Volo ngita: mila fanampiana!!!!

1. karinah ( 24/11/2007 17:27)
miarahaba ny rehetra,
manana olana aho mikasika ny fiovan'ny voloko..:?:-D:-D ; taloha ny voloko, malama, sy mangirana ary manifinify tsy marobe, ary tena tsotra, nony fipetrahako teto france (7taona izao) anefa lasa frisés sy maina be ny voloko fa kosa niha-natevina, marina ve fa ny calcaire no mahatonga izany? sa mety misy antony hafa ihany koa? raha calcaire marina , dia Inona no Tokony ataoko?:cry:... izaho tsy afaka hividy eau minéral hatao fanasàna volo!:o:o:o(l)
novalian'i tiris8786 ny 26/05/2015 18:55
2. rasoary ( 25/11/2007 13:12)
Ny ahy koa dia torak'izany e ! lasa frisé ny voloko. Ny fiainana angamba no mahatonga izany Aza kivy fa manaova broching dia vita. Tsy afaka hiady @ nature fa dia izay
Mahereza
3. kallie ( 25/11/2007 15:46)
:-D mapme ana lé oe eau mineral no anasana volo, misy manao anzany ve?
MArina lé oe calcaire sy polution sy ny stress... manimba volo, fa ny fanafodiny d ny soins atao anazy, manao bain matetika d apina menaka isan'andro
4. sipagasy ( 25/11/2007 15:59)
mila manao bain d'huile e! alohan'ny hanasana volo, dia vita io ary rehefa ilay hanasa volo dia angony @ sceau ny rano aloha dia somary raraho ranona voasary makirana fa hitanao fa hahatsara sy hampangirana ny volo iny, sady manala ilay calcaire e!

dia mazotoa fa izay ihany ny fanafodiny sisa, fa misy koa anie ny comprimés oenobiole e! afaka alainao ihany koa ilay @ volo sy hoho iny fa mahavita izay vitany ihany ireny e!

mahereza a+:-*
5. karinah ( 25/11/2007 17:48)
rasoary:

Ny ahy koa dia torak'izany e ! lasa frisé ny voloko. Ny fiainana angamba no mahatonga izany Aza kivy fa manaova broching dia vita. Tsy afaka hiady @ nature fa dia izay
Mahereza
Vahaolana no angatahiko Rasoary! ka izay indrindra, raha tsy manana vahaolana ankoatry ny bronchina enao dia:lol:


6. karinah ( 25/11/2007 17:49)
kallie: menaka isan'andro:?::roll::roll::lol::-D:-D:-D
7. karinah ( 25/11/2007 17:52)
Sipagasy: :oops::oops::oops:sotra betsaka, fa hampiasa crème aho izany manomboka izao,dia merci @ le ranona citron, efa rehako koa io tenenin'olona ahy fa ny eau glacée ho hitako haingana kokoa:lol::oops:
merci
8. karinah ( 25/11/2007 17:57)
rasoary:

Ny ahy koa dia torak'izany e ! lasa frisé ny voloko. Ny fiainana angamba no mahatonga izany Aza kivy fa manaova broching dia vita. Tsy afaka hiady @ nature fa dia izay
Mahereza
bronching mandoro volo..., sady tsy misy olona afaka hisintona ihany koa :-/ , ny tena tsy maharaka salon dé coifire:lol:


9. karinah ( 25/11/2007 18:13)
kallie:

:-D mapme ana lé oe eau mineral no anasana volo, misy manao anzany ve?
MArina lé oe calcaire sy polution sy ny stress... manimba volo, fa ny fanafodiny d ny soins atao anazy, manao bain matetika d apina menaka isan'andro
Kallie: ireo star ireo manao an'izany akia ah!:lol:


10. karinah ( 25/11/2007 18:24)
..;ho ataoko ny fampiasana crème izany! merci!:}:-*:-*:*:-*
11. sakaizakely ( 25/11/2007 19:00)
Marina fa calcaire be ny rano aty @ RP, nefa nenà tsy maninn. Fa tsapako fotsiny hoe miova miandalana. T@ vao kely malama be châtain foncé de zao lasa brune be sady olioly be, fa talohan'ny nahatongavako dia efa hitako ny fiovany, de brushing lava no hitako soluce, fa za mahay manao azy za irery. Efa zatra angamba.

Raha toa ka tena tsy mahatanty calcaire dia mampiasa ireny après shampooing au citron ireny (Maniatis no fantatro), na liquide de rinçage au vinaigre (Klorane no efa nampiasaiko). Jerijerevo eny @ reny parapharmacie ireny fa misy produits betsaka. Jerevo koa Yves Rocher

Za klou zao tsy mampiasa produits specifiques fa juste shampooing + après sh crème (en boîte) + sérum lissant. Tsy manao bain d'huile intsony akory. Lasa malama be indray aza rehefa manao brushing avy eo dia tsy misy volume intsony indray².

izay klou no fampiasako fa asa raha mety amin'i karinah. Andramo
12. karinah ( 25/11/2007 19:25)
merci ,raha yves rocher euh pas por le moment!:lol::oops::oops::oops:, tena tsapako fa ny calcaire no mahatonga izany, tany @ tany nipetrahako hatrizay aho tsy nanana olana, mila crème etc, izany, fa nony tonga teto..tena, pffff:{:{
(l)mersi
13. ikaretsaka ( 25/11/2007 19:33)
randrano ko
14. bazylou ( 26/11/2007 00:18)
asio diloilo coco ry tia!!
15. majakely ( 26/11/2007 08:08)
ikaratseka,randagnina tokoa e leka zao soa beetaka ...hihihihi:-D
16. karinah ( 26/11/2007 08:53)
ikaretsaka:

randrano ko
tsy misy mandrandrana, sa atao randrana 2 ve?:lol::oops:


17. karinah ( 26/11/2007 08:55)
Bazylou,diloiolo coco hummm:oops:,:-D:-D:-D sady vao mainka maringitra volo hono ireny eh! ^^
18. karinah ( 26/11/2007 08:59)
majakely:

ikaratseka,randagnina tokoa e leka zao soa beetaka ...hihihihi:-D
majakely::-D:-D:-D:-D, tsara aza koh! sady betsaka ny voloko, sa njy anjandrana anah!:-P:-D:-D


19. kallie ( 26/11/2007 13:06)
kallie: menaka isan'andro

fa in ny dikan'ny crème am teny gasy?
..;ho ataoko ny fampiasana crème izany! merci!

:roll:
20. bichette ( 26/11/2007 15:01)
ny ahy nasiako voasary makirana dia lasa toa nanimba
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4684