rafozana

1. harlyy ( 22/11/2008 17:41)
Ahoana ny hevitrareo amin'ny fipetrahana miaraka amin'ny rafozana?
2. tslem ( 22/11/2008 17:57)
Ny hitako tamiko aloha dia nahafinaritra e,saingy indrisy fa vao nivady 3taona izahay mivady dia nodimandry ireo rafozako ireo.Tsy misy mihitsy ny olana rehefa mahay mifandefitra sy mifanaja.
3. ni81 ( 22/11/2008 18:30)
Ahoana ny hevitrareo amin'ny fipetrahana miaraka amin'ny rafozana?
zà aloha tsy miara-mipetraka amin'ny rafozana, fa raha asaina misafidy aho dia tsia no valiny. Aleo samy manana ny tranony dia mifanaja kokoa.
Ny hitako tamiko aloha dia nahafinaritra e,saingy indrisy fa vao nivady 3taona izahay mivady dia nodimandry ireo rafozako ireo.Tsy misy mihitsy ny olana rehefa mahay mifandefitra sy mifanaja.
misy namako ry tslem a! efa nentiko teto izay dinika izay efa elaela ihany, fa isaky ny w.e fotsiny io rafozana io no mandalo tao aminy fa tena tsy nilamina ry zareo e! Mandefitra hoy i tslem :roll: fa mahita tsikera hatr@ sakafo eo ambony latabatra hono ity rafozana. Dia handefitra ahoana @ zany moa fa tsy halahelo sy hitondra aretim-po?
4. tenagasy ( 22/11/2008 19:04)
T.. Be!

Misy mahalaza tsara ny momba an'io any anaty Baiboly any raha tsy diso aho.
Miala tsiny fa tsy dia mahay loatra aho.
Manao hoe : ... ... dia hiala ny ... ... ... Raiamandreny ... ... ...

Manan-jara izay milamina fa ... T.. Be!



:-o :{ :!: :cry:
5. heidi ( 22/11/2008 19:21)
Tsy misy mihitsy ny olana rehefa mahay mifandefitra sy mifanaja.

ekena fa ny tena aky olombelona ihany mety ho tafitohina ihany an! dia mba eviter-na ny olana sy hitazomana ny relation tsara dia


zà aloha tsy miara-mipetraka amin'ny rafozana, fa raha asaina misafidy aho dia tsia no valiny. Aleo samy manana ny tranony dia mifanaja kokoa.
io volazan'i ni81 io

ny havan-tiana tsy hiaraha monina.....NOHO IZANY izaho koa misafidy hoe tsia :°)
6. xxx ( 22/11/2008 19:23)
Ny aza voany ihany, indrindra ka hoe tratry ny tsy fidiny fa dia:
Minan'ny hamamin'ny fiainana!
Dikin-kivindro!
Maiaminantany!
Mbô kôz' izany!

Tsy be taraina izaho fa na ny vadiko nanontaniako de nilaza hoe raha izy kalou no atao toy izao any @ rafozany na tapak'andro aza tsy hijanona eo!
Hilazako izany hoe tena manao izay tratra ny tena hampety ny rehetra, fa E E E!
Izahay moa izany voatery miara-mipetraka an-taonany vitsivitsy vokatry ny andeha hatao hoe lahatra angaha!
Fa ay ay ay ay!
7. heidi ( 22/11/2008 19:27)
na de ataoko hoe tsy hisy firy ny olana tsy tsara e! na tsy rafozana ihany fa fa hafana en generale......manimba fihavanana io FIARAHA-mipetraka io, mpivady aza miady ihany ndraindray hihihih.
8. ni81 ( 22/11/2008 19:58)
Ny aza voany ihany, indrindra ka hoe tratry ny tsy fidiny fa dia:
Minan'ny hamamin'ny fiainana!
Dikin-kivindro!
Maiaminantany!
Mbô kôz' izany!
mampimé koa xxx :-D :-D :-D
9. vale ( 23/11/2008 00:01)
amiko aloha dia tsy mora io fiaraha-mipetraka samy olon-dehibe io, indrindra ka hoe misy couple ao anatiny, ka mainka fa hoe rafozana , fa na dia samy tsotra sy mifanara-tsaina aza mety hiova ho ratsy ihany izay rehefa tena mifampikasokasoka lava eo, za aloha tsy dia mba tia loatra an'io ki-miara-miara-mipetraka io eee, ny hava-tiana tsy hiaraha-monina, ary tena marina mihintsy kaaaa!! :lol:
10. Papoose ( 23/11/2008 04:51)
tena kozy fa miaraka mipetraka @ namana tsotra aza mampiady koa maika fa @ rafozana indrindra fa rafozan-doza!!! raha mbola manan-tsafidy dia aleo tsy miaraka mipetraka @! nefa kosa raha tsy misy dia mahareta h@farany


11. heidi ( 23/11/2008 08:56)
ny ahy aza na tsy miara-mipetraka fa mpi voisine mbola tsary voako ihany..... :?
12. tslem ( 23/11/2008 14:39)
Ny hitako tamiko aloha dia nahafinaritra e


Maika be fotsiny zah ny namaly teo fa kay lé Q° oe:Ahoana ny hevitrareo amin'ny fipetrahana miaraka amin'ny rafozana? fa ny tao antsaiko everiko fa oe ny fifaneraserana amin-drafozana no votoantiny.

Zah klou tsy niara-nipetraka taminy fa nifanerasera izany no tena marina e, dia tena nilamina tsara mintsy .Raha ny oe fiarahana mipetraka indray mety tsy haiko oe inona no mety ho nitranga????

13. xxx ( 24/11/2008 13:57)
slt daolo e!nena aloha tsy dia hitako intsony izay lazaina fa dia izao fotsiny no mba conseil kely e! éviter-o mihintsy ny hoe hiara-ipetraka @ rafozana fa dia atao veloma ny tokatrano satria enao mba olombelona ihany dia tsy maintsy hamaly kely ra ohatra miaraka ao
14. xxx ( 24/11/2008 14:01)
nena koa aloha dia izay e dia tsy atao koa nymifanerasera @azy e!
15. sakaizakely ( 24/11/2008 14:03)
papooze:
tena kozy fa miaraka mipetraka @ namana tsotra aza mampiady koa maika fa @ rafozana indrindra fa rafozan-doza!!! raha mbola manan-tsafidy dia aleo tsy miaraka mipetraka @! nefa kosa raha tsy misy dia mahareta h@farany


eka ouz
16. Papoose ( 24/11/2008 17:53)
fa mbola tantara hafa koa raha ohatra ka bikina nefa tafiaraka mipetraka @ rafoza! :-P :-D
17. ni81 ( 24/11/2008 18:12)
fa mbola tantara hafa koa raha ohatra ka bikina nefa tafiaraka mipetraka @ rafoza!
indrindra ilay ratsiana :-D :-D
18. fahamarinana ( 24/11/2008 19:15)
:arrow: tsika tsy mahavoa rafozana miara-mipetraka ireto anie ka ho aondran'ny vinanto vavy any amin'ny hospice any e....mari-koditra aby mieritreritra an'izany sady ny ahy lahy be daholo.Maty aho fiadanako o ! :{ (l)
19. heidi ( 24/11/2008 19:29)
kou tsy aleoko any am hospice miara miaina voakarakara miaraka am generation mitovy amiko toy izay ataon'ny vinanto mandoza ao aky! :-P
20. ratonga ( 24/11/2008 20:00)
ary any @ ospisy mety ilay ihany ra manjamanja sy sipa manao blouzy fotsy pikarakara :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4421