bevoka mande règle 1er mois manaraka ?
1. xxx
(
11/03/2009 07:02)
possible v oé mandé ny règle @lé cycle manaraka iny nefa mety ho sur oé bevoka ?
novalian'i sarobidy ny 16/03/2009 11:42
2. roxanaha
(
11/03/2009 10:48)
tsy aleo ve manao test e? Ny vehivavy samy manana ny toe batany. Ny ahy ny fantatro dia hoe rehefa tsy tonga ny règle @ zay fotôna eritreretina tokony ahatongavany na misy fahatarana andro maro² de bevohoka zany. fa ny test sy ny prise de sang no tena manamarina hoe bevoka enao na tsia.
4. soanja
(
11/03/2009 13:25)
Azafady nijery aho fa ohatra ny tsy mety nivoaka ny hevitro.
Ny dokotera ihany sy ny fanaovana test ihany no ahafahana miahafantatra fa bevohoka indry. Fa ny valiny dia Eny. Tena misy tokoa ny olona tonga fotoana ny volana manaraka nefa izy bevohoka. Ilaina lalandava anefa ny fanantonana dokotera mba hahatombona ny fitondrana vohoka sy ny fiterahana.

5. Mirananirina
(
11/03/2009 13:46)
Vao haingana reportage hitako tamin'ny télé:Bevohoka tsy nahalala ilay ramatoa nandritra ny 9 volana.Nolazainy hoe nandeha foana ny règle hatrizay,efa hiteraka vao gaga.Tena marina io an,tena tsy mampino hoe mitondra vohoka mandritrany 9 volana dia tsy fantany,nefa izy toa efa lehibe ihany,fa tsy zaza.
6. hana
(
11/03/2009 16:54)
possible ilay misy saignements na bevohoka aza ka, ary efa mpiseho koa io voalazan'i Mirananirina io.
Fa izany hoe raha azonao antoka fa bevohoka ianao nefa mandeha rà dia tsara manatona mpitsabo sao sanatria zaza antsoso-koditra (grossesse extra-utérine) na misy complication hafa
Fa izany hoe raha azonao antoka fa bevohoka ianao nefa mandeha rà dia tsara manatona mpitsabo sao sanatria zaza antsoso-koditra (grossesse extra-utérine) na misy complication hafa
7. sarobidy
(
16/03/2009 11:42)
Zà ko aloha efa naheno an'io eee! ry tantine efa tratra anzany d sahirana mihitsy hono