ny vehivevy sy ny fitondrana vohoka
21. booboo
(
20/02/2007 11:26)
:-P
-tsy manao ankanjo misy mifatopatotra reny fa mifatopatotra koa hoe ny cordon avy teo. Rehefa mihetsika ilay vhv manakatra ilay tady @ akanjony sy mamatotra an'iny, dia izay mouvement kely izay rehefa averimberina matetika hoe mitarika ilay cordon hihodidina ilay zaza koa ny farany. Io ndray gygy taty ivelany nanazava anà an'io fa efa hain'i Ntaolo taloha kay zany.....

22. latina
(
20/02/2007 13:12)
mbola misy adinoko nenipita a!
Tsy mahazo mikikika rehefa mihetsi-jaza fa iomehezan-drasazy sy ny dr! hihihihi! Ny tena marina dia maha kely hery ny mitabataba satria, hery tokony angonina hanenana ilay zaza, nefa laniana hitabatabana amin'ny tsy misy dikany. Satria, na hitabataba eo aza ianao, ozy ilay sage femme izay, dia mitazana sy manome hery fotsiny ny olona, fa ianao irery ihany no tsy maintsy hamoaka an'io, fanampiana @ fisintomana azy hivoaka tanteraka fotsiny sisa ny an'ny radoko sy rasazy, rehefa vitanao ny asa mafy. Raha tsy hoe hodidiana dr angaha!

23. mifyfy
(
20/02/2007 13:28)
ilayizy zany tsy dia finonoampoana loatra fa betsaka ny mitobona
io hoe tsy manao sakamalao ampaosy io dia hoe manjary sampona le zaza fa fa lasa rantsana 6 ny tanany na ny tongony,rehefa tsy mino dia andramo aloha e tsy ho hita eo ihany ve hoe mitobona na tsia le izy
Misy koa ny hoe tsy mihinana betiravy na rotra fa lasa misy an'ireny tasy menamena na voloparasy reny le zaza
le hoe tsy manao sikina na folara @ tenda dia hoe lasa misadika tadipoitra le zaza tena mitombona io
le hoe tsy mitanin'afo fa miraikitra ny ahitra tena mitobona kou io zay le mahatonga ilay vehivavy karohana na curtage
tsy mandingana famaky fa manjary sima ilay zaza io ndray tsy dia haiko loatra ny fahamarinany fa dia tsy sahy manandakandrana sao dia sima tokoa ny zaza ka manenina
ny hitako hoe tena maha mora fiterahana indrindra zao dia ny mihinana fondrana(io hoditr'akondro io no hamainina ka rehefa maina tsara izany hoe le mainty be iny dia totona oh café dia atao ao anaty vera dia sotroina rehefa akaiky le daty lazain'rasazy ahaterahana) andramo fa tsara

24. sakaizakely
(
20/02/2007 15:01)
amiko klou finoanoampoana tsy mitombina daholo ireo e !
Inn no hidiran'ny sakamalaho @ ratsantanana ? Resaka malformation génétique io be ratsantanana io fa tsy ny sakamalaho mintsy no mahatonga an'izany. Za nahafantatra ankizy 4 mianadahy dia samy misy kambo kely ny ankihikelin'izy 4 satria ny mamandry zareo toy izany, ary nifindra tamin'ny ankizy ilay gènes. Sady ny sakamalaho hoa atao inn any ampaosy kay ?
Mitovy @zany koa ny simaka, tsy avy @ famaky (sady maninn no tsy mimpirina moa izany famaky izany e ?) fa tsy ny famaky akory no handefa ondes négatives hamaky ny vavan'ny zzkl ao ankibo.
Beteraves, rotra : izaho dia mpihinana beteraves sy fruits rouges na t@ bevohoka aza. Tsy misy tasy ny zanako 2.
Ny température interne dia 37° ihany ao anatinao ao, na mitonon'afo ianao na tsia. tsisy fiantraikany @ placenta ny hafanana azo avy @ fitaninan'afo. Sa ve avela ho fatin'ny hatsiaka le vhv bevohoka no tsaratsara kokoa ?
ny ravimbomanga malamalama mahatsara transit intestinal, toy ny légumes verts rehetra misy fibres mahamora fivalanana, saingy tsy mivily any @ lalanjaza izy io ka tsy misy laojika mihintsy ny fihinanana ravimbomanga sy ny fivoahan'ny zzkl
ny akondro sy ny fitaovampananahana raha zzlahy ?:roll: :roll: :roll:

25. sakaizakely
(
20/02/2007 15:12)
fifadiantsakafo
rehefa bevohoka ny vhv sasany dia saika mahery mihinana sakafo be loatra, satria mihevitra hoe 2 izy dia handeha hihinana ration-na olona 2.
Raha ny tena lalanany anefa dia mila mihinana équilibré rehefa bevohoka. Tsy tokony mitsakotsako na manao gouter @ tsinapany izany. Tsinjaraina tsara ny kalorie hohanina fa manjary matavy ratsy le vhv, ary ilay zz lasa diso vaventy, misy fiantraikany @ fahasalamany izany, no sady koa mihoalahoala ihany vao mahatafavoaka zaza vaventy izany.
Ny ankondro dia be kalorie, ka tokony fadiana raha azo atao, na ferana farafaharatsiny.
Mbola tsy dia tena aradalana ny fahalalana aratsakafo (notion de diététique), eny na dia eto Frantsa aza. Io no tena ilaina sy mitombina, fa tsy ny kifadifady tsy hay hoe ahoana ireo

26. latina
(
21/02/2007 13:03)
Sakaizakely! diso be ianao, misy fiantraikany ohatry ny fihinanana fanafody ihany ny fihinanana sakafo. Ohatry ny hoe tsy tokony hihinana anamamy be loatra raha olona misy tension, fa tsy voatery hoe rehefa sakafo dia izay lalana andalovany toy ny tsinay ihany akory no hisian'ny vokatra. Ny gasy anie taloha tsy nahalala izay resaka fanafody sy dr vazaha, fa sakafo sy ravinkazo no fanafodiny e! Za aloha nanaraka an'ilay ravim-bomanga sy sira tamin'ny hiteraka e! Tsy naha faty antoka ahy ny nanao an'izay. Io koa ange samy manana ny heritreriny ny tsirairay e! izay hananan'ny fitokisantena no zava-dehibe rehefa hiteraka. Ka matoa izy nanontany an'ireo dia nanitikitika ny sainy izany. Mety mampandry ny sainy kokoa ny fahafantarana azy. Ianao any Frantsa, efa manana ny fomba fijery tandrefana, izy eto Dago, manana ny fomba malagasy mbola miara-mifanosina aminy. Fomba fijery roa samy hafa be ireo. Nanontany izy dia aran-tsika no manome izay zavatra nangatahiny sy izay lovan-tsofina fantantsika, fa ataoko angamba fa tsy mety ilay tonga dia manampepo be an'ilay fomba malagasy e! Olon-dehibe afaka mandinika izy, mahita izay fanapahan-kevitra tokony horaisiny.
27. sakaizakely
(
21/02/2007 14:08)
samy manana ny fandraisany azy, ny ahy ny zavatra mitombina aratsiantifika ihany no raisiko, na t@ mbola tany Dago aza aho tsy mba nanaiky resaka mampandry adrisa izany fa nangataka fandalinana foana. Fa tany aho tsy nahazo valiny. Izao aho vao mahazo ny valiny siantifika sy laojika dia te hizara ny zavatra fantatro fotsiny fa tsy hoe manampempo. Mandreraka ahy fotsiny le mampandry adrisa dia tsy maintsy rectifier-ko araky ny fahalalana azoko fa tsy mety ny saiko. Samy mandray izay mahafinaritra azy avy eo satria olondehibe samy mahay mandalanjalanja hevitra daholo
28. Amazone
(
22/02/2007 05:26)
Ny ahy ny fantatro dé aza dé mihinana sira misy ioda fa mampiakatra tension be. Nisy olona akaiky ahy be niteraka dé ny ankabiazan'ny vehivavy hono ambony be ny tosi-drà (tension) hoy ny dokotera dé lasa manasarotra fiterahana sady misy "risque" ny fiterahana. Dé ny anankiray, hosory "huile d'amande douce" ny kibo mba tsy hampisy tsatsa-kotra (vergéture) @ zay mba joli joli e!Fa le izy vao manomboka me-hita ny kibo no asiana an'io fa tsy rehefa hiteraka akory! Maha souple ny hoditra manko ny huile d'amande douce.
29. nenipita
(
22/02/2007 08:15)
salut nareo, misaotra betsaka tamin'ireo torohevitra nomenareo, tena amiko de ilaina de ilaina ny fahafantarana ireo
Le hoe minomino foana: samy manana ny eritreriny marina io, fa raha izaho aloha de tsy sahy manandrakandrana izay efa noalazain'ireo olon-dehibe fa tsy azo atao rehefa bervoka, fa matoa anie izy ireo miteny ireny de ao antony e, na ara-tsiantifika io na tsia fa nahasoa azy ireo matoa lazainy, raha ny ahy manokana de tena nifady sira tokoa t@ bevoka rehefa niditra 7 volana, ary nanomboka nihinana ravim-bomanga rehefa niditra 6 volana. nisy nanoro koa azahoe misotro ilay rano nasiana volokatsaka koa de nanao ny tenako . Tsy nahafanty antoka ahy aloha ny nanaraka azy e ary tena tsy nanenenako , ka dia samia ary mieritreritra tsara izay tokony hataony e,
Sakaizakely>>>> mety tsy azonao le tiana holazaina @ le hoe mora fiterahana de tsy ilay mihetsi-jaza akory no hoe mora, marina ny teninao fa tsy maintsy marary daholo rehefa mihetsi-jaza, fa saingy hafa kokoa ianao nitandrina ka tsy tatak ny col na tsy sarotra ianao maoaka ilay zaza . izay le hoe mora fiterahana

31. segadombolo
(
22/02/2007 12:02)
Ny tiko ho fantatra dia izao: hoe impiry isankerinandro no fihinanana ravimbomanga sy anatsinahy e? Sa na in-1 isankerinandro dia mety?
32. kelly13
(
22/02/2007 13:13)
fa le anatsinahy moa mampaninona (kamo b za hiverina hamaky azafady)?
d tena tsy haiko ankia ry segadombolo (grave b zany dance sady sega no dombolo zany klou an :) hoe impiry isankerinandro reo anana reo no hohanina ka

33. nenipita
(
23/02/2007 10:03)
tsy de hoe impiry isan'andro na isan-kerinandro fa mba tokony hihinana matetitetika , farafaharatsiny in-1 isan-kerinandro, aho aloha t@ niteraka le zanako de tena nihinana tokoa ka asa na izay no nahamoramora ny niterahako azy na ahoana fa de nihinana aho.
34. tslem
(
23/02/2007 11:06)
nenipita:
ohatra hoe tsy mahazo manao sakamalao ao anaty poche hono
inona koa no fantatrareo?
d tandremo kou mangalatra vôtavo :-D:-D
36. nenipita
(
23/02/2007 12:19)
hoy tslem>>>>>>>>>>>>>d tandremo kou mangalatra vôtavo
ao fa tsy hangalatra e,hi,hi,hi
ao fa tsy hangalatra e,hi,hi,hi
37. mifyfy
(
23/02/2007 19:58)
le anatsinahy io mampifintina zaza raha toa ka hitan'ny sage femme hoe ngeza ilay zaza
ilay ravimbomanga maha mora ny fivoahany, ny sira maha souple col rehefa iteraka
ho anao tsy mino io fa aty france tsy omena tsiny satria aty anie manana fitaovana ara-dalana ny mpitsabo e,ny any dago na manana aza andoavana vola be vao afaka manao an'izany koa inona tokoa moa ny fatiantoka raha manaraka ilay fomban-drazana e
ary raha mangataka torohevitra ilay olona dia omena zay mba fantatra sy narahina fa tsy sanatria akory ho valina hoe mandeana aty france raha tsy te anana holana eo ampiterahana,tsy hoe rehefa aty france akory dia sahy hirearea fa tonga lafatra ny fiterahana,tsara ny fandrosoana fa tsy nisy naharatsy azy koa ny fombandrazana

38. nenipita
(
24/02/2007 07:02)
marina izany ry mifyfy fa misaotra, zahay moa de aty Dago ka de mbola miaina ny fomban'ireo bebe taloha ireo e,
39. zafimbolasoanh1
(
22/04/2015 10:14)
Manahona daholo o,vaovao ato @ty site ity ,mahafinaritra n'y mifampizara zava pantatra e,fa n'y tiako hambara de n'y hoe tsy mahafantiantoka n'y manaraka n'y torohevitra nomen ireo RAR teo aloha,indrindra ho antsika vehivavy e,misaotra indrindra e,