FANANGEZANA NY NONO :-P
41. lazounet
(
01/09/2008 15:04)
Ka resabaivavy ve ny eo sa ahoana fa oa ry zalahy daholo no misalovana éto! =)) =)) =))
42. ni81
(
01/09/2008 15:13)
Ka resabaivavy ve ny eo sa ahoana fa oa ry zalahy daholo no misalovana éto!Ka afaka manome soso-kevitra an'i endrika01 daholo eto e! :lol:
44. ni81
(
01/09/2008 15:21)
draisss=)) =)) nivadika ny tafa!
le molotra mavokely maha te hihinana e
46. fahamarinana
(
01/09/2008 16:16)
:arrow: :-D :-D ary noheveriko fa ny molotry lazounet aza no lazain'i xxx teo kay ny any endrika,samy mavokely daholo... :) (l)
47. ni81
(
01/09/2008 16:17)
=)) =)) =)) =)) ka zay ange no nanaovako hoe nivadika ny tafa e! =)) =)) =)) =)) kay diso fijery zà
48. fahamarinana
(
01/09/2008 16:19)
:arrow: na mety ny any lazounet koa raha vavy ilay xxx....,mahita zvtr nareo kah.. :-D (l)
49. endrika01
(
01/09/2008 16:44)
xxx:
draisss
le molotra mavokely maha te hihinana e ;-)
=))=))=))azo hohanina angah ny molotra ry ixxx?Afangaro @poivre sa carry?=))=))=))=)):roll:
50. endrika01
(
01/09/2008 17:20)
fahamarinana:
ataovyserieux:
Mety io Endrika fa izay tsy tia miala a!
:arrow: :-D ohatrany hoe efa hitany serieux koa ilay izy... :D (l)
=))=))=))=))mahita ho lazaina mintsy:roll:
51. endrika01
(
02/09/2008 08:48)
Valiako lay nolazany namana etsy ambony,wé zah tsa maventy fa somary kely ara-batana.Zah alou tsy mba mety mitombo izany satry raha mahazo 3kg zah ao anaty ny 2na3volana dia tonga de very 4na5kg ao anaty ny 1andro fotsiny raha vao misy olana=))tsy vazivazy io an:-P:-P:-P
52. xxx
(
02/09/2008 09:13)
zà taloha tsy nisy afa-tsy 46kg, ary ny nono t@ zany dia 75A ny bonnet, fa zao zà mba nihangeza fa tonga dia nitombo be koa ilay nono ary lasa 95C ilay bonnet. Lalina mihitsy fa hoy ilany namana izay hoe: ngeza ny sakafon-jaza nananihany :lol:
53. tywa68
(
02/09/2008 12:28)
Fa olana inn loatra zany mahavery 4 à 5 kgs par jour zany ry Endrika01 ? :-D :-D
xxx : aza miafina moa fa efa hiaraha-mahalala hoe rehefa miha-mahazo aina d any @ nono sy ny fitombenana no tena alehany :lol:
xxx : aza miafina moa fa efa hiaraha-mahalala hoe rehefa miha-mahazo aina d any @ nono sy ny fitombenana no tena alehany :lol:
54. sakaizakely
(
02/09/2008 13:56)
ny mpanao bol oun very 5kg par match
mpanao foot ve i endrika :-D :-D :-D :-D :-D
possible ko le njy kelikely io no mahafisaka le nono ka, raha mitombo kely njy de mitombo kely koa ny bonnet-n'ny tatinono :°)
rehefa bevohoka koa de mitombo tsara io, fa CDD fotsiny de miverina am laoniny rehefa avy mampinono :-D :-D :-D
ndao hifampisasaka isika e, :-P

55. taref
(
03/09/2008 05:57)
>endrika01
fa tena kely be mints ve le nonondry e ! afaka aseho eto ve le sary !
Tsy izany manko fa za tena mpanamboatra anreny @ mousse !
ra mahalina anao de manorata @ :
zoandrianina@natura-madagascar.com
fa tena kely be mints ve le nonondry e ! afaka aseho eto ve le sary !
Tsy izany manko fa za tena mpanamboatra anreny @ mousse !
ra mahalina anao de manorata @ :
zoandrianina@natura-madagascar.com
56. tsiambaratelo
(
03/09/2008 08:57)
Sakaizakely>hi hi hi,ifampisasaka inona nareo sy i endrika01:-P de zah ihany koa ve mahazo anjara:wink::wink::-P
57. tsiambaratelo
(
03/09/2008 09:06)
taref:endrika01>efa io misy sôlisio hafa aki a,angah azo atao ny mampiseho sary nue ato aminy namana serasera?Toa hoatry ny voarara ny fitsipika raha tsy diso aho,hi hi hi raha izaho saro-kenatra ity aloha de e e e ieh =))=))=))=))
>endrika01 fa tena kely be mints ve le nonondry e ! afaka aseho eto ve le sary ! Tsy izany manko fa za tena mpanamboatra anreny @ mousse ! ra mahalina anao de manorata @ : zoandrianina@natura-madagascar.com
58. hanta77
(
03/09/2008 09:32)
tsy manao nue tanteraka fa manao body de alaina sary misopirana ny tratra, za koa manko romary kely tratra zay ihay fa indrisy mantsy ange!
59. ni81
(
03/09/2008 09:46)
>endrika01ho karakarainy io natiora io hono e :-D :-D
fa tena kely be mints ve le nonondry e ! afaka aseho eto ve le sary !
Tsy izany manko fa za tena mpanamboatra anreny @ mousse !
ra mahalina anao de manorata @ :
zoandrianina@natura-madagascar.com