Resa-behivavy
xxx
(
06/02/2009 14:52)
inona no tsy tinareo @ lehilahy?
TSY MI-TENIR COMPTE ENDRIKA SY BIKA FA LE TOETRA @ AKAPOBENY.NY FOMBA FOMBAN-DRY ZALAHY....
suite
répondu par kamongo le 25/02/2011 08:02
mion
(
03/02/2009 06:31)
Vao tonga tato aho de nijery ity forum ity, vao hitako ny liste n'ireo titre de tsitako ze raisina lasa voatery hanokatra tsirairay ireo lohahevitra aho vao afaka handray anjara: quelle perte de temps...
suite
répondu par Lejoba le 03/02/2009 12:06
xxx
(
02/02/2009 06:27)
ahoana ny hevitrareo @ ny vehivavy sahy mangataka zaza @ lehilahy iray ?...
suite
répondu par Papoose le 17/02/2009 23:18
xxx
(
30/01/2009 19:25)
Sao mba misy mahalala anarana pillule de lendemain ???
Misaotra mialoha...
suite
répondu par mmmhh le 19/03/2009 08:11
flodine
(
29/01/2009 19:51)
Zah reto mba lasa saina ihany fa efa 2ans izahay no mpivady dia ny rafozambaviko tsy ary niditra tato aminay ka lasa saina ihany aho hoe sao tsy tiany ve zah? de mety miatsara velatsihy ihany zany izy...
suite
répondu par soanja le 20/02/2009 20:33
Mirananirina
(
23/01/2009 19:34)
Ahoana ny fijerinareo any ireny vhv miteraka amina lhl 3 a 4 ireny,dia samihafa daholo ny ray ny zaza.Misy namako izay mbola hiteraka hono izy nefa efa 3 ray ny zanany.Nolazaiko hoe tsy mety fa aza mi...
suite
répondu par soanja le 11/02/2009 15:10
xxx
(
21/01/2009 06:04)
Miarahaba antsika rht namana,
Mba maniry ny hiteraka kambana ry reto za dia sao mba misy olona na lahy io na vavy afaka manoro hevitra hoe izao no atao na izao. Vavy kely efa 9 taona @ity manko ny ...
suite
répondu par Tchouchou le 01/03/2009 14:51
lionnelia
(
18/01/2009 12:13)
bonjour daholo!
bevoka efa plus de 3 mois aho t@ 2005 nohon'ny tsy fananako atom-pivelomana azo antoka dia nalàko le izy natao anestesie général tany @professeur iray. heritntaona taorian'io dia...
suite
répondu par manuella2607 le 07/04/2009 15:32
benasy
(
16/01/2009 11:26)
Eny é! tena iniako atao ato mihitsy ity hevitro ity, satria aminareo vehivavy no mety ahitako ny tena marina!!!!!
Saropiaro diso tafahoatra ilay sipa miaraka amiko ( efa miray trano izahay !)
-Taf...
suite
répondu par teety le 17/10/2013 18:46
anatiko
(
12/01/2009 21:02)
tratry ny taona daholo
Zao e:
ho avy rafozako vavy hanao vakans 3 volana ato @y. Efa gidraka be manko ny relation -nay satria nanao révolte a efa ho 7 mois izay, fa ramose mandefa vola lava any @ ...
suite
répondu par Ratoa le 31/01/2009 15:39
orona
(
10/01/2009 13:01)
Iray andro fotsiny =)) =)) :-@ ...
suite
répondu par orona le 23/01/2009 17:36
xxx
(
27/12/2008 12:44)
Inona ry zareo ny fanabeazana aiza tena tsara ?? Ny ahy Implanon no ampiasaiko vo 2 mois zay fa tena mihakely za , sady nisy 1mois zay mbola tsy tonga ny regle-ko . Ny sasany nefa vo manao fanabeazan...
suite
répondu par Madnaoda le 23/02/2009 12:26
xxx
(
27/12/2008 11:37)
26 ans zah, mbola tsy niteraka efa handray telo volana izay ny regle tsy tonga, efa in-2 nanao test de grossesse za tanatin'izay fa negatif foana le izy.
Nisy 02 semaine zay nande tany @ gyneco za, n...
suite
répondu par Rafahafahana le 31/12/2008 09:18
roxanaha
(
23/12/2008 09:27)
Bonjour daholo
grave ry reto zany hoe tsy mananjanaka zany a! Za mba efa te hiteraka satria efa feno taona ho @ zany(26ans @ taona ho avy). Mba efa nanao le test d'ovulation ihany ary tena hitan'ilay...
suite
répondu par roxanaha le 06/02/2009 09:37
fenouhy
(
14/12/2008 18:31)
maninona kay raha mifanena @n' olona tiana taloha dia mbola midoka be ny fo, na efa antaonany maro aza tsy nifankahita ,dia mbola fitiavana ve zany ? mba lazao ny evitrareo @zany. (l) ...
suite
répondu par Mirananirina le 16/01/2009 18:00
xxx
(
05/12/2008 11:52)
Inona angaha no mety nitranga raha toa ka vehivavy ireo Majy telo nanatitra fanomezana ho an'i Jesoa zazakely ?
angamba :
-Nanontany làlana izy ireo.[URL=http://imageshack.us][IMG...
suite
répondu par mmmhh le 27/12/2008 12:30
booboo
(
04/12/2008 10:59)
Nijery² tany @ namako Gougôl zà dia sendra an'ito, dia nahatsiaro ilay dinika nalefan'i Kitjo efa ela² zay nisy pôzina lakozia sy ny tariny.
http://www.alianceimex.fr/
Tsy matiko lolo ilay...
suite
répondu par andrywui le 08/12/2008 14:57
myaina
(
03/12/2008 09:03)
salama daholo,
mba saika hanontany, maro ve nareo no mapiasa toy ny produit vokarin ny CHE, SVR, na koa ny an ny homéopharma! sa karazany inona, iza no hitanareo fa mba efficace? misaotra mialoha!!...
suite
répondu par refanoasoazaybrigitte le 27/11/2017 16:46
dinm08
(
01/12/2008 13:20)
Mba toroy hevitra aho ry reto na gymnastique atao mba ahalehibe ny fitombenako fa zaho somary lehibe nefa io ny ahy somary fisaka ihany.
Gymnastique no tena tiko na fomba atao.
Misaotra mialoha e :o...
suite
répondu par ni81 le 20/02/2009 06:52
heidi
(
26/11/2008 19:41)
Tsy hitako izy hametrahako ity dinika ity fa vehivavyaho manoratra de ato no ametrahako azy.... :°)
Ianareo ve efa tratra manao betizy kely rehefa maika na mikorapaka na rehefa variana loatra ny ...
suite
répondu par Mirananirina le 30/12/2008 14:46
