Resa-behivavy

meva2 ( 20/12/2007 09:20)
bjr daholo, Izaho dia mananjanaka roa, ary mieritreritra mafy ny fahatelo, kanefa somary sadaikatra ihany aho satria mila organisation kokoa ets.., izy roa voalohany koa efa manomboka autonomes. ... tohiny
novalian'i tywa68 ny 31/12/2007 07:56
kallie ( 19/12/2007 12:07)
iza mo lé nitady akanjo bevoka iny? sendra nande tato za d feno ao http://www.quelle.fr... tohiny
novalian'i mansoor ny 15/04/2008 17:43
tslem ( 17/12/2007 05:01)
Hono ho aho? inona kay no mba dikan'ilay boribory kely sy telozoro @ etikety @ akanjo ireny?ilay sary fera sy ny sasany aloha mba mazava tsara ihany fa ireo zavatra roa ireo tena tsy azoko mitsy ny te... tohiny
novalian'i kelly13 ny 18/12/2007 09:57
bitrokel ( 08/12/2007 23:00)
harabaina aloha ry kallie fa azonareo ny miss france an! aleo kosa aloha mba hahazo ny la reunion e! fa na izany aza tsy safidiko ilay sipa fa ny ahy ilay pays de loire na vouvelle caledonie no tiko ... tohiny
novalian'i tsikih ny 02/01/2008 17:54
bitrokel ( 08/12/2007 20:27)
vetivety dia miova ny lamaody ho aho e! tena ho an'izay manaraka alodia tena tsy maintsy hoe hisalasala ihany...itako ny akanjo amidy eny amin'ny magasin toa mitovitovy daholo, ny robe lasa otran'ny ... tohiny
novalian'i xxx ny 02/01/2008 22:17
Stretch ( 07/12/2007 20:31)
manana namana lhl mpiara miasa a ! manambady izy de nefa ko mandé any am koaitra refa ndraindray , de mpinamana mo zay de mandé ny resaka le refa pôzy kafé iny , (vazaha klou izy an) de miteny a... tohiny
sitlo ( 06/12/2007 16:00)
Za aloha dia tsoriko fa tsy dia kopy mihitsy hoe tara iny sipa iny sa tsia. Dia izay no anontaniako hoe ahoana no ataonareo rehefa mba misy lhl revirevenareo. Ankoatra ny style vazaha ilay tonga di... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2008 13:59
mzksoa ( 05/12/2007 15:19)
:(:(:( Salut Feno tasy ny tarehiko fa nokitihina ny mony efa ho 3 taona lasa izay. Inona kay no toro-hevitra :idea: azonareo omena ahy hanalana na hampihenana izany:?: Tena mahamenatra mihitsy... tohiny
bazylou ( 30/11/2007 23:17)
kosa i Milay Rajoelina an!! sady izy tsy TGV fa ICE:-D:-D... tohiny
novalian'i vale ny 05/12/2007 16:22
voara ( 30/11/2007 16:45)
bjr daholo ,saika mba hanotany raha mba misy mahafantatra ,na mahatsiaro .nisy pub zay teto noresahana ,izy io oh:magasin mivarotra sakafo sy ny sns ,de za aty france mikomandy le entana de aterindreo... tohiny
novalian'i voara ny 03/12/2007 15:32
niryna ( 30/11/2007 15:51)
Samy manana toetra ratsy na tsara avy isika rehetra fa arakarak'ilay izy no mampibahana azy kokoa ao amintsika.Ny tsara moa dia efa tsara izany izy ka mila tohizana sy hampitomboana hatrany ,ilay rats... tohiny
xxx ( 25/11/2007 13:42)
Manaona dôly! raha misy probléme volo ianao toy ny hoe tapatapaka, miongotra be sy be angadrano dia manorata @ ity adresse ko ity fa misy produit mandatitra be! n.miarina@yahoo.fr ... tohiny
novalian'i bichette ny 26/11/2007 14:59
karinah ( 24/11/2007 17:27)
miarahaba ny rehetra, manana olana aho mikasika ny fiovan'ny voloko..:?:-D:-D ; taloha ny voloko, malama, sy mangirana ary manifinify tsy marobe, ary tena tsotra, nony fipetrahako teto france (7taona... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 26/05/2015 18:55
xxx ( 18/11/2007 18:49)
aona ny ataoko fa ngeza be ny kiboko nefa za sipa kely tsy de hoe matavy ny poiture ko aza 36 fa ni kibo dia tena misy nofotra kely manokana mintsy aona ny atao mba hanalana azy ... tohiny
novalian'i booboo ny 21/12/2007 17:04
tsiambaratelo ( 16/11/2007 15:13)
Zavatra iray manitikitika ny saina,indrindra hoan\'ny tovovavy.Raha efa taraiky ara-taona vao manam-bady mety hisy fiatraikany amin\'ny fiterahana ve le taona.Ohatra hoe efa 30taona mahery izy vao mit... tohiny
ketrika1 ( 14/11/2007 16:13)
Slm daholo! Raha mba misy olona re mba afaka manoro ahy ny mety ahitako boky momba ny coiffure. Za de olona vao avy nahavita fianarana momba ny t@ école professonnel iray ka te hampitombo ny fahala... tohiny
novalian'i cielbleu ny 28/11/2007 09:08
xxx ( 13/11/2007 17:30)
aiza kay nop misy mivarotra ireny pataloha na akanjo bevoka ireny... tohiny
novalian'i arialy ny 12/12/2007 12:27
mzksoa ( 10/11/2007 13:03)
:D:D:D Salut daholo ianareo zao e, ny voloko a, matevina be, tsy tsotra fa olioly, dia nisy fotoana nato lissage tony (2 ans) izay dia lasa simba, maina oh volokatasaka reny :{ dia zao efa nihalav... tohiny
novalian'i arialy ny 12/12/2007 12:39
solika ( 07/11/2007 11:58)
miarahaba anareo rehetra zao e, hanao mariazy a ds 2 mois, ka belle maman mi-insiste be fa tiany ho zairina mafy ny akanjoko, nefa tsy tiako izay satria izy any Dago d za aty france ka matahotra... tohiny
novalian'i Veloo ny 11/11/2007 19:27
keyoann ( 06/11/2007 23:08)
robe d grossesse v sa tsy maninn na manao pataloha aza?... tohiny
novalian'i xxx ny 24/05/2008 22:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1205