FANANGEZANA NY NONO :-P

81. Soaary ( 27/09/2008 19:47)
Misy hevitra iray izay hoe hatao massage ny nono ka ianao ihany no manao azy, hakarina horina avy any ambany ny nono ka atao mizotra aty amin ny lohany ny lalan ny tanana ho fiafarany, raha atao matetika io na hoe isa maraina dia miala miverina ho azy ny nono efa milatsaka, mila finiavana kely e,
82. endrika01 ( 07/10/2008 15:25)
Soaary:

Misy hevitra iray izay hoe hatao massage ny nono ka ianao ihany no manao azy, hakarina horina avy any ambany ny nono ka atao mizotra aty amin ny lohany ny lalan ny tanana ho fiafarany, raha atao matetika io na hoe isa maraina dia miala miverina ho azy ny nono efa milatsaka, mila finiavana kely e,




Misaotra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2693