Resa-behivavy
fasaly
(
21/09/2006 18:30)
"etre soumise" ve otran'ny hoe vehivavy te ho vehivavy idealy manoloana ny vadiny e!:roll:
sa fitiavana fotsiny tsotra zao de aleo hoe soumise, izany hoe tiana lotra lay vady???...
tohiny
novalian'i fasaly ny 23/10/2006 13:09
Rovampitia
(
21/09/2006 07:45)
Matetika tsy de ilay lehilahy tena hoe tena tiana be ireny no lasa vady fa olona tsy ampoizina akory no lasa anjara? ahoana ny hevitrareo?...
tohiny
novalian'i anjely ny 09/11/2006 13:31
fasaly
(
21/09/2006 06:00)
Tena me miova hono ny morofolozia na ny toe-batan'ny vehivavy.....
lasa large kokoa eo am niveau ny valahana de ny tratra mitombo volume, ary tena maha remarké anzany mitsy aho am lay ankizy vavy m...
tohiny
novalian'i fasaly ny 22/09/2006 05:58
kalina80
(
19/09/2006 19:35)
Mba te hanontany ry reto fa ireny vergéture na tsatsakotra reny ve mety afaka ihany sa ahoana ? ...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 20/09/2006 21:36
xxx
(
15/09/2006 09:25)
novalian'i dongadonga ny 10/12/2006 09:27
dolby
(
14/09/2006 08:37)
Tsy hoe tsy kizitina ny lhl fa ny vhv rehefa kizitina dia kizitina be mihitsy. Harerahana ve no mahatonga an'zany sa efa toetra hiraisana ?...
tohiny
novalian'i booboo ny 15/11/2006 18:13
adidy
(
12/09/2006 17:08)
Vaovao mahafaly ho antsika tia otraotra fa t@ nandalo tany Dago dia nanao an'ilay massage tao @ homéopharma aho fa dia efficace tsara. Tsy misy effet @ poids aloha mazava ho azy raha ny fihinana kal...
tohiny
novalian'i adidy ny 24/09/2006 20:49
andraina7
(
08/09/2006 07:12)
Ra nareo no eo @ toerako, in no atao fa
za wa te hisaraka @le sipko zay saingy le itenenako anazy no sarotra be!Ny toetrany lou mafinaritsa iany fa tsy haiko mitsy ze ts hitiavako azy; izy an galant,...
tohiny
novalian'i pissoa ny 13/09/2006 08:39
jimtex
(
02/09/2006 12:03)
Marina ve fa arakaraka ny irahanareo @ olontianareo im-betsaka no vao maika mapitombo ny fitiavanareo!.Raha mbola tsy niarahana mako,mora hadino raha misaraka, raha efa nahalasa lalina kosa tena tsy...
tohiny
novalian'i kanto10 ny 26/10/2006 00:02
dolby
(
01/09/2006 07:45)
Inona no manintona anareo vehivavy kokoa lehilahy manao siligany sa kalisaonina ?...
tohiny
novalian'i vale ny 08/09/2006 22:13
irery1
(
31/08/2006 18:25)
tsy mitsahatra ny miamatavy aho nefa atao daholo ze produit minceur voalaza ho efficace , ary ny tena pire de na de lay vadiko aza toa kivy , toa ohatran'ny tsy mi-attirer azy intsony aho sady en plus...
tohiny
novalian'i nikopol ny 08/09/2006 15:07
dolby
(
29/08/2006 14:44)
novalian'i kanto10 ny 26/10/2006 00:20
kalina80
(
28/08/2006 14:02)
Manana sipa ny miaraka amiko @zao nefa tsapako fa tia ahy be izy fa tsy mety misaraka @ilay sipany.
Raha ny hevitry ny olona ivelany dia hoe lalaoviny aho nefa h@izay niainako mbola tsy nahatsapa olo...
tohiny
novalian'i chakkakkely ny 01/09/2006 13:18
melianie
(
23/08/2006 09:38)
isaky ny mihaona za sy ny fiancéako de te hanao fona izy de tsy itako ze atao ! de tena fitiavana marina ve zany sa firaisana fotsiny ! manontany tena ihany za ,tokony hanaiky fona ve za sa mba manda...
tohiny
novalian'i shasha ny 09/10/2006 08:44
vale
(
23/08/2006 04:10)
Manahoana dôly aloha ê:)
Hono hoà , mahagaga mihintsy fa tena tsy mety ve ny vehivavy ( sasany ) raha tsy mifosa ny namany, ary koa lay toetra mifampialona koa eo @ samy mpinamana vitsivitsy, in...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 10/12/2006 09:31
rna
(
12/08/2006 08:06)
sao dia mba misy vehivavy mampiasa ny contraception implant, izaho efa ho deux mois no nampiasa azy fa ho an'izay efa nampiasa manana expérience, afaka mba manazava ahy ny tena fandehany, ny amiko al...
tohiny
novalian'i irery1 ny 31/08/2006 18:48
papounette
(
10/08/2006 13:12)
Normal ve zà sa ahoana:oops:?Tena mahafinaritra ahy mihitsy ny mijery ny lhl manao string avy eo manao streaptease eo anoloako.
Tamina film fa tsy porno le izy no nahitako an'io fa tena milay an!:t...
tohiny
novalian'i papounette ny 19/09/2006 13:36
lalab
(
07/08/2006 16:40)
novalian'i booboo ny 29/08/2006 12:14
travy
(
04/08/2006 05:01)
izaho de lhl,ka manontany anareo rehetra aho hoe
"NY TIA VE TSY MAINTSY MAHANDRY IZAY HATONGAVAN'NY TIANA NA RAHOVIANA NA RAHOVIANA"
"METY HO ZAKAN'NY SAINA VE NY ZVT METY MISY NEFA
NEFA TSY HI...
tohiny
novalian'i stayer ny 06/09/2006 18:52
travy
(
04/08/2006 04:54)
Izaho de lhl,hoanareo vehivavy ve rehefa tsy misotro taoka ,tsy mifoka sigara ny lhl de tsy maitsy mampirafy na hampirafy
ahoana ny hevitrareo manoloana izany na eto antoerana na any ivelany...
tohiny
novalian'i papala ny 26/10/2006 13:33