FANANGEZANA NY NONO :-P
22. sakaizakely
(
01/09/2008 09:57)
atao aona ny manafosafo azy ry sakaizakely,hi hi hi serieux ve zany sa vazivazy e
teny serieux zany e
tena nandaitra tam sokatriko mantsy :-D :-D :-D
23. simplex
(
01/09/2008 10:19)
fahamarinana:aoka etsyyy!!
:arrow: efa misy koa anie ireny soutif efa special ireny,toa efficace
sao dia hiafara @ divorce otran'le sipa tsy virja iny indray ny tantara @ ity famitahana lelah ity =))
la verite ihany no tena manja ;-)
endrika,
zavatra hafa indray aderadera rehefa tsy poinsa le sakafon-jaza ee :)
nefa otran'ny mba metimety ihany izy io ka asa, misy mitaky hoe angozao nga? :°) :-D
sinon, azo andramana ho hanin'ny tantely, mety hivonto ihany 8) 8)
;-)
24. xxx
(
01/09/2008 10:29)
tsy hoe manao pub fa jereo ao @ gazety Midi Madagasikara fa misy manao dokambarotra mikasika io ao, manalehibe nono, na ho an'ny lehilahy koa aza manalehibe ny mahalehilahy, voalaza ao fa toa hoe azo antoka 100% hono, tô ao Ampefiloha ao lay adresse, jereo ihany sô mba mahasoa
26. ainaheri
(
01/09/2008 12:13)
endrika01:
ainaheri>inona lay sôlisio?Alefaso eto sao mahavonjy=)):-P
Aleo bitsibitsihiko kah :-D :-D :-D
27. endrika01
(
01/09/2008 13:08)
sakaizakely:
atao aona ny manafosafo azy ry sakaizakely,hi hi hi serieux ve zany sa vazivazy e
teny serieux zany e
tena nandaitra tam sokatriko mantsy :-D :-D :-D
:roll::roll::-P
28. endrika01
(
01/09/2008 13:12)
xxx:
tsy hoe manao pub fa jereo ao @ gazety Midi Madagasikara fa misy manao dokambarotra mikasika io ao, manalehibe nono, na ho an'ny lehilahy koa aza manalehibe ny mahalehilahy, voalaza ao fa toa hoe azo antoka 100% hono, tô ao Ampefiloha ao lay adresse, jereo ihany sô mba mahasoa
Azo resahana @phone ve le olona io de vita,sa tsy maintsy wé makany mivantana? :-P
29. endrika01
(
01/09/2008 13:16)
ainaheri:
endrika01:
ainaheri>inona lay sôlisio?Alefaso eto sao mahavonjy=)):-P
Aleo bitsibitsihiko kah :-D :-D :-D
Bitsibitsio ary e:-P
30. endrika01
(
01/09/2008 13:17)
ainaheri:
endrika01:
ainaheri>inona lay sôlisio?Alefaso eto sao mahavonjy=)):-P
Aleo bitsibitsihiko kah :-D :-D :-D
Bitsibitsio ary e:-P
32. xxx
(
01/09/2008 13:32)
ary toa mamaly resabevavy oa le vatakorona e ?
hay ve liana ihany e ? sao kosa sarimbavy de miala vokona @ virtoaly =)) =)) =))
hay ve liana ihany e ? sao kosa sarimbavy de miala vokona @ virtoaly =)) =)) =))
33. endrika01
(
01/09/2008 13:33)
ni81:Ny mahagaga ahy de zah rery @viavy ao aminay no hoatranio dinika napetrako io.Zah alou talou tia mikotrana be.Judo,Karaté,Foot,Volley ,Hazakazaka,sns..De tsy mihetsika le raha mba mibotsina @zay satria zah tsy de manao fanatanjahan-tena be hoatriny talou.Nitaraina t@Mamako foana alou zah,fa ozizy wé,refa miteraka hono de mihangeza io,hi hi hi:-P
:-P aleo tsy mimémé klou fa bedy eo! Misy karazan\'olona kely nono mihitsy ka na dia mahazo aina somary mihavaventy aza izy dia tsy misy mihitsy io fa kely toy ny paoma fotsiny ihany! Fa misy kosa karazan\'olona somary tsy dia ngeza akory kanefa dia ngeza toy ny pamplemousse avy any dago ny nonony. :lol: Ity koa anefa misy torohevitra hitako fa sao mazoto hanao fanandramana an\'izany! :) Tandremo anefa fa ny fanafody dia mety hisy fiantraikany matetika. http://www.labobara.com/developpementsei.html
34. fasaly
(
01/09/2008 13:35)
refa bevoka hoe no me ngeza fa refa vita mampinonoa de mifintina kely indray....
35. endrika01
(
01/09/2008 13:40)
orona:
Efa tsara io :D fa raha tiana hihalehibe dia excitena. ;-)
Tsy haiko ny dikanilay wé excitena:-D:-D:-D
37. orona
(
01/09/2008 14:14)
endrika01:
Tsy haiko ny dikanilay wé excitena:-D:-D:-D
efa nolazain'ireo olona ireo --- lalaovina --- safosafoana --- Za mahita sôlisio --- sns --- fa ny tena atiny dia stimulena. Na efa miteraka aza dia mbola recommandern'ny dokotera iany hoe ilaina safosafoina. --- Ilay zaza minono iny no tena manalehibe azy refa miteraka fa tsy le fait hoe niteraka loatra. --- zay le mody imehezan'i ainaheri --- :lol:
38. xxx
(
01/09/2008 14:30)
pok pok efa mipitsoka maintsy le vatakorona be frikandelo ty
taiza kooa no nisy an'izany ? ko raha tsy dokotera vomanga ko nianatra teny antampoketsa ko :-@ :-@ :-@
taiza kooa no nisy an'izany ? ko raha tsy dokotera vomanga ko nianatra teny antampoketsa ko :-@ :-@ :-@
39. endrika01
(
01/09/2008 14:54)
=))=))=))=))=))Aoka alou mbô imémé kely.Komika mintsy,raha tapaka ny tsinaiko?De asa angamba:-P:P
40. xxx
(
01/09/2008 15:04)
endrika> miseho ho mahalala ery ty vatakorona be taindelo ty nefa resaketotra fotsiny. Resaka glandes no mahatonga ny halehiben'ny nono, ko na ho safosafoana tontolon'ny andro aza tsy mampiova isa azy izany.
Manataveza tena i endrika fa toa pitsana loatra koa no fahitako azy :-o
Manataveza tena i endrika fa toa pitsana loatra koa no fahitako azy :-o
