tsetsatsetsa tina ho fantatra

1. xxx ( 27/04/2009 11:04)

Slt dahol, vevavy avy teraka ( tera-bao) ny tenako, tokony afaka firy volana vao tokony hisy ny rapport sexuel ?
Misaotra mialoha.
2. rakaroka ( 27/04/2009 15:28)
Dia tsa haiko marina moa ny hoe hafiriana? fa tandremo ftsn fa 'ndraindray toa tsy miverina akory ny règle dia efa bevohoka indray an, raha tsy te hanao tera-bitro :lol:
3. booboo ( 27/04/2009 15:52)
afaka 1 volana afara hoy ny tany @ Maternité mantsy anà ( tsisy épisio sy déchirures ). Tsy haiko raha césa sy nisy épisio.
4. Mirananirina ( 28/04/2009 14:11)
rehefa tsy misy ra intsony dia mahazo aky a
5. sipagasy ( 29/04/2009 08:14)
arakaraky ny fahenoanao ny toe-batanao ihany io e! hihihih ny ahy aloha mmhhh hihih ka plaisir io kouhh, tsy naharitra herinandro e! sady zah koa mopa tsy dia be rà izany, rehefa afaka ilay rà iny raha (kiriko) dia lasa izao e! hihihihi
6. xxx ( 29/04/2009 12:35)
sipagasy:

arakaraky ny fahenoanao ny toe-batanao ihany io e! hihihih ny ahy aloha mmhhh hihih ka plaisir io kouhh, tsy naharitra herinandro e! sady zah koa mopa tsy dia be rà izany, rehefa afaka ilay rà iny raha (kiriko) dia lasa izao e! hihihihi
hihihiih, ok, misaotra e



7. ktsif ( 29/04/2009 14:23)
aleo rehefa hitanao hoe miverina ny règle dia amin'iny no manomboka manisa andro toy ny fanao taloha e. sao vao mandady ilay zazakely dia efa miandry zandriny sahady
8. lemenakely ( 04/05/2009 10:28)
xxx:


Slt dahol, vevavy avy teraka ( tera-bao) ny tenako, tokony afaka firy volana vao tokony hisy ny rapport sexuel ?
Misaotra mialoha.



Asio Transition ihany aloha na izany aza e ; HAT hi hi hi
9. ninichantal ( 19/05/2009 11:13)
slt aky a, refa té anao d maazo manao (zany oe refa tsy misy rà mazava o azy ) fa tandremo fa mora mahabevohoka ny tonga d manao tsy misy kapoty an ra mboal tsy té ho bevohoka d mitandrema. zay d mazotoa fa manja b lé mitia e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.145