Pourquoi?

1. papounette ( 13/12/2006 09:00)
La société est plus tolérante avec les hommes?:evil::evil::evil:
novalian'i fijo ny 21/12/2006 06:00
2. papounette ( 13/12/2006 09:03)
"envers les hommes" mantsy e:oops::oops:
3. booboo ( 13/12/2006 09:27)
satria angamba tsika vhv eritreretin'ny sasany fa superwoman ( tokony hahay hi-gerer ny tokantrano + ny vady/sipa + asa + ny vie de couple + ny ankizy + sy ny tsy haiko aby ...), eritreretin'ny sasany kounkou fa "saintes" (diniho ange indrindra fa rehefa mitondra vohoka iny lé vhv e) ...hany ka raha vao solafaka kely na kely blitany fotsiny aza @ iray @ reo raha reo dia tonga ny tora-bato sady mety ho voahombo mitsy ny farany.....
4. soanja ( 13/12/2006 14:27)
papounette:

La société est plus tolérante avec les hommes?:evil::evil::evil:

Aiza io fiarahamonina resahandry io aky?
Aty US aloha dia tsy de hita taratra loatra izany fa mitovitovy aby amizao.
Izay no mahatsara ny mifidy ny toerana hipetrahana mba hisian'ny fitoaniana ao anaty rehefa tsy zaka ny ety ivelany. Mahereza hatrany.:-*:-*:-*


5. malalatinasoa ( 14/12/2006 03:36)
soanja:

papounette:

La société est plus tolérante avec les hommes?:evil::evil::evil:

Aiza io fiarahamonina resahandry io aky?
Aty US aloha dia tsy de hita taratra loatra izany fa mitovitovy aby amizao.
Izay no mahatsara ny mifidy ny toerana hipetrahana mba hisian'ny fitoaniana ao anaty rehefa tsy zaka ny ety ivelany. Mahereza hatrany.:-*:-*:-*




Tsy hitako ny idirany toerana hipetrahana @ izao. Malagasy isika dia ny ankabeazany izany dia any madagasikara no mipetraka. Tsy ho afaka handeha any zamerika sy lafrantsa sy europa doly ngamba ny olona.

Miombo-kevitra tanteraka @ booboo @ ilay image hoe "sainte+ superwoman" apetraka @ vehivavy, satria ny vehivavy hono @ malagasy sasantsasany no tompon'andraikitra voalohany @ fikolokoloana ny ankizy, dia tokony ho tonga lafatra. Ramose tsy maninona raha mbola be lalao :evil:

6. papounette ( 14/12/2006 06:23)
Eto Madagasikara zany lazaiko zany ka :P.
Raha ny vhv no momba de tena mizaka ny tsy eran'ny aina,fa raha ny lhl no momba,tsy misy resaka.:evil:
Raha ny vhv no mba solafaka tena ouaoua be mitsy fa raha lhl ôtrany tsy misy n'inn n'inn mahazo azy.:evil:
Raha ny vhv no divorçée de mahazo tsiny fa raha lhl no divorçé tsy misy resaka fa hoe ratsy toetra le vadiny.:evil:
Raha maditra ny zaza de ny reniny no mahazo tsiny tsy nahay nitaiza fa ny lhl mangatsitsika fotsn.
Ny any @ lalàna tsy lazaina tsony.....
Raha mande any @faritra atsimon'ny Madagasikara iny nareo de tena jereo ange ny mahazo ny vhv any e!Fa tena tsy rariny mitsy.....de
7. malalatinasoa ( 14/12/2006 06:38)
Ny societe gasy mihintsy io.
Fa efa miova tsikelikely miandalana ary ilay izy @ izao fotoana izao. T@ taloha ny vhv divorcee tondroina molotra be ery, zao efa miha-normale.
8. nikopol ( 14/12/2006 07:39)
zistoira lava be io ry papounety a! resaka double sentimetatra ampitomboina amin'ny isan'ny lehilahy era-tany :-D:-D
9. booboo ( 14/12/2006 10:26)
:-D:-D
10. papounette ( 14/12/2006 13:16)
nikopol:hi!hi!hi!innn zany?
11. soanja ( 14/12/2006 16:21)
malalatinasoa:

soanja:

papounette:

La société est plus tolérante avec les hommes?:evil::evil::evil:

Aiza io fiarahamonina resahandry io aky?
Aty US aloha dia tsy de hita taratra loatra izany fa mitovitovy aby amizao.
Izay no mahatsara ny mifidy ny toerana hipetrahana mba hisian'ny fitoaniana ao anaty rehefa tsy zaka ny ety ivelany. Mahereza hatrany.:-*:-*:-*




Tsy hitako ny idirany toerana hipetrahana @ izao. Malagasy isika dia ny ankabeazany izany dia any madagasikara no mipetraka. Tsy ho afaka handeha any zamerika sy lafrantsa sy europa doly ngamba ny olona.



Marina izany ry Papounette. Izany no nakako fanapahan-kevitra fa mila miala ao Madagasikara aho na inona hidona na inona hihatra satria raha mbola ao aho de hofaty tanora satria tsy mety amiko ny ao. Ny fomba fisainako sy ny fomba fitondrako ny rehetra. Avy aty aho manampy an'i Mada malalako.
Tanjona daholo no milalao amin'ny zavadrehetra ary mila manana riziky (chance).
Ady tsy vita ny fiainana fa rehefa mifikitra tsara amile tanjona ianao dia tody ihany.
Raha mahita fa tsy zaka ny ao Mada dia manaova ezaka indray teoran-kafa fa izay no hevitro.
Na manaiky izay tenenin'i societe de milamina ny fiainana. Zah aloha tsy genren'izany fa miady aho rehefa tsy mandresy de mifindra tanana.:-*:-*:-*


12. tywa68 ( 14/12/2006 16:33)
ka société macho entin'ny lhl no betsaka (na any dago na aty ivelany)! dia inona no mb hoambaranao ramatoa, na dia hikiaka aza ! ataovy zay tsy hatratra anao fotsiny ! na mamalia (raha manana ny marina an :lol:) dia tony ny fo.
13. Zina ( 14/12/2006 19:40)
tywa68 [ Valio ] 14-12-2006 17:33:58
Lohateny : Re : Pourquoi?
ka société macho entin'ny lhl no betsaka (na any dago na aty ivelany)! dia inona no mb hoambaranao ramatoa, na dia hikiaka aza ! ataovy zay tsy hatratra anao fotsiny ! na mamalia (raha manana ny marina an ) dia tony ny fo.

ny gasy kosa ve ry reto dia hanao otran'ny tany Moyen Orient?
14. pissoa ( 14/12/2006 19:56)
papounette:

La société est plus tolérante avec les hommes?:evil::evil::evil:
Raha kilema tsy miankina amin'ilay vhv, dia tsy rariny. Na lehilahy na vehivavy tsy misy tokony enjehina amin'ny fahamombana tsy vokatry ny nataony.

Raha noho ny nataon'ilay vhv kosa ... tsy hitako ze olana. Tsara anie izany e ! Midika io fa natao ho mendrika ny vehivavy. Fanandratana ny vehivavy io amiko, ka asakasak'izay hiady vintana amin'ny lehilahy amin'ny hagegena sy ny hakondranana :roll::-D
15. xxx ( 14/12/2006 20:08)
io wa ...
16. sitlo ( 14/12/2006 20:12)
dia raha maimbo from ny lehilahy dia tsy dia kowa fa rah maimbo from ny vehivavy dia dia wa
17. andry08 ( 14/12/2006 20:47)
ka tsy dia mahagaga anie ry sitlo raha ny lehilahy no maimbo from e!=))=))=))
18. Papoose ( 15/12/2006 00:17)
tena tsy azonay zany le sizet e!mba ataovy teny gasy moa ranga a!manaraka manaraka dia misy maimbo from zany tampoka v koa! nefa teo nisy ankitsotsoaka b avy eo dago manketsy US dia miafara @kiraro!inona daholo ary zany ry lanitra oh:roll::?:
19. jhouhlambout ( 15/12/2006 17:14)
Papoose:

tena tsy azonay zany le sizet e!mba ataovy teny gasy moa ranga a!manaraka manaraka dia misy maimbo from zany tampoka v koa! nefa teo nisy ankitsotsoaka b avy eo dago manketsy US dia miafara @kiraro!inona daholo ary zany ry lanitra oh:roll::?:


resaka fomba fanaovana akanjo é...
20. fijo ( 16/12/2006 05:37)
valiny,satria ny lahy tsy maty manota,kapay tsy ita fery,lehilahy tsy ratsy,ary VO.. no maha rangahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6248