Lany haiky e. Mba valio moa e.
1. xxx
(
23/02/2009 14:06)
ahoana daholo, efa nanokatra hevitra teto zah tam volana desambra ity le izy t@ zay :
Efa hifarana ity ny Fevrier mbola tsy mande le izy, tena niova gygy araka ny torohevitry ny sasany zah, satria le gygy t@ voalohany nilaza fa tsisy n'innn azony atao fa miandry fotsiny hono nefa ela loatra,
Niova gygy zah t@ debut janvier nomeny "progynova", ka rah mbola tsy mandeh 04 jour apres ny nahataperan'le fanafody ozy de miverena, t@ le 10 Fev no tapitra le fanafody de niverina tany zah fa mbola tsy nande le izy, de nijereny de nilaza izy fa maina be hono ny tranon-jaza no mikainkona no mahatonga an'zany fa mila atao "curtage" dia asiana "sterilet" hampisokatra an'le tranon-jaza ka rehefa miverina @ laoniny ny regle eo @ au bout de 04 a 06 mois dia alana (rah tiako) ilay sterilet. Any @ fin de semaine ny fotoanany hanaovana an'le curtage sy ametrahana an'le sterilet rah vonona aho.
Ohatran'ny matahotra be zah hanao an'zany, tsy misy effet amiko ve zany? na le sterilet na le curtage? Tena matahotra be zah, mba valio moa e.
Misaotra mialoha an'ireo izay hamaly. :-*
26 ans zah, mbola tsy niteraka efa handray telo volana izay ny regle tsy tonga, efa in-2 nanao test de grossesse za tanatin'izay fa negatif foana le izy.
Nisy 02 semaine zay nande tany @ gyneco za, nampanaoviny echo. fa tsisy nininn ny resultat fa trouble des regle fotsiny hono, nampanaoviny tsindrona synergon 03 andro mba hampiverina an'le hormone @ laoniny hono, nefa hatramin'izao tsy mety mande.
Maninona kay aho? Tao anatin'izy 03 volana izay ndraindray mahatsapa ny tenako ohatr'ireny ho avy regle reny nefa tsisy nininn.

novalian'i kotobekibo ny 25/02/2009 23:14
2. Mirananirina
(
23/02/2009 17:14)
Efa hifarana ity ny Fevrier mbola tsy mande le izy, tena niova gygy araka ny torohevitry ny sasany zah, satria le gygy t@ voalohany nilaza fa tsisy n'innn azony atao fa miandry fotsiny hono nefa ela loatra,
Niova gygy zah t@ debut janvier nomeny "progynova", ka rah mbola tsy mandeh 04 jour apres
ka ny nlhl anie no misy jj fa tsy vhv e.
Tsy hitako izay atoro anao fa tsy manana vahaolana omena aho fa miala tsiny.
3. soanja
(
23/02/2009 23:04)
xxx:
ahoana daholo, efa nanokatra hevitra teto zah tam volana desambra ity le izy t@ zay :
26 ans zah, mbola tsy niteraka efa handray telo volana izay ny regle tsy tonga, efa in-2 nanao test de grossesse za tanatin'izay fa negatif foana le izy.
Nisy 02 semaine zay nande tany @ gyneco za, nampanaoviny echo. fa tsisy nininn ny resultat fa trouble des regle fotsiny hono, nampanaoviny tsindrona synergon 03 andro mba hampiverina an'le hormone @ laoniny hono, nefa hatramin'izao tsy mety mande.
Maninona kay aho? Tao anatin'izy 03 volana izay ndraindray mahatsapa ny tenako ohatr'ireny ho avy regle reny nefa tsisy nininn.
Efa hifarana ity ny Fevrier mbola tsy mande le izy, tena niova gygy araka ny torohevitry ny sasany zah, satria le gygy t@ voalohany nilaza fa tsisy n'innn azony atao fa miandry fotsiny hono nefa ela loatra,
Niova gygy zah t@ debut janvier nomeny "progynova", ka rah mbola tsy mandeh 04 jour apres ny nahataperan'le fanafody ozy de miverena, t@ le 10 Fev no tapitra le fanafody de niverina tany zah fa mbola tsy nande le izy, de nijereny de nilaza izy fa maina be hono ny tranon-jaza no mikainkona no mahatonga an'zany fa mila atao "curtage" dia asiana "sterilet" hampisokatra an'le tranon-jaza ka rehefa miverina @ laoniny ny regle eo @ au bout de 04 a 06 mois dia alana (rah tiako) ilay sterilet. Any @ fin de semaine ny fotoanany hanaovana an'le curtage sy ametrahana an'le sterilet rah vonona aho.
Ohatran'ny matahotra be zah hanao an'zany, tsy misy effet amiko ve zany? na le sterilet na le curtage? Tena matahotra be zah, mba valio moa e.
Misaotra mialoha an'ireo izay hamaly. :-*
Ny zavatra rehetra no misy dia mivoatra ho amin'ny mahasoa!
Eny fantatro fa matahotra ianao amin'izay atao. Izany no ezaka tokony ataon''i xxx hoe ahoana ny hialana amin'ny tahotra sy ny tebiteby. N'inona izay atao, dia tsy misy afaka hilaza mihisty hoe hahasoa anao ity zavatra iray ity na haharatsy anao na hanimba satria samy manana ny toe-batany isika olombelona fa raha ny zavatra toy izany dia ny dokotera izay alehanao ihany no mety hahalala ny mety hahasalama anao. Matoa ry zareo mahita fa izay no tokony atao dia io izany no mety hahasalama anao.
Ireto avy ny fomba fialana amin'ny tahotra:
-Manana finoana ny dokotera nomenao fahafahana hitsabo anao fa ny asa- tanany sy ny hatsebohany tamin'ny fianarany dia hitondra fahasitranana ho anao, Mifampiankina isika mianakavy amin'ny asa sy ny fiainana. Matokia azy ireo raha tsy hoe angaha ka tsy tena dokotera nahazo alalana tamin;ny fanjakana dia hafa indray izay.
- Amin'ny hariva isanandro dia manokana tena mivavaka sy mametraka ny zava-drehetra amin'Andriamanitra. Atolory azy ny tahotra sy ny tebiteby ary ny ahiahinao. Izao no tenenina raha sarotra aminao manao izany " Tompo Iray tsy Toha, omeko anao ny fiahina ny fiainako, misaotra anao aho tamin'ireo so rehetra hatramin;izay sy izay mbola ho avy. Tsy irery aho amin'ity fiainana ity fa mbola manana anao mitsilo ny diako sy mitantana ahy. Ampio aho hamakivaky ny rivo-mahery izay mandindino ahy. Indro atolotro anao ny momba ahy ary ianao no afaka hanome fahatonian-tsaina ahy amin'izay satria ianao no mahalala ny zava-drehetra. Amen!" Rehefa izay dia aza manahy intsony.
- Rehefa ho any amin'ny dokotera ianao dia aza mandeha irery fa angataho ny vadinao na ny sipanao na izay akaiky anao indrindra na Ray aman-dreny aza, hiaraka aminao hitazona ny tananao amin'izay mety ho tahotra sy fihetsem-po tsy voafehy. Teneno aminy ny tianao hataony rehefa matahotra sy mimenomenona ianao ary ezaho koa izy sady lazao mba ho tony.
-Rehefa eo amin'ny latabatra fikarakarana dia aza hadino velively ny mampiditra rivotra hifohana sy mamoaka izany ka io no ataovy ho concentration- nao. Tsy mieritreritra zavatra hafa intsony mihitsy. Miaina, miaina malefaka sy tony!
Tadidio fa efa be no nandalo ny nandalovanao ary nahatsapa ny tsapanao. Tsy vaovao amin'olombelona ny tahotra sy ny ahiahy fa saingy manana an'Andriamanitra isika mitantana dia milamina isika na amin'ny mora na amin'ny sarotra! Mahereza lalandava. Ny Tompo anie hitsimbina anao. Namaste!
4. Lejoba
(
24/02/2009 12:55)
sao dia mandalo problème psychologique goavana ianao? na manao anorexie?
Any @ tany miady, misy 1 taona io tsy tonga

5. xxx
(
25/02/2009 07:17)
Misaotra an'reo nanome hevitra, Misaotra t@ fampaherezana. :-*
fa ny tena mampanahy ahy anie de izao e, hoe tsy misy fiantraikany amiko ve ny fanaovana curtage an'zany tranon-jaza mikainkona zany?
Zavatra mikainkona sy maina nefa sokisokirina? asa aloha e,

6. ari.malala
(
25/02/2009 08:34)
Tena tsaratsara ry xxx any @ dokotera ni conseiller anao an'io curetage io ianao no maka assurance! Raha ny fahalalako mantsy matoa izay no nolazainy dia izay izany no mety mahasoa anao. Mirary soa dia mahereza e!
7. xxx
(
25/02/2009 09:27)
Tena tsaratsara ry xxx any @ dokotera ni conseiller anao an'io curetage io ianao no maka assurance! Raha ny fahalalako mantsy matoa izay no nolazainy dia izay izany no mety mahasoa anao. Mirary soa dia mahereza e!marina mihitsy izany fa ny eto samy manana ny filazany avokoa, ary izay mety amiko tsy hoe tsy maintsy ho soa aminao ihany koa. Fa dia mahereza sy mivavaha dia reseo ny tahotra sy ny ahiahy e.
8. kotobekibo
(
25/02/2009 23:14)
calme fotsiny njy ouah !
mila mahatoky ny mpitsabo koa anie e!
mahalala vhv natao curtage zà fa tsy koi mihitsy ,
au moins 160 000 000 ny vhv manao sterilet erantany .
Miankina @ ajara sy lahatra fotsiny io fa tsy misy azonao atao .
Korazy e! :-*