FANANGEZANA NY NONO :-P
1. endrika01
(
31/08/2008 10:26)
Mhhhh,zah wa ry zareo mbo toroy hevitra raha mbo misy
aza memezana zah a,omeo sopapa kely fa mba te hamalehibe ny
sakafon-jaza,hi hi hi hi( ny nono izany)
Misaotra melou:-P
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 15:25
2. fahamarinana
(
31/08/2008 10:49)
:arrow: manao soutif feno eponge... :-P vazivazy fa raha tiana ho définitif dia ampiana ireny matiere tsilendolendoka ireny (silicone ) na koa mianatra ho tia ny efa eo.Au moins tsy misy risque hitarozaka fa efa kely ihany izany ilay izy... :) (l)
3. ni81
(
31/08/2008 10:51)
:-P aleo tsy mimémé klou fa bedy eo! Misy karazan'olona kely nono mihitsy ka na dia mahazo aina somary mihavaventy aza izy dia tsy misy mihitsy io fa kely toy ny paoma fotsiny ihany! Fa misy kosa karazan'olona somary tsy dia ngeza akory kanefa dia ngeza toy ny pamplemousse avy any dago ny nonony. :lol:
Ity koa anefa misy torohevitra hitako fa sao mazoto hanao fanandramana an'izany! :) Tandremo anefa fa ny fanafody dia mety hisy fiantraikany matetika.
http://www.labobara.com/developpementsei.html

4. ataovyserieux
(
31/08/2008 10:59)
Raha izaho ianao dia aleo mionona amin'izay misy eo. Manjary tsy natoraly intsony mantsy dia psychologiquement mety hanimba saina. Izay aloha no torohevitro. Ny vehivavy mantsy somary tsy dia mahay mionona amin'izay eo am-pelantanana fa mahita "indro kely" foana .
Mety io Endrika fa izay tsy tia miala a!

5. fahamarinana
(
31/08/2008 11:02)
:arrow: efa misy koa anie ireny soutif efa special ireny,toa efficace koa sa mila atao pamplemousse ny any endrika.
ni : i endrika efa mahay antsika roa hoe mpivanitika fa serieuses koa mazana.Tiako mihintsy manadala any endriko io... :) (l)

6. fahamarinana
(
31/08/2008 11:05)
ataovyserieux:
Mety io Endrika fa izay tsy tia miala a!
:arrow: :-D ohatrany hoe efa hitany serieux koa ilay izy... :D (l)
7. fasaly
(
31/08/2008 11:47)
fangah defa kely ery....
refa mipetraka tsara fotsiny lay izy dia efa manja
fa raha sady kely no mitarozaka dia aleo manamboatra ra iny no mankarary saina :°)
zà koa aloha tsy dia tia an'ilay solo nono e! na ny hieritreretana hoe nosesefana zvtr ao anaty vatako aza defa tsy any, tsara endrika fa hafa ihany no antsoina hoe natioraly , fa refa tena ilaina ve ka misy ny vola hanaovana ny tsy natoraly miakina am lay vevavy ihany io, sady toa efa lamaody b koa ity mampiakatra nono ity, fadio ny lasa obsedée otran'ny lolo ferrari :-P

8. fasaly
(
31/08/2008 11:49)
raha manao sport exercice special poitrine izany hoe manabokona au niveau de poitrine dia mety hampitombo volume azy sady tsara endrika ferme tsara izy azon'ny sport :-P manao pompe isan'andro
9. vale
(
31/08/2008 12:25)
ié, ity koa exercice tsara sady efficace: mijoro mahintsy tsara, somary écarté-na kely fotsiny ny jambes, ampiakarina ambony manao V ny tanana 2, ampidinina eo ampovoan'ny faritry ny tratra, ary akambana tahaka ny mitehaka ireny. Atao 50 fois isan'andro , raha mahavita mihoatra vao mainka tsara. Andramo anie e, tena mandaitra.(NB: mampisy volume io, raha efa mibontsina moa ny nonon-dry de tsy mila atao an'io intsony, ny hoe mampitombo azy aloha tsy misy afa-tsy ny silicone ihany e...nataoko an'io ny anah satria avy teraka de voatery nanala nono tampoka noho ny asa( vao feno 2mois ny papoose, )tena tampoka be tsy nisy nanaovana anazy progressivement ankory, ka lasa somary nilatsaka ny nonoko. Izao izy misy volume tsara. :^)
11. xxx
(
31/08/2008 18:07)
ainaheri> :-D
Fa hono oa 'zareo : marina ve fa reefa safosafoin'ny lehilahy ny nono, nalalaoviny dia lasa mitombo ?

12. ssendra
(
31/08/2008 19:12)
xxx: raha nono tokony mbola hitombo dia dia toa marina lay hoe rehefa lolovin'ny sipanao dia me ngeza....
13. sylvain
(
31/08/2008 19:12)
tena marina ka raha vao lalaovina sy safoina foana, mitombo b,asivo lalaoviny lery é! homena asa isan'andro izy! :-D
14. kelly13
(
31/08/2008 19:46)
za ry reto d sarotra ny mandainga fa d nividy le nono en silicone t@ la redouty a! fa refa ampidirina le izy (entre la poitrine et le soutif) d mangatsika b, fa tsss, nariko ôtran'ny tsy nisy aveo fa ra vao manao decolleté za d io le izy fa mirangaranga ery! aleo iany miafy @ kely hanana ka
16. endrika01
(
01/09/2008 05:38)
sakaizakely:
safosafona am papier hygiénique imbetsaka isanandro
=))=))=))=))=))=))atao aona ny manafosafo azy ry sakaizakely,hi hi hi serieux ve zany sa vazivazy e:-P
17. ssendra
(
01/09/2008 05:41)
izaho aloha tsy matikambo fa mba gatée ny natiora izaho amin'io lafin'io sady be volume no boribory mipetraka tsara, ny ataoko indray dia ny mi eviter ireny akanjo maha be nono sy soutien maha be nono ireny.
Ity misy torohevitra roa omeko an'i endrika01:
1- raha tiana hanaitra ny olona amin'ny endrika ety ivelany fotsiny ilay nono dia ireny soutiens PUSH-Up ireny vidiana sy hanaovana, sady rembouré eponge ihany koa, ny effet n'ilay izy otran'ny hoe be nono
2- raha ohatra indray ka ho anao na ny olona miaraka aminao (intime) ilay filàna ny hoe be nono dia tsy maintsy mandalo amin'ny chirurgie esthétique izany fa tsy misy fika,
- efa misy methode fanaovana azy na any ambany elika no anasisifana ny solo-nono, mba tsy dia hita be ny zaitra
- na eo amin'ny loha-nono maintimainty boribory io fa mety tsy ho sensible intsony aloha hono raha eo no didina anasisisfana azy, (sensation)
- eo ambany nono mitsy no didina fa ratsy be avy eo ny mijery ny zaitra
ny tena toro-hevitro dia aleo ihany ny nono tena izy .

18. endrika01
(
01/09/2008 06:52)
fahamarinana:
:arrow: efa misy koa anie ireny soutif efa special ireny,toa efficace koa sa mila atao pamplemousse ny any endrika.
ni : i endrika efa mahay antsika roa hoe mpivanitika fa serieuses koa mazana.Tiako mihintsy manadala any endriko io... :) (l)
Nenah tsy we tiko atao mpamplemousse zany kou,manelingelina be tsy mampahazo aina ireny,hi hi hi:-P
19. endrika01
(
01/09/2008 06:57)
ssendra:
izaho aloha tsy matikambo fa mba gatée ny natiora izaho amin'io lafin'io sady be volume no boribory mipetraka tsara, ny ataoko indray dia ny mi eviter ireny akanjo maha be nono sy soutien maha be nono ireny.
Ity misy torohevitra roa omeko an'i endrika01:
1- raha tiana hanaitra ny olona amin'ny endrika ety ivelany fotsiny ilay nono dia ireny soutiens PUSH-Up ireny vidiana sy hanaovana, sady rembouré eponge ihany koa, ny effet n'ilay izy otran'ny hoe be nono
2- raha ohatra indray ka ho anao na ny olona miaraka aminao (intime) ilay filàna ny hoe be nono dia tsy maintsy mandalo amin'ny chirurgie esthétique izany fa tsy misy fika,
- efa misy methode fanaovana azy na any ambany elika no anasisifana ny solo-nono, mba tsy dia hita be ny zaitra
- na eo amin'ny loha-nono maintimainty boribory io fa mety tsy ho sensible intsony aloha hono raha eo no didina anasisisfana azy, (sensation)
- eo ambany nono mitsy no didina fa ratsy be avy eo ny mijery ny zaitra
ny tena toro-hevitro dia aleo ihany ny nono tena izy .
Marina ve le misy miteny wé tsindromina de mibotsina:-P