manisa andro

1. xxx ( 16/06/2009 11:41)
avy aty @ farany no manisa 14 mverina sa aôna ???

mba mila torohevitra azafady

msôtra
2. xxx ( 16/06/2009 11:49)
Tsy fiable io 14 io e, miovaova isaky ny olona . Mangalà température , iny aza azo antoka kokoa, fa tsy à 100% akory
3. Papoose ( 16/06/2009 13:41)
mila alaina foana ny datin'ny fadimbolana mandritry ny taona dia mety ho fiable ihany!!!
4. mmmhh ( 17/06/2009 05:56)
raha fohy ny cycle - nao (ohatra 20 - 24 jour) na koa miovaova (ohatra ndraindray 28 , ndraindray 30 na 26, 32) de aza miantehitra @ io,

rehefa tonga @ tsy azo anoharana de tsy misy azo antoka mihoatra ny fampiasana kapoty e,
5. xxx ( 17/06/2009 06:43)
xxx:

Tsy fiable io 14 io e, miovaova isaky ny olona . Mangalà température , iny aza azo antoka kokoa, fa tsy à 100% akory


fa mety v io ra stable lé cycle ???????????????
6. xxx ( 17/06/2009 06:45)
fa mety v io ra stable lé cycle ??????????????? le manisa 14 avy any arina
7. tywa68 ( 17/06/2009 06:45)
xxx : asaivo manao kapôty izy d tsy marary andoha njy avy eo :lol: :wink:
8. xxx ( 17/06/2009 06:47)
mgéné b le kapôty
9. tywa68 ( 17/06/2009 06:55)
hay :-P d asakasak'izay te hanisa zany koa :-D
10. xxx ( 17/06/2009 07:58)
xxx:

fa mety v io ra stable lé cycle ??????????????? le manisa 14 avy any arina


Moindre émotion de mivoaralila io fa tandremo
11. Papoose ( 17/06/2009 15:09)
na koa ny kaly hanina aza koa!
12. ravonjison ( 17/06/2009 16:03)
xxx:

avy aty @ farany no manisa 14 mverina sa aôna ???

mba mila torohevitra azafady

msôtra



Mety io , fa somary ampiako fanazavana kely .
Mizara roa ilay phase-ny cycle ary samy hafa ny halavany :
1- phase d ' oestrogen 14- 20 jours ( cycle 28 - 34 jours, miovaova)
2- phase de progesterone 14 jours ( tsy miova)

Hitanao amin' io fa ny phase d' oestrogene no miovaova ka arakarak' io koa ny halavan' ny cycle iray manontolo ( izay no mampanahirana ilay calcul). Noho izany tsy maintsy fantatrao aloha hoe firy andro ny halavan' ny cycle -nao ?
Ohatra 30 jours : dia anesoranao 14 jours . Donc 16 e jour no mandeha ny ovulation-nao.
Manarak' izany : - telo andro no afaka mivelona ny spermes
- roa nadro no maharitra ny ovule
...noho izany esorinao ny 3 jours ( = 13 e), dia ampianao 2 jours( = 18 e).

Resultat : entre 13e - 18e jour izany tena tsy azonao hidirana, mba miafiafy kely ianareo.
Raha toa ka stable ny cycle-nao dia azo ampiasaina tsara io, fa raha toa ka tsy stable kosa dia voatery ianao mandray ny valeurs extémes rehefa mikajy, na koa mandrefy hafanána.
13. xxx ( 18/06/2009 07:06)
ravonjison:

Raha toa ka stable ny cycle-nao dia azo ampiasaina tsara io, fa raha toa ka tsy stable kosa dia voatery ianao mandray ny valeurs extémes rehefa mikajy, na koa mandrefy hafanána.


nenà zao efa ho 5 mois stable fôn !!! mety tsy ataorana iova v le cycle ra normal tsar a (tsis problèm, ts marar, .....)
14. ravonjison ( 18/06/2009 08:15)
xxx:

ravonjison:

Raha toa ka stable ny cycle-nao dia azo ampiasaina tsara io, fa raha toa ka tsy stable kosa dia voatery ianao mandray ny valeurs extémes rehefa mikajy, na koa mandrefy hafanána.


nenà zao efa ho 5 mois stable fôn !!! mety tsy ataorana iova v le cycle ra normal tsar a (tsis problèm, ts marar, .....)




Raha milamina ny fiainanao, tsy dia misy fiovaovana loatra, dia tsy atahorana miova ilay cycle.

15. Mirananirina ( 19/06/2009 11:28)
maninona raha manao fanabeazanaizana rehefa mbola tsy vonona e,io no sur kokoa
16. vale ( 24/06/2009 15:24)
Talou mbola tsy nandray pillule ny ataoko ary tena efficace: zaraina 3 ka 10 premiers jours( isaina manomboka ny 1er jour du règle) oui tu peux, 10 deuxième jour: interdit et 10 troisième jour tu peux aussi, tena mety io fa saingy mandreraka be ny manisa noho ny mandray caontraceptif, anefa izay tianao ihany io! :^)
17. xxx ( 29/06/2009 08:57)
vale:

Talou mbola tsy nandray pillule ny ataoko ary tena efficace: zaraina 3 ka 10 premiers jours( isaina manomboka ny 1er jour du règle) oui tu peux, 10 deuxième jour: interdit et 10 troisième jour tu peux aussi, tena mety io fa saingy mandreraka be ny manisa noho ny mandray caontraceptif, anefa izay tianao ihany io! :^)


tandremo an!!!!!

ra 32 jrs ny cycle de jerevo trara:
- 10 premier oui hoy ianao
- 10 2ème non
- 10 3ème oui
nefa ra manisa 14 avy aty aorina d eo amin 19 ny ovulation:
>> ra mjabaka amn début anlé 3ème tranche de tonga de ao satry ny ovule 2 jrs eo ny duré de vie'ny.

mety anlé cycle 28 jours ngamba io. amnio io methode io mety tsara

>> mety misy solution hafa v fa le manao fanabeazana aizana sO d mis effet secondaire ra mbol tanora lôtra ?????????
18. xxx ( 29/06/2009 10:03)
misy zavatra izay an, kapaoty ny anarany , azo ampiasaina tsara dia tsy misy effet secondaire :-)
19. ni81 ( 29/06/2009 10:46)
misy zavatra izay an, kapaoty ny anarany , azo ampiasaina tsara dia tsy misy effet secondaire
:-D :-D tsotra tokoa io ry xxx an! tsy mila mikonty andro intsony...
20. ikaretsaka ( 30/06/2009 01:52)
Toa misy logiciel izay koa dia ampidirina ny daty rehetra dia izy no mikajy ny rehetra eo..fa plus betsaka ny donee omenao plus miha precis le izy..izany hoe mila 4 na 5 volana eo...
Fa toy ny kajy rehetra de tsy ilaozan'ny diso io akory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4954