Impérméable ankizy

1. ni81 ( 25/06/2009 08:40)
Mba aiza ry zareo no misy mivarotra impér ho an'ny ankizy fa tsy mahita aho! Misaotra anareo o!
novalian'i karinah ny 02/07/2009 21:48
2. tslem ( 25/06/2009 09:52)
Tany @ magasin GIFI no nahitàko indray mandeha :)
3. ni81 ( 25/06/2009 09:58)
Tany @ magasin GIFI no nahitàko indray mandeha
merci tslem! mijery @ 3 suisses, laredoute sns mantsy aho dia tsy mahita mihitsy
4. karinah ( 25/06/2009 14:48)
Non, tsy manao pub-na imperméable ireo, jereo any @ Magasin E;LECLERC fa misy any.
5. xxx ( 25/06/2009 15:32)
Eny amin' ny petite vitesse misy na eny behoririka any amin' ny avance center e!
6. ikaretsaka ( 25/06/2009 15:39)
Osh kosh b'gosh koa misy na gap kids
7. dadasy ( 25/06/2009 16:37)
ni81:

Mba aiza ry zareo no misy mivarotra impér ho an'ny ankizy fa tsy mahita aho! Misaotra anareo o!



nahita mora be za tao @ dollar store, de nisy koa tao amin'ny Bucks or two!
8. xxx ( 25/06/2009 16:53)
nahita mora be za tao @ dollar store, de nisy koa tao amin'ny Bucks or two!

Osh kosh b'gosh koa misy na gap kids

Ko le oul ary to any frantsa fa tsy aty Ambodimita ko??? fa angah any misy $store na B or T
9. dadasy ( 25/06/2009 18:01)
xxx:

nahita mora be za tao @ dollar store, de nisy koa tao amin'ny Bucks or two!

Osh kosh b'gosh koa misy na gap kids

Ko le oul ary to any frantsa fa tsy aty Ambodimita ko??? fa angah any misy $store na B or T



za ve nahalala fa izy nanontany de ze nisy taty aminay aloha no nolazaiko ko!
:roll: :�)
10. ni81 ( 25/06/2009 18:30)
nahita mora be za tao @ dollar store, de nisy koa tao amin'ny Bucks or two!

Osh kosh b'gosh koa misy na gap kids

Eny amin' ny petite vitesse misy na eny behoririka any amin' ny avance center e!
misaotra daholo e
11. fahamarinana ( 25/06/2009 18:46)
:arrow: :-D :-D :-D dadasy mahatsikaiky an !
ni81 : za koa akia tsy dia mpahita an'ireny,ny ahy koa moa bandy kely dia k way dia miady e ! :) (l)
12. Tazana ( 25/06/2009 18:49)
hitondrana ve Ni fa (tokony) ho avy za dans 2 semaines raha tsy maika ilay izy?
Misy aty na Gap kids na Old Navy.
Tsy fantatro ny budget anao + hoe mipetraka province ao Frantsa ve sa aiza?
Dia firy taona sy inona couleur ary laha sa vavy.
Raha tianao ihany io fa raha toa ka maika dia ireo lazain'ny namana hoe andramo? Indraindray koa misy sur Ebay fa saingy efa seconde main sady tsy azo antoka ny taille. Raha mandeha Ebay.ca na .com usa nefa dia mahazo taille somary lehibe kely no ho ny any.
13. ni81 ( 25/06/2009 19:21)
hitondrana ve Ni fa (tokony) ho avy za dans 2 semaines raha tsy maika ilay izy?
Misy aty na Gap kids na Old Navy.
Tsy fantatro ny budget anao + hoe mipetraka province ao Frantsa ve sa aiza?
Dia firy taona sy inona couleur ary laha sa vavy.
Raha tianao ihany io fa raha toa ka maika dia ireo lazain'ny namana hoe andramo? Indraindray koa misy sur Ebay fa saingy efa seconde main sady tsy azo antoka ny taille. Raha mandeha Ebay.ca na .com usa nefa dia mahazo taille somary lehibe kely no ho ny any
ka tsy ho ahy ilay izy fa an'olona dia nanontany fotsiny aho aloha! Fa toa 9 sy 7ans ireo zaza, vavikely.
Misaotra be dia be Tazana a! Andraso anontaniako izy dia raha mahazo valiny aho @ herinandro dia miteny anao foana e! :-*
14. Papoose ( 25/06/2009 20:04)
eny @ posara nga tsa misy? :(
15. Tazana ( 25/06/2009 21:54)
Papoose: toa tsy ao Tana reto ankizy fahazoako azy...
Ni: Eny àry fa za koa tsy hiantsena raha tsy sabotsy heriny. Hijery zavatra ho an'ny zanaky ny rahavaviko koa aho tsinona. Dia resaho azy daholo ireo choix omen'ny namana hafa ireo fa zay mety aminy izany.
Fa saika adinoko: ilay taona eo ihany fa mila ny halava koa fa sao tsy antonony! Halava + poids + âge
16. ni81 ( 26/06/2009 07:10)
eny @ posara nga tsa misy?
tsy ao Tanà izy ry Papoo a
Ni: Eny àry fa za koa tsy hiantsena raha tsy sabotsy heriny. Hijery zavatra ho an'ny zanaky ny rahavaviko koa aho tsinona. Dia resaho azy daholo ireo choix omen'ny namana hafa ireo fa zay mety aminy izany.
Fa saika adinoko: ilay taona eo ihany fa mila ny halava koa fa sao tsy antonony! Halava + poids + âge
dia misaotra fa ampitaiko e!
17. dadasy ( 26/06/2009 15:12)
fahamarinana:

:arrow: :-D :-D :-D dadasy mahatsikaiky an !
ni81 : za koa akia tsy dia mpahita an'ireny,ny ahy koa moa bandy kely dia k way dia miady e ! :) (l)



mahatsikaiky ahoana njaaay ary! mbo manoso-keivtra zah ko! :-P
18. Papoose ( 26/06/2009 20:35)
eny e fa za ko mba mitady rehefa a tana!:)
19. karinah ( 27/06/2009 11:51)
Ka raha eto France dia LECLERC dia misy e, sady tsara be daholo!! tsy mila mande lavitra akory fa sady vita ny course no azo izay ilaina, asa anefa koa!! :roll:
20. ni81 ( 27/06/2009 14:52)
eny e fa za ko mba mitady rehefa a tana
rehefa ao tanà dia eny @ sinoa no mora, na karana ao Tsaralalàna
Ka raha eto France dia LECLERC dia misy e, sady tsara be daholo!! tsy mila mande lavitra akory fa sady vita ny course no azo izay ilaina, asa anefa koa!!
merci akia karinah a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3544