mony

1. Mirananirina ( 08/07/2009 15:47)
sao mba misy mahalala hoe inona no hosorana hanalàna mony aminy tarehy azafady
novalian'i lako ny 04/09/2009 08:13
2. booboo ( 08/07/2009 15:54)
ranona voatabia sy sira. Ilay ranona voatabia exfoliant dia ilay sira manampy hanamaina malaky ilay mony.

Na izany na tsy izany, tsy manala hatrany an-dreniny ilay izy io raha ohatra hoe resaka hormonal, na aretin'aty sns no nahatonga ilay mony...
3. ni81 ( 08/07/2009 16:08)
sao mba misy mahalala hoe inona no hosorana hanalàna mony aminy tarehy azafady
misy koa ny manisy voasarimakirana ilay lohany iny.
4. Papoose ( 08/07/2009 18:07)
ranona voatabia sy sira.
tena mba hanandrana an'io za fa zay vao henoko! misaotra e! :D
5. sitlo ( 08/07/2009 18:21)
Interessant ry boobs fa ampio ilay fanazavana ah. Fa angaha ny aretin'aty koa mampisy mony?
6. Papoose ( 08/07/2009 19:58)
boobs
:lol:
7. booboo ( 08/07/2009 20:19)
Papoose > na zà koa aza nihomehy :�) :�) . Ohatra manaikitra² ilay faritra misy mony izay ilay izy rehefa ela ny ela fa vety² ihany dia kobanina @ rano maty² avy teo.

Sitlo > eka, mampisy mony koa ny aretin'aty. ilay ranona voatabia ohatra hoe misikotra ny atin'ilay mony hivoaka. dia ilay sira manamaina malaky ilay " ratra " kely noho io. Ohatra² izay ilay fa tsy haiko manazava bebe kokoa noho io ...

8. simplex ( 08/07/2009 20:24)

fa nga ireny tsy miala wazy refa tapitra ny puberte e? :)
iafio fotsiny ao

;-)
9. Papoose ( 09/07/2009 13:29)
boobs :-P vao maika ratsy zany raha tsy aritra ka haotraorina(mampime be ko ny mamaky an'io) :-D

simp, zah zao efa t@ 1418 no niala puberté mbola misy midingina be eo @ handriko ndraindray :-P dia ahon zany? nefa ohatran'ny tsy marary aty za!
10. simplex ( 09/07/2009 15:42)

papoose,
sao dia tsy ampy oroka less zany :roll::P

afaka misafosafo manko i boobs :lol::^)

;-)
11. Mirananirina ( 09/07/2009 17:32)
Misaotra amin'ny torohevitra .
Monim-pitiavana hoy ny sasany,nefa izany ve dia marina????
Ilay hoe aretin'aty:possible io mihitsy angamba ka,hatrizay aho tsy misy mony be dia be toa izao.Tena feno anie izany e.
12. Papoose ( 09/07/2009 19:43)
simplex:

papoose,
sao dia tsy ampy oroka less zany :roll::P

afaka misafosafo manko i boobs :lol::^)

;-)



dia tena tsy haiko aloha zay ifandraisan'ny oroka sy ny mony an-kandrina fa za rahateo koa tsy orohana e:-P!! mety ho zay angamba :-P
13. ikaretsaka ( 10/07/2009 01:41)
booboo:

ranona voatabia sy sira. Ilay ranona voatabia exfoliant dia ilay sira manampy hanamaina malaky ilay mony.

Na izany na tsy izany, tsy manala hatrany an-dreniny ilay izy io raha ohatra hoe resaka hormonal, na aretin'aty sns no nahatonga ilay mony...


marina tanteraka
:D
14. nathie86 ( 10/07/2009 10:58)
tsy voatery ho afaka zany ireny eh, io anie mety ho vokatrin'ny aretina ao anaty eh, vavony,aty sy ny sisa. Ka ilay ao anaty mihitsy no mila tsaboina zay vô poin fa na hanosotra votabia sy sira, voasarimakirana sns sns aza tsy ho afaka io.
:)
15. Mirananirina ( 10/07/2009 11:38)
Hay ve tena marina ireny hoe avy aminy aty na vavony no mampisy mony e.
16. ikaretsaka ( 10/07/2009 11:57)
Toa misy karazany 2 hono ny mony hozy le filazan le doko-ko izay..hoe ny 1 hormonal de ny 1 vokatra aretina organe na tsy fahazakana zavatra na sakafo...
Ny manavaka ny hoe iza no iza aloha tsary haiko a
17. Papoose ( 10/07/2009 13:20)
ny ahy rangahy ataoko hoe monim-pitiavana le tsy mety afaka a! :lol:
18. milamm ( 14/07/2009 00:15)
afaka foana io fa tsisy mangidy tsy andramana izany,raha izany za manana ranompitiavana mahasitrana an'ireny ry Papoose maimaipoana ka araraoty haingana sao mahasoa anao a :?)
19. Papoose ( 14/07/2009 12:39)
milamm, misy sample azo jerena v @ zany rano zany? :D
20. milamm ( 14/07/2009 17:42)
tongava fa azo aseho anao maimaimpoana,tsy misy vidimpidirana fa akory fa rehefa vonona ny ahita ny sample vao misy fandraisana anjara kely ,tsy vola akory an:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1536