Resa-behivavy
nenipita
(
19/02/2007 09:44)
salut nareo, hono hoy aho, inona avy kay no fantatrareo hoe tokony hatao na tsy tokony hatao rehefa bevoka ny vehivavy,andao mba hifampizara izay hainy isika o,
ohatra hoe tsy mahazo manao sakamalao...
tohiny
novalian'i zafimbolasoanh1 ny 22/04/2015 10:14
Narivelo
(
19/02/2007 08:00)
indray andro raha izahay tany ambanivohitra tany ,izanyhoe mbola kely izany ,dia nisy vehivavy roa nanasa lamba no sady niresaka mikasika ny vadiny, ny iray nanotany hoe marina ve aky fa tsy mitovy i...
tohiny
novalian'i rivorijasoa ny 21/02/2007 01:57
melianie
(
17/02/2007 14:30)
mba misy aminareo ve mahita site misy tantara gasy sy hira gasy ireny azafady
merci de mazoto daolo...
tohiny
novalian'i tisera ny 20/02/2007 09:22
segadombolo
(
17/02/2007 14:10)
Manao ahoana daholo!
Misy vehivavy iray izay hiteraka ny zanany voalohany à 40 ans, de hoy ny mpampiteraka hoe " tsy maintsy didiana satria efa lehibe taona". De mba manontany tena aho hoe: tokony h...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/02/2007 15:03
nivouh
(
16/02/2007 13:33)
manaisotra tanteraka ny mony....
tohiny
novalian'i karinah ny 17/02/2007 09:55
nenipita
(
13/02/2007 09:11)
salut nareo, hono oa ry reto aiza no tena hopitaly tsra hiterahana eto Antananarivo, na koa hoe misy sage-femme mahay , aiza no falehanareo? mba toroy hevitra o
Misaotra ...
tohiny
novalian'i nirinkosoa ny 06/11/2007 13:09
xxx
(
12/02/2007 16:06)
Mba ahoana ny fomba fiarahan ' ny lehilahy @ ireny sipa rancuniére ireny e ! misy mbandy fantatro manko fa ny vadiny be lolo po be dia vao misy zavatra kely dia vindavida ramatoa ; ahoana no fiarahan...
tohiny
novalian'i latina ny 26/02/2007 07:53
xxx
(
09/02/2007 15:47)
mba mila vaholana za diso ty lotra ny parents ako indrindra fa ny raiko izy ko nefa otrizany vo haingana ary izy no nanome ahy cadeau (lingerie) za ko rehafa mividy zavatra de mily toro hevitra any am...
tohiny
novalian'i tynah ny 25/02/2007 14:00
xxx
(
08/02/2007 18:04)
za dia 25 taona , tsy mbola niteraka , 1m55 ary 88 kilo , tena loza be , za ry reto mba tia hihena fa mba ampio an , za anefa dia efa tsy dia misakafo be loatra fa dia tsy mety fa dia mitombo foana ia...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2007 10:50
segadombolo
(
07/02/2007 12:54)
Manahoana daholo,
Tantara fohy no lazaiko ary ilako fanazavana na hevitra amin'izay mety mahalala.
Mitondra vohoka ny tenako ary hitako fa somary hafa tamin'ny vohoka tamin'ny zanako teo aloha. Fa ...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 27/04/2007 07:51
niryna
(
07/02/2007 06:13)
EFa nahita olona teraka maro ianareo? Firy no isany be indrindra?
Efa nahita niteraka kambana maro koa firy no isany?
kambana teneniko eto manomboka ny kamban-droa,kamban-telo ...ampiakaro ary ny ...
tohiny
novalian'i latina ny 13/02/2007 07:46
xxx
(
02/02/2007 15:22)
Efa resaka nande fa fanamafisana ; ho anareo vehivavy lehilahy mitapaka sa tsy no tinareo ? raha tsia dia inona no antonty ? ...
tohiny
novalian'i booboo ny 13/02/2007 13:17
xxx
(
01/02/2007 19:38)
fecondation in vitro kay mety maharittra hafiriana vao mety manana ; de inona no atao @ zany...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/02/2007 20:39
statistika
(
01/02/2007 12:49)
ra asaina tsy maintsy misafidy enao ; lehilahy mpapirafy sa mamo toka manalagy sy mamono no tianareo , ento aza ny resaka ? ...
tohiny
novalian'i booboo ny 13/03/2007 14:08
xxx
(
31/01/2007 16:18)
Fa inona oa no mahatonga anareo vehivavy ( sasany ) mankahala na tonga dia tsy tia ny havambady fotsiny amin ' izao e !!! na hoe mbola tsisy disadisa aza teo aminareo , nefa maninona ny lehilahy tsy s...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 25/02/2007 07:32
xxx
(
31/01/2007 14:44)
ahoana kay no faharetan'ireny FIV reny mety ho ela ve sa mety ho vetivety? tokony firy volana sa aman-taona,...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 07/04/2007 09:17
statistika
(
31/01/2007 13:43)
ahoana raha ndry no mahita ny sipa na vadindry tratra manao crac crac ao aminao na @ toerana hafa , efa mba nisy nahatratra ve dia ahoana ?????? ...
tohiny
novalian'i paris10 ny 06/02/2007 21:29
xxx
(
31/01/2007 10:48)
Nareo vehivavy hafa kay rehefa miaraka @ lehilahy vao voalohany any @ tranony dia tonga ve nareo dia manome ? ( mi dodo miaraka aminy izany an ) izahay manko tsy nanao n ' inona fa za no otran ' ny n...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/02/2007 23:50
statistika
(
30/01/2007 12:51)
maninona ny vehivavy sasany tsy mba manala volo k ' elika tokoa e !!! , za mba niaraka t@ vehivavy iray zay mba nisangisangy izahay tao antranony fa izy moa nitsilany teo ampandriana fa taitra tampoka...
tohiny
novalian'i pissoa ny 16/02/2007 19:25
hearty
(
30/01/2007 10:05)
Inn ry reto no ataoko fatsymety mahazo fafinazretana mitsy ny copine ko refa manao firaisana zahay
Apenaro aho...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 01/02/2007 07:19