Volo ngita: mila fanampiana!!!!
21. vale
(
26/11/2007 18:49)
bichette: ohatry ny vao mainka manamaina le voasary mankirana fa efa nanandrana aho!
Sipagasy, merci qd m!!!:wink:
Sipagasy, merci qd m!!!:wink:
23. bichette
(
27/11/2007 08:50)
hoy vale :
manimba volo gasy mihitsy ilay voasary makirana, tsy mety amintsika, ny shampoing fructis koa tsy mety loatra amin'ny volo gasy, ny elseve ihany no tena hitako sy tsy mbola nisy nitarainana
bichette: ohatry ny vao mainka manamaina le voasary mankirana fa efa nanandrana aho!
Sipagasy, merci qd m!!!
manimba volo gasy mihitsy ilay voasary makirana, tsy mety amintsika, ny shampoing fructis koa tsy mety loatra amin'ny volo gasy, ny elseve ihany no tena hitako sy tsy mbola nisy nitarainana
24. vale
(
27/11/2007 11:53)
bichette: ie, nampiasa fructis koa izaho (shampooing) fa lasa raide be ny voloko avy eo:lol:;...Garnier extra doux ny amiasaiko izao..., mila mampiasa masque ihany izany fa tsy mionona @ shampooing fotsiny!:-D:-D:oops:
25. bazylou
(
28/11/2007 00:53)
rehefa tsy mety ny coco di ataovy graisse moteur indray e!!!:lol::lol::lol:
26. cielbleu
(
28/11/2007 09:02)
karinah:
miarahaba ny rehetra,
manana olana aho mikasika ny fiovan'ny voloko..:?:-D:-D ; taloha ny voloko, malama, sy mangirana ary manifinify tsy marobe, ary tena tsotra, nony fipetrahako teto france (7taona izao) anefa lasa frisés sy maina be ny voloko fa kosa niha-natevina, marina ve fa ny calcaire no mahatonga izany? sa mety misy antony hafa ihany koa? raha calcaire marina , dia Inona no Tokony ataoko?:cry:... izaho tsy afaka hividy eau minéral hatao fanasàna volo!:o:o:o(l)
sasao @ranon'anandrano zany hoa tao lotion potsehina na totoina ny anandrano de io no atao bain aminy, na koa raha mahavidy huile d'olive de atao bain @io koh asiana tamenakatody kely
28. karinah
(
30/11/2007 16:38)
bazylou::-D:-D:-D:-D:-D:-D psshht!:-D:-D
rehefa tsy mety ny coco di ataovy graisse moteur indray e!!!:lol::lol::lol:
29. Veloo
(
30/11/2007 17:21)
karinah a, asivo filtre aky ny robinet ny douche-ndry a, dia afaka ny calcaire a... dia manova an;ireny shampoing pour lisser les cheveux ireny ny pantene no tena tsara raha misy no sady asivo conditioner koa dia vo maika miha-tsara...
mazoto
eviteo ny brushing sy ny mandoro vola ireny
mazoto
eviteo ny brushing sy ny mandoro vola ireny
30. Veloo
(
30/11/2007 17:22)
adiniko ataovy ny placage nareo ve mba nanao an;izany tena tsara no sady tsy mba manimba volo.
31. karinah
(
02/12/2007 03:50)
Veloo: merci!(l)... fa aiza no afaka ahitàko ilay filtre?, pantene mety koa fa lasa malemy be indray de nanjaniko, fa sinon merci!!!(l):-*:-*:-*:-*
32. sakaizakely
(
02/12/2007 11:06)
filtre : any @ magasins de bricolage (leroy merl*n, bricor*ma, castor*ma sns... anontanio mpivarotra. adaptable @ robinets rehetra tsy mila fitaovana.
34. tiris8786
(
26/05/2015 18:55)
ny zava-marina dia izao, ny volonao tamin'ny 18 taona tsy hitovy intsony amin'ny volonao mananika ny 40 taona. maro ny antony fa ny hitako dia plus mihamandroso ny taona plus miova ny texture indraindray moa dia mihintsana na mihamanify. raha miova toerana dia ny rano sy ny toetrandro matetika ary manahirana tokoa satria mihangita, mibofaka dia lasa andramana daholo zao rehetra zao nefa vao maika maina sy ternes.
vahaolana : ilay filtre amin'ny robinet raha manana moyen (izaho aloha tsy manana an'izany), tsy manasa loha matetika loatra ary tsy mampiasa rano mafàna loatra, kobanina amin'ny rano mangatsiaka raha mahazaka (izaho tsy mahazaka an'io raha tsy hoe angaha ao anaty piscine no mandro). maro ny miteny ilay citron na vinaigre de rinçage fa mbola tsy nanandrana.
raha any ivelany ianao dia betsaka tokoa ny safidy amin'ny produits saingy tsy voatery mety amin'ny volonao.
efa re laza koa ilay bain d'huile satria io hono mba miaro koa ny volonao amin'ilay shampoo mahery be.
ny ahy dia izao : tsy mividy produits mora loatra nefa koa tsy mividy ilay lafo. shampoo sans sulfate - masque fa tsy après-shampoo - rehefa vita kobana ka mbola mando dia asiana foana après-shampoo sans rinçage dia menaka kely avy eo. io ny routine dia mba nisy fiovana kely.