Resa-behivavy
nirinkosoa
(
06/11/2007 13:28)
ahoana no mba fahitanareo oe misy lehilahy efa manambady aman-janaka nefa tsy mety mahatsapa fôna izany?
tsy mety tamana an-trano mihitsy izy, efa atao daolo ny zavatra rehetra mety ho azonao atao...
tohiny
novalian'i soanja ny 09/11/2007 01:38
xxx
(
03/11/2007 19:47)
lasany joba vazaha daholo ry zalahy zany:oops::(=((
Manaiky ve njy??
...
tohiny
novalian'i parazy ny 04/02/2008 11:15
ronaldo09
(
31/10/2007 08:49)
Za raha nandinika de maro no olona mitaraina fa saro-piaro loatra ny vadiny na ny sipany!Amiko aloha tsara ny hasarotam-piaro satria midika izany fa tia anao ilay olona matoa sarotiny aminao .Ary ho...
tohiny
novalian'i parazy ny 04/02/2008 11:28
nenipita
(
27/10/2007 15:55)
salut nareo, ny zanako 3 taona voan'ny nendramboalavo, nefa misy zandry vao 2 mois izy ka izany no atahorako hoe mety hifindra amin'ilay zaza ve izany ilay aretiny? matahotra ihany mantsy aho satria ...
tohiny
novalian'i alibaysalim ny 14/07/2018 11:46
niryna
(
27/10/2007 01:25)
Olona efa any amin'ny 7.4 million any no mandravaka ny tranony ary na ny biby (alika sy ny saka koa dia hividianany akanjo)
$1.93 billion no vola lafon'ireo mpivarotra bonbon ary $ 100 million no lan...
tohiny
novalian'i bellla ny 26/11/2007 07:30
xxx
(
25/10/2007 13:42)
manahoana daolo nareo o!mba mila toro hevitra kely za raha misy afaka manampy:tsy zany mantsy fa efa ho tonga zao ny annif ny malalako dia mba te amome cadeau anazy aho.ny problem dia zao,sahirana b n...
tohiny
novalian'i Papoose ny 04/11/2007 14:33
ari.malala
(
24/10/2007 07:18)
manahoana daolo tsika retraretra,
nsy fotoana hoa zany nianatra coiffure t@ institut iray izay tantine anay, d hoe mianatra teinture ry zareo, de nasainy nividy loko za, de le loko nasainy novidian...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 25/12/2007 00:07
vivi
(
20/10/2007 18:07)
ahoana no atao we vehivahy collante ?, vhv miantso lava foana vsa vhv tsy afa mihaina raha tsy eo lhl ....mba azavao kely we reto!...
tohiny
novalian'i soanja ny 28/10/2007 16:30
mirabela
(
19/10/2007 20:02)
za reto mbo t hanao meche na balayage, fa tena otran tsy misy choix mits amin lé loko atao, mena ts mety fa lazain n ol otran ny avy nitôna briky:oops: dia blonde kou ts mety amiko satria ts d tena ...
tohiny
novalian'i SHOAN ny 17/01/2008 14:46
xxx
(
10/10/2007 21:12)
(matetika mivôka filme izy ty)
Manana bandy ndry, nisy zavatra tsy nahafaly azy manokana hitany tany ambadimbadika tany, tsy fantatry ndry akory oe: inn no tsy mahafaly azy:roll: ndry amnio tena t...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 31/10/2007 12:55
kallie
(
10/10/2007 11:53)
tsy zany fa ny ol rehetra manodidinà milaza fa za hono maniaque, satria hono (oatra fotsny reto an)
-refa tafiditra ao antrano d ny atao vôloany manasa tanana
-manasa vôtabia am éponge (ampiasai...
tohiny
novalian'i kally ny 19/10/2007 15:51
aidana
(
09/10/2007 17:26)
salut daholo nareo,
tsy voatery ho natao an'i vehivavy irery ihany fa afaka mandray anjara ny lehilahy @ le debat!
raha tratra nanao sipa ny vadinareo le lahy io resaka io,tsy nahita maso fa sms @ p...
tohiny
novalian'i parazy ny 04/02/2008 11:49
kallie
(
05/10/2007 18:46)
ty misy britney mipipi klôty sady string fliô http://images.google.fr/imgres?imgurl=http://www.nosamislespeople.com/wp-content/uploads/BRITNEY_SPEARS_62.jpg&imgrefurl=http://www.nosamislespeople.com...
tohiny
novalian'i vivi ny 20/10/2007 18:13
tiarah
(
04/10/2007 10:01)
Rehefa mifoka sigara ve ny vehivavy de lazaina fa te hitovy zo amin' ny lehilahy na koa hoe jiolambavy,nefa sa sipa te hirevy fotsiny? Ahoana ny hevitrareo?
...
tohiny
novalian'i marcocofa ny 27/11/2007 08:33
kallie
(
03/10/2007 13:00)
jerenareo nge izy e, [img]http://www.tunisieinfo.com/realites/851/photos/grosse.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i dibbah ny 17/10/2007 05:02
pissoa
(
02/10/2007 10:36)
Sali !
Ahoana kay ny fanakelezana robe reto ? :-D:-D:-D
Misy akanjo izay, tiako haterena ny tenany ! nefa ny tanany antonona tsara amin'izao dia tsy haiko ny manao azy fa otran'ny lasa mihatery ...
tohiny
novalian'i dibbah ny 17/10/2007 05:11
havanan
(
02/10/2007 09:35)
Manahoana,
Misy milaza fa ny vehivavy no tokony handroso tanana voalohany rehefa miarahaba lehilahy. Ny sasany anefa milaza fa tsy fahalalam-pomba ho an'ny vehivavy ny mandroso tanana rehefa miarahab...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/10/2007 11:01
boubounezy
(
28/09/2007 15:07)
inn ny toillettes intimes tena mba fampiasanareo fa za nisy nanodro cytéal fa tena efficace tsara.:D:lol:...
tohiny
novalian'i tsikih ny 05/12/2007 00:03
havanan
(
25/09/2007 09:22)
Manahoana doly,
Ianareo ve mba mahatsikaritra ireny volamena amidy eny antsena reny e: efa miova be mihitsy tsy toy ny taloha intsony fa lasa ohatry ny menamena zany?
Ohatry ny tsy mampi-te-hividy i...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 30/09/2007 02:53
xxx
(
19/09/2007 15:40)
efa mba nisy nanandrana v?mba t hahalala bebe kokoa ny momba an'io.
dia mba miangavy valinteny matotra :-*:-*
misaotra mialoha...
tohiny