mony

21. Papoose ( 14/07/2009 17:55)
fa aiza le toerana?
22. xxx ( 14/07/2009 19:36)
ny ahy kou aloha tena efa nandramako mitsy ze torohevitra rehetra momba io mony io, tonga tany @ dermatologue mitsy za, d nandramana fanafody malefadefaka alou d afaka fa niverina ndray avy eo, avy eo lasa nirongatra be ndray le izy, d hoy le dermatologue oe lasa "acné sévère" le izy, d tonga d nomeny fanafody faranizay mahery "Roaccutane", d tonga d nandaitra be. marihana fa tsy misy aretina anaty aho fa vao aingana no nitsabo tena.
23. Papoose ( 15/07/2009 00:26)
tsy maintsy mila ordonans avy @ dokotera v io sa azo vidiana eny @ mpivarotra mahazatra ry xxx?
24. madaery ( 16/07/2009 19:26)
Papoose:

tsy maintsy mila ordonans avy @ dokotera v io sa azo vidiana eny @ mpivarotra mahazatra ry xxx?



tsy maintsy misy ordonnance io alou sady mila fanaraha maso akaiky be avy @ dokotera satria traitement mahery be mintsy. Fanarahamaso 1/ fanaovana contraception tsy maintsy atao, satria le "roaccutane" mahasampona anlé zaza ao ankibo ra sanatria bevoka enao mandrity ny traitement (6 mois eo) na kou bevoka iray volana ao aorian'ny fitsaharan'ilay traitement.
Fanarahamaso 2/ mila maka rà saika isambolana anaovan'ny dokotera controle anao oe bevoka sa tsia.
Fanarahamaso 3/ mahamaina molotra be sy mahamaina maso ihany kou ny fakàna io fanafody io, d omen'ny dokotera anao ao anaty ordonanance creme pour lèvres, sy gouttes pour yeux.

be zavatra atao be alou marina fa tena tsy miverina intsony mitsy le mony sady eo am 2 semaines eo d efa madio be ny tarehinao.
miafy mahavatra kely d madio eh! maztou. eto iany aho ra mila fanazavana fanapiny enao!
25. Mirananirina ( 17/07/2009 08:30)
misaotra aminy torohevitra rehetra rakizy an
26. milamm ( 23/07/2009 18:07)
Papoose> saode hanahirana @ divanao zany fa eritrereto tsara aloha ,nefa azoko atoro anao tsara le toerana no tsy mila ordonnance:-D
27. lako ( 04/09/2009 08:13)
T@ za melle tsisy mony fa za efa niteraka indray vao nisy mony!!ary ny tena nasosotra anà dia efa lehibe ny zanako vao nisy mony za satria:
- Nanao fanabeazana aizana za taloha dia najanona nony avy eo fa nisy tension be!!
De efa najanona 3 ans ilay fanabeazana aizana vao nisy ilay mony!!
Io no nahatonga mony tamiko satria "trouble hormonale" hono io moniko io!!
Tsy mety afaka mitsy ilay izy fa tena lany aiky mitsy na tany @ derma aza!!satria na ny derma aza de tena niteny mitsy fa tsy hitany ze atao!!efa nanao io "roaccutane" io za fa tsy afaka!!
De DR tao @ homeopharma no nanao hoe: ajanony aloha ny fihinana menaka betsaka, tsakitsaky be la farine, gâteau, sns...........
De nomeny produits complet de misy hohanina koa!! Tena nanao traitement mitsy an!!!de afaka le izy!!
Efa 2 ans za zao tsisy tsony ary efa tsy mampiasa ilay homeopharma tsony fa efa afaka manao zavatra hafa!!
Mba andramo ihany fa sao mba mety aminareo eeee!!Sady tsy de lafo ilay izy t@ zany alo eee!!!Tô teo @ 35 000 fmg teo ny vidin'ny fitambaran'ilay fanafody t@zany de ilay hohanina no tohizana isaky ny 20 jours de zay!!
Tsy sanatria manao pub fa tena nahatsara anà le izy!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3063