rafozana
21. ni81
(
24/11/2008 20:06)
tsika tsy mahavoa rafozana miara-mipetraka ireto anie ka ho aondran'ny vinanto vavy any amin'ny hospice any e....mari-koditra aby mieritreritra an'izany sady ny ahy lahy be daholo.Maty aho fiadanako o !andao indray ary hanangana fikambanan'ny vehivavy gasy antitra aty andafy rahatrizay dieny izao e! :-D :-D ihomehezan'ny datoa ratonga fotsiny indray mantsy tsika ange e :lol:
22. kotobekibo
(
24/11/2008 20:12)
Hiaramipetraka @ rafozana v ?
Mety tena gidra lava izao raha tsy samy mahay mandefitra an! Fa raha ianao handefitra , kanefa ilay rafozana tsy handefitra , d tena ho vizaka tanteraka ianao et vice-versa .
Raha ny tenako manokana no jereko , ref tsy mahavita tena intsony za indray andro any d aleoko maty .
Toy izay hiaramipetraka @ vinantoko izany .
:roll: :roll:

23. ni81
(
24/11/2008 20:16)
Raha ny tenako manokana no jereko , ref tsy mahavita tena intsony za indray andro any d aleoko maty .ka raha tsy mbola tonga ny tour ahafatesana zany dia hananton-tena? :lol:
Toy izay hiaramipetraka @ vinantoko izany .
24. heidi
(
24/11/2008 20:20)
19. Mpandefa : ratonga [ Valio ] 24-11-2008 21:00:56
Lohateny : Re : rafozana
ary any @ ospisy mety ilay ihany ra manjamanja sy sipa manao blouzy fotsy pikarakara
ié misy anti-mola lahy mikoty mitsy dia ny antibavy mandàka :-D :-D :-D
25. heidi
(
24/11/2008 20:23)
Raha ny tenako manokana no jereko , ref tsy mahavita tena intsony za indray andro any d aleoko maty .
Toy izay hiaramipetraka @ vinantoko izany
ny vazà no tena manana io toetsaina io, tsy te hanelingelina any zanany de izay daholo no mahatonga an'ireo mande any am hospice fa any kou anie mafinaritra ry zareo fa tsy hoe enfer akory e! :-D mbola misy mifampi drague ry zareo ao :-D
26. kotobekibo
(
24/11/2008 22:20)
heidi:

mifampisipa mihitsy aza kouh! (l) manana namana miasa @ ireny za fa tena marina ireo teneninao ireo an! :-D
27. Papoose
(
25/11/2008 03:16)
heidi:
kou tsy aleoko any am hospice miara miaina voakarakara miaraka am generation mitovy amiko toy izay ataon'ny vinanto mandoza ao aky! :-P
raha zao ndry de mankany de vieillesse precoce zany :-D :-D
29. heidi
(
25/11/2008 06:23)
tondé tsy raisin'ny lehiben'ny hospice ngamba fa mibahana toerana fotsiny, nay hospice aza ela be ny mahita place hidirana amireny fa miandry raha tsy hoe tsy ampy saina kely angaha de mety ekeny ihany hihihih
30. fahamarinana
(
25/11/2008 11:56)
beventre:
Toy izay hiaramipetraka @ vinantoko izany .
:arrow:ka tsy dia hoe ilay vinanto anie no hiarahana mipetraka fa ilay zanaka mihintsy.Rehefa tena ratsy toetra ve tsy ho teneniny ao..
bebide:
d aleoko maty .
:arrow: mila courage be koa ilay mamono tena anie sady ndrao mi-rater dia vao maika grave beuhhh.
heidi:
fa tsy hoe enfer akory e!
:arrow:raha mbola salama dia tsara fa aza marary tsy tafihetsika fa voasasa tsy zarizary sady voakitakita koa.Soa aloha fa tsy ny rehetra no manao an'izany fa mba misy ok kosa.(l)
31. nikah
(
25/11/2008 16:23)
tsy misy hoatry ny mahaleo tena e!Mifamangy refa mifankamanina fa raha hifanosina aodia ho avy ny olana refa ela ny ela.
32. ni81
(
25/11/2008 20:44)
hoy nikah
tsy misy hoatry ny mahaleo tena e!Mifamangy refa mifankamanina fa raha hifanosina aodia ho avy ny olana refa ela ny ela.tena marina
34. Papoose
(
26/11/2008 03:04)
lefijo, ny ahy tsy lolo klo e :-P perle rare ny ahy donc azo iarahamonina tsara :-D
35. xxx
(
26/11/2008 15:35)
Mampitahotra ahy nareo izany
Ny fiancé -ko izany izy mianaka sisa miara-mipetraka (mamany sy izy), dia izaho mandeha matetika any @ izao fa tsy maninona aloha e. Io mamany io marary, manao diabète (marary ve aloha ny filaza an'izany), ny iray tam-po aminy tsy misy aty Dago intsony, izy tsy mety mankany @ zanany any an-dafy .
Dia rehefa hivady izahay izany dia ahoana hoy nareo ny hataonay ? Ny fiancé-ko fantatro fa tsy hamela ny reniny hipetraka irery ?

36. Noue
(
26/11/2008 15:48)
fa tsy mitovy daholo kosa aloha ny rafozana eeee ! misy rafozana tena mahay manaja aaaaa ! rehefa samy mahay mifanaja tsisy blèm io eee !
38. heidi
(
26/11/2008 16:31)
kelly13:
i noue kou nge mampimé @ ty "aaaa" sy "eee" lava ty :-P
:-D :-D :-D ka i noue tam vlou tsy nanao anzany fa vao lamaody taty aoriana io sa tsizany :-P :-D
39. heidi
(
26/11/2008 16:32)
xxx:
Mampitahotra ahy nareo izany
Ny fiancé -ko izany izy mianaka sisa miara-mipetraka (mamany sy izy), dia izaho mandeha matetika any @ izao fa tsy maninona aloha e. Io mamany io marary, manao diabète (marary ve aloha ny filaza an'izany), ny iray tam-po aminy tsy misy aty Dago intsony, izy tsy mety mankany @ zanany any an-dafy .
Dia rehefa hivady izahay izany dia ahoana hoy nareo ny hataonay ? Ny fiancé-ko fantatro fa tsy hamela ny reniny hipetraka irery ?
hummmm! dia raha tiana ny vady dia ny rafozina no tsinjovina
:-P
40. xxx
(
26/11/2008 17:25)
raha izany filazan'ny bobaka izany to tsy anambady aho raha tsy sipa kambonty ray sy reny kty :-D :-D :-D