rafozana

41. heidi ( 26/11/2008 17:38)
:-D ny anao koa izany dia mitady ny tsy ho hita, ny fiarahana miaina miaraka aminy am trano iray anie no resahina fa tsy ny fananana rafozana e!
42. ni81 ( 26/11/2008 17:39)
raha izany filazan'ny bobaka izany to tsy anambady aho raha tsy sipa kambonty ray sy reny kty
:-D :-D
hummmm! dia raha tiana ny vady dia ny rafozina no tsinjovina
:-D :-D
43. Noue ( 26/11/2008 18:53)
kelly13:

i noue kou nge mampimé @ ty "aaaa" sy "eee" lava ty :-P



=)) =)) =)) =)) =)) =))
44. xxx ( 26/11/2008 20:15)
heidi:

:-D ny anao koa izany dia mitady ny tsy ho hita, ny fiarahana miaina miaraka aminy am trano iray anie no resahina fa tsy ny fananana rafozana e!

ka @zay tsy pôsibla tsony ny fiarahana mipetraka kà:°) zah ko fetsy ngé é !!! :-D :-D :-D
45. heidi ( 26/11/2008 21:16)
xxx: ka mbola tsy manana rafozana zany zao sa efa manana, ny any mantsy efa samy maty daholo na ny lahy na ny vavy :°)
46. xxx ( 26/11/2008 21:43)
:roll: :roll: :roll:
47. Papoose ( 27/11/2008 03:13)
:?:
48. ikaretsaka ( 27/11/2008 03:23)
Heidi> tsary mbola nanangarany?
49. heidi ( 27/11/2008 06:30)
fa manin i papoose sy xxx :-D :-D :-D :-D
ka ny anay efa samy gli daholo na ny lahy na ny vavy ny rafozana io ko!
diso tsipelina io fa tsy ny any fa ny anay :-D

ikaretsaka: otran'ny efa nanangatra kely ihany satria natahotsa be foana 1mois après ny nahafatesany.....manofy ratsy foana
fa na izany aza tsy nandoza ny rafozana fa ilay mifampi vosin vosine no tsy mety sy ilay miara-mipetraka.....
50. Papoose ( 28/11/2008 21:25)
nisy tsary azoko :lol:
51. heidi ( 28/11/2008 23:01)
hay vyyyyy! diso tsipelina roky ah! :wink: :-P
52. Papoose ( 28/11/2008 23:12)
:-P
53. xxx ( 28/11/2008 23:20)
:°)
54. Papoose ( 29/11/2008 19:04)
xxxxxxx :-P
55. kotobekibo ( 30/11/2008 11:34)
BOUUHHHH !!!! 8O
efa nisy natahatsa sahady , nefa zà no niafina tao anatin'ilay lamba fotsy teo . :-D :-D :-D
56. ni81 ( 30/11/2008 19:00)
efa nisy natahatsa sahady , nefa zà no niafina tao anatin'ilay lamba fotsy teo .
Ka noheverin'ny olona fa matoatoa koa :lol: :lol:
57. Papoose ( 30/11/2008 20:41)
sa chorale!! :-P :-D :-D
58. ainaheri ( 01/12/2008 12:12)
Raha manan-tsafidy alou d aleo miala lavitra ee
Mandà tanteraka ny fiaraha-monina @ rafozana,otran'inn ny toetrany na otran'inn,tsy maintsy misy fona ny indro kely ndray andro any,ka aleo sorohona raha azo!!
59. dinm08 ( 01/12/2008 12:31)
Ra izaho indray alo de tena aleo miala fa tsy laitra e, na mifankatia tsara ary , aleo tsy mitakosona
Izaho aloha de tena nahita ary nataoko nahita koa, satria tsy nmaintsy niara-nipetraka zahay, izy ambony zahay ambany, fa nandraoaka izy de lasa zahay
Fa avy eo kosa fay tanteraka
:twisted:
60. Papoose ( 01/12/2008 22:23)
sady lasa ohatran'ny mifaninana zany sisa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1414