Resa-behivavy

millenium ( 26/10/2006 12:43)
Mba toroy hevitra aho:ny vadiko dia lehilahy avy ao Antananarivo,ny fahitako ny politique ny fianakaviany dia te-hovelominay ato an-trano izany hoe hipetraka hiaraka aminay ka te-handidy ny tokantrano... tohiny
novalian'i robyh ny 06/11/2006 19:06
dolby ( 26/10/2006 12:27)
Ho anareo vhv rehefa mijery lehilahy dia inona no jerenareo voalohany. Ny mahasarika anareo izany, raha lehilahy gasy ohatra no resahina.... tohiny
novalian'i titis ny 04/11/2006 13:14
benangy ( 26/10/2006 09:52)
mba mila ny fanampianareo aty ampitandranomasina aty aho ohatra frantsa , Izaho dia tena mahay manjaitra ary azo lazaina fa efa mba manana traikefa maro momba ny lamaody , efa 40 taona aho izao ary e... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/11/2006 17:07
patrick2002 ( 24/10/2006 18:47)
Mba inona no mahatonga anareo vehivavy ,tsy mahatanty mitaiza zanaky ny ex ny vadinareo eh! Ny marina dia tsy hoe tsy mahatanty mitaiza fa mitaiza ihany fa tsy manao @ fo izany hoe mampivelatra an'il... tohiny
papounette ( 19/10/2006 13:30)
Inn aki ny zavtr ataonareo sy vitanareo rehefa amoureuse nareo? Za an,mahavita manoratra tononkalo lavabe,de faly2 be fôna,de mahavita mande tongotra lavitra be rehefa ohtra mampiaraka nefa ohtra ra... tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2006 05:50
fiaritiana ( 18/10/2006 22:58)
Hono oa ry reto sô dé mba mahita site momban ny catalogue nareo jupe,tailleur, pantalon, robe sns fa mijaly tsy mahita boky ndrai2 Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i mimich ny 23/10/2006 06:30
xxx ( 16/10/2006 10:27)
maninona kay nareo sipa rehefa tina sy hampiadanina no tsy mba mahay mamaly e , tsy ny rehetra io an ... tohiny
novalian'i anjely ny 07/11/2006 11:27
savinna ( 13/10/2006 09:34)
Izaho Savinna dia mitady ilay namako atao hoe Malalatiana ny anarany ary avy any Behenjy ry zareo no misy ray aman-dreniny fa nipetraka teny Imerinafovony ry zareo tao aorina nahitako ary farany ka 8... tohiny
novalian'i benangy ny 31/05/2007 09:19
xxx ( 12/10/2006 21:48)
ahoana no hahafantarana fa mampirafy ny vadinao?... tohiny
novalian'i Ryhaj ny 29/11/2018 16:48
Aino ( 12/10/2006 11:58)
nisy pisipa hono izany niady ry zareo dia misaradamba fa ny fandriana kely laotra dia voatery tsy maintsy. tonga ny misasank-alina ka mody nanory nedala tonga dia nitolona any le vhv ilay iray manaki... tohiny
novalian'i Aino ny 30/10/2006 12:48
diamondra27 ( 12/10/2006 08:08)
de tohizana ihany ny resaka, ahoana no amantarana fa manao sipa ny ankizy iray, na lahy io na vavy mba tiako fantatra. de azo atao ve ny manontany azy raha fantatra fa manao sipa izy hoe: efa nia... tohiny
diamondra27 ( 11/10/2006 13:44)
mahita le size miteraka tsy manambady io aho de lasa ny saiko hoe: ndeha hanontany anareo za oe: ahoana no amantarana ny olona 1 fa bevohoka izy , surtout izany hoe: 2 na 3mois izany raha tsy hita ny... tohiny
nenipita ( 11/10/2006 06:42)
manao ahoana daholo ianareo. Hono hoa nareo kay so de misy mahalala hoe raha ohatra ka manao rapport 1 andro mialoha ny ovulation dia mety ho lahy ve saz vavy ilay zaza? Ianareo izay manana vavikely i... tohiny
novalian'i hery ny 16/07/2014 10:41
nydiary ( 10/10/2006 08:51)
bevohoka aho 2mois mahery, ny rain-janako nefa tsy te ahalala anay tsony, ny analako ny zanako ary no asesiny amiko, tsy nanaiky nefa aho fa tazomiko ny zaza, kivy nefa aho ankehitriny refa mieritreri... tohiny
novalian'i randria2 ny 29/12/2006 19:35
salmo ( 06/10/2006 14:57)
Ny ahy alou tiako fa zah alou akia tsy hande hanambady zany fa lehilahy ray ve aky no hiarahana mandrakizay. saody makaleo ny toetrany rehefa avy eo kou :-D:-Dmisy bandy roa aoariana=D=D . ... tohiny
novalian'i randria2 ny 29/12/2006 19:39
xxx ( 06/10/2006 08:57)
Betsaka no efa tratran'io cas io angamba an!... tohiny
Aino ( 05/10/2006 18:03)
ny ankabehazany vhv ankehitsiny dia kely manambady!! de tsy haiko aotra hoe inn no maha maika ny @ izany, ny fianarana tsy vita ny taona kely nefa maika ny ho any!! misy moa ny sasany dia 15 ans dia... tohiny
novalian'i Aino ny 07/10/2006 20:52
salmo ( 05/10/2006 17:36)
isika vhv sy lhl ve mitovy sa tsia? iza milaza fa samy afa ary iza milaza fa mitovy (tanjaka, fahaizana, toe-tsaina, sns...)?????... tohiny
novalian'i sipagasy ny 07/10/2006 20:30
mijajika ( 28/09/2006 17:18)
(l)za dia efa manambady niteraka;tena niharitra ny tokatrano ary tena nanompo vady hoy ny fiteny teo@mpisipa ihany no tena nnahitako mamy be zany fa rehefa tena nivady dia tsy dia hitako loatra;lava b... tohiny
novalian'i robyh ny 06/11/2006 19:50
nenipita ( 26/09/2006 08:30)
manao ahona daoly ianareo, raha resaka parfum indray de inona kay no fampiasanareo? na deo, ary ny lait?... tohiny
novalian'i nenipita ny 15/10/2006 07:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5139