18/08/2008 16:46)
inona ry reto zany ureaplasma urealyticum zany de inona no fanafodiny azo sitranina ve?... tohiny
novalian'i bazylou ny 21/08/2008 01:20
tsidina ( 17/08/2008 14:43)
ny zaobaviko ry reto mitaraina foana izy misy perte blanc foana isanandro, efa betsaka ny traitement efa narahiny hono nefa dia tsy mety afaka tanteraka fa de miverimbrina. Ny fanontanina de zao.moe v... tohiny
novalian'i ni81 ny 23/08/2008 21:22
hantajoasy ( 11/08/2008 12:12)
Manahoana daholo , sao mba afaka hanampy ahy ianareo ry reto fa mitady mpanampy aho , tovovavy eo anelanelan'ny 18 à 24 ans eo eh , ny karama 125 000fmg , manao asa antrano , sy manasa lamba , ny ank... tohiny
novalian'i luanni ny 23/02/2016 12:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1133