Resa-behivavy

bazylou ( 09/01/2007 22:20)
http://fr.kelkoo.com/ctl/do/checkFlight?catPath=fr%2FflightTickets&cat... tohiny
novalian'i unjila ny 19/01/2007 21:41
ronaldo09 ( 09/01/2007 13:57)
Nandeha ny resaka taminay samy mpiray tanindrazana rehefa nisy ny korana sy ny fiaraha-misakafo ny 01 janvier teo.Dia nisy sipa anakiray niteny hoe tena gravy ny hanjo rehefa tonga any dago satria t... tohiny
novalian'i fasaly ny 17/01/2007 12:53
xxx ( 06/01/2007 12:00)
Tsy haiko ry reto zay atao fa t@ za mbola nisipa d otrany sipa reetra iany, niaraka t@ olonkafa alou d zay vao nanambady,kanefa ny olana d ilay sipako talou mifanerasera b @ fianakaviako retra2 zany e... tohiny
niryna ( 06/01/2007 04:03)
Ny tebiteby sy ny adi-tsaina( stress) dia anisany mitarika aretina eo amin-tsika toy ny cancer, aretina mahafaty(deadly illness) ary mety ampahela ny fotoana hitsaboana sy hanasitrana ny aretina, ny f... tohiny
niryna ( 04/01/2007 15:58)
Matetika na lahy na vavy dia manana toetra hafenina,misy milaza fa iny no kely hanany sady hiarovany ny tenany ka raha fantatry ny olona miaraka aminy iny dia matahotra izy hisaraka amin\'ilay olo-tia... tohiny
novalian'i niryna ny 27/01/2007 02:20
xxx ( 04/01/2007 15:40)
raha misy kofa ray tena tiko nefa izy tsy de makafy ana amin'ny lafiny iray. inona no fomba azoko hatao hiarako aminy?... tohiny
nenipita ( 04/01/2007 07:16)
salut nareo, tena anisany tia mikarakara tarehy raha izaho ity, ka raha misy olona mikarakara ny tarehiny @ produit naturel tena naturel de mba lazalazao eto ny fikarakarana azy( recette) sy ny asany... tohiny
nenipita ( 02/01/2007 14:38)
salut nareo, faly miarahaba ny namana rehetra eto amin'ny serasera nahatratra ny taona vaovao 2007. Hitondra soa sy fahombiazana ho antsika rehetra anie ity taona ity, hitohy hatrany anie izao fifandr... tohiny
novalian'i kitjo ny 28/01/2007 17:30
booboo ( 22/12/2006 13:02)
Fa maninona hoà no tsy dia tsara loatra ny fandraisan'ny manodidina ny fanapahan-kevitry ny vhv iraika tsy te-hanan-janaka (mitondra vohoka, mitaiza sy manabe sns) ? ... tohiny
jhouhlambout ( 19/12/2006 10:52)
Rupture, trahison, blessure d’ego, ... etc... Inona ny ataonareo, manaiky fotsiny sa manomana vengeance milay bé:twisted:... tohiny
novalian'i Zina ny 10/01/2007 04:22
papounette ( 13/12/2006 09:00)
La société est plus tolérante avec les hommes?:evil::evil::evil:... tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2006 06:00
xxx ( 11/12/2006 18:43)
inona no mahatonga ny lhly be loha; sy miova ndraindray... tohiny
novalian'i cutie ny 14/12/2006 21:18
xxx ( 10/12/2006 19:44)
Fa maninona kay ny vehivavy no petsana eh?... tohiny
novalian'i vale ny 12/12/2006 10:02
xxx ( 07/12/2006 18:04)
raha manorisory anareo v ny vadinareo , ary indray2 aza tsy manisy sira sy tsy mijery anareo akory aza, ary indrindraindra tsy misy envie anao l'amour @ nao intsony ! tsy mampi te hi-tenter saina rats... tohiny
novalian'i parazy ny 04/02/2008 12:20
jhouhlambout ( 07/12/2006 17:39)
Ho an'ireo vehivavy izay nahita an'iny film iny (avec:Mel Gibson), tianareo ve raha toa ka mahafantatra izay zavatra eritreretinareo rehetra ny lehilahy... ?... tohiny
novalian'i ratsimika ny 24/04/2007 20:15
Aino ( 05/12/2006 15:53)
hono hoa kay, normal ve raha toaka mandingana 1 volana be izao ny regle? ny tiako lazaina hoe ao anatiny ray vola tsy tonga raha tsy ny volana manarak'iny indray!!... tohiny
novalian'i cutie ny 07/12/2006 21:30
nenipita ( 05/12/2006 09:56)
salut nareo, misy izany produit yoko izany hono akia mampandio tarehy be produit sinoa hono izy io ka efa mba nisy nampiasa io ve isika ato amin'ny forum? Raha nisy de manao ahona ny resultat? Efficac... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 20/03/2015 17:00
nenipita ( 04/12/2006 18:13)
salut nareo mahalava volo hono ny huile de jojoba, sao de efa nisy nampiasa na nahare ny fampiasana azy kay, de efficace tokoa ve? Misotra... tohiny
novalian'i soanja ny 05/12/2006 13:17
nenipita ( 04/12/2006 06:14)
salut nareo, inona kay no rouge à lèvre na gloss fampiasanareo de aiza no tena misy mpivarotra anle tena tsara raha eto Tanà? Misaotra e ... tohiny
novalian'i fasaly ny 07/12/2006 19:42
xxx ( 03/12/2006 09:32)
inona ry reto no mahabota, fa za mba mihina-kanina ihany nefa tsy mety ngeza mintsy... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2008 13:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1129