Resa-behivavy

hantajoasy ( 11/08/2008 10:09)
SALUT AN !! Misy namako mba mitady namana vehivavy ka raha misy liana de mba valio na antsoy ity phone ity :033 09 436 35 tsy sangisangy io fa tena zavamarina ka raha tena liana aminy ianao de aza... tohiny
novalian'i Lejoba ny 12/08/2008 13:41
mirabela ( 10/08/2008 20:53)
hihi! slt dôly sao mba maita truc, test nareo na fomba ahafantarana fa mbola vierge ny lehilahy iray? na dia test psychologik fotsiny az!! d misotr mialoha ... tohiny
novalian'i xxx ny 31/08/2008 18:56
xxx ( 02/08/2008 19:54)
azo ajanona @ zao tsy mila mandeha dokotera ve ny pillule kay ; tsy te hiteraka aho fa tsy te hampiasa intsony... tohiny
novalian'i kelly13 ny 06/08/2008 20:47
xxx ( 02/08/2008 19:41)
ahona kay le inflamation @ vhv reny mety tsy manin ve ... tohiny
novalian'i xxx ny 07/08/2008 18:58
endrika01 ( 26/07/2008 09:14)
Fa mampaninona kay,ny fanasiana rà hatrany ambany @sakafo?Tsy famosaviana ve izany?Malagasy namako be eto aminy toerana hipetrahako,no mitantara fa ilay philipinina miara-miasa aminy,tratrany foana m... tohiny
siay ( 18/07/2008 20:43)
[b]Bold text[/b][color=red]Red color[/color][color=red]Red color[/color]tadiavina mba olona ho raisin'ny fo ho tiavina.[center]Centered text[/center]... tohiny
novalian'i ainaheri ny 06/08/2008 09:49
xxx ( 12/07/2008 07:24)
O ry zareo ah! raiketo indray samia mba milaza ny sopapa mba hainy reh! Ahoana kay ny fomba fanalàna calcaire amin'ny Parois douche en verre fa manjavona ny calcaires be mihintsy ilay izy, mokosok... tohiny
novalian'i Ratoa ny 18/07/2008 13:59
fejere ( 09/07/2008 09:40)
Salama, Bevohoka 1mois eo ho eo ka mando isan'andro, mety misy fomba hanafoanana le fandoavana isan' andro ve? Misaotra amin'ny toro-hevitra mahasoa.... tohiny
nenipita ( 08/07/2008 07:30)
ahoana ny fampiasanareo fanalana azy io, Misotra... tohiny
ramistiana ( 28/06/2008 09:14)
ho an'i orona Ilay fanambaniana ny vhv zany dia ohatran'ny hoe tsy mety e! Ny vehivavy mantsy dia olon'ny fo kokoa raha mihoatra ny lhl,mora tohina kokoa raha amin'ny resaka. Izaho koa dia manohitra ... tohiny
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 22:16
hery ( 27/06/2008 14:59)
Tiako haverina amin'ny resaka dinika sy fifanazavana tsotra ity resaka ity fa ny anareo mantsy tonga dia ilay olona nanoratra no asianareo fa tsy mba ny hambom-ponareo no mihetsika http://forum.serase... tohiny
xxx ( 21/06/2008 06:24)
Faly miarahaba ny namana!Zah ry reto mbô tsipazo sopapakely aminy fomba fanarahana andro,raha tsy tina hipetraka ilay zaza a,na we tsy mbola te ho bevoka! Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i endrika01 ny 25/10/2008 04:22
yonikafopl ( 15/06/2008 10:56)
[quote]Par Don't Miss Dontmiss - Samedi 14 juin, 14h35Quand on demande à Beyoncé quel est son secret de beauté, elle répond : (Publicité) "J'ai une belle peau parce que je ne la lave pas..." ... tohiny
ni81 ( 13/06/2008 05:52)
Raha tiana halefaka ny tanana ary tiana ho mafy tsara ny hoho dia ity misy toro hevitra tsotsotra: 10 cl huile de ricin (na tseroka no filazan'ny malagasy an'io) 10 cl huile d'olive Ranon'ny voasar... tohiny
novalian'i xxx ny 16/06/2008 13:04
orona ( 12/06/2008 17:08)
Refa natao ny fanadiadiana dia kely noho ny an'ny lehilahy ny atidohan'ny vehivavy amin'ny akapobeny. Vokatr'izay angamba no mahatonga azy ireo tsy mahay. Azo isaina amin'ny ratsatanana ny vehivavy... tohiny
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 21:48
ari.malala ( 11/06/2008 13:30)
Miarahaba ny rehetra, Hikarakara andron-jazalahy @ ty volana ity, ka sao d mba misy afaka manor ny fomba fanjairana malabary azafady. Azo atao ny mividy vita, azo atao ny mampanjaitra, fa mba tiako... tohiny
mila ( 04/06/2008 13:47)
bonjour nareo e! aona kay ny fandehan'ireny pillule reny e! tsizany mantsy fa efa norplan aho de tsy zakako le izy de novaiko pil ndray de aona?... tohiny
xxx ( 02/06/2008 10:46)
manaôna daôlo saika anotany anareo oe aizaoaiza kay no misy fanaka,salon cuir drindrindrindra a,vita gasy izy io,mora ny vidiny nefa tsara lé qualité-any.tsy lé eny @coum 67ha reny kosa a!fa m... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 17/03/2015 14:27
xxx ( 28/05/2008 17:11)
Manahoana, Ho an'ireo tany Mcar vao tsy ela. Manahoana ny fisavana entana eny Ivato ho an'ireo olona avy aty ivelany? ... tohiny
novalian'i nikah ny 04/07/2008 12:32
xxx ( 26/05/2008 15:10)
Tena misy ny mizaka ny mafy,misy ny mizaka ny tsy eran'ny aina,fa dia manakombona ny vava eny ihany fa izany hono no fahendrena ary raha mbola azo atao ny mitazona ilay tokantrano dia zakaina daholo i... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1266