tsy mety raha tsy manao

1. xxx ( 20/03/2007 05:53)
izaho rehefa miaraka @ olon-tiako d malahelo raha mody maina izany oe tsy manao firaisana ara-nofo, normale v izany ? ao le fiteny oe " izay tia mahandry " fa ny ahy indray matoa tsy miraika amiko @ io d tsy tia ahy intsony izany no dikany amiko !
novalian'i ktsif ny 09/07/2007 12:00
2. fasaly ( 20/03/2007 06:36)
norme be nge zany hoe miaoana am olotina ve de tsy hanao kosa! mande hoa azy koike vizana be ny iray aminareo:roll:
3. princesseN ( 20/03/2007 11:18)
aiza koa no misy an'izany e!ny anareo kosa zany refa tsy tanteraka ny sitraponareo d tsy faly nareo?:-P:-PXXX a!zany ve no matonga ny anaranao hoe xxx?:twisted:
4. booboo ( 20/03/2007 11:40)
hihihihi
5. Vahinala ( 20/03/2007 12:34)
:-D:-D:-D:-D
6. soanja ( 20/03/2007 14:25)
xxx:

izaho rehefa miaraka @ olon-tiako d malahelo raha mody maina izany oe tsy manao firaisana ara-nofo, normale v izany ? ao le fiteny oe " izay tia mahandry " fa ny ahy indray matoa tsy miraika amiko @ io d tsy tia ahy intsony izany no dikany amiko !


Mbola tsy nisy firaisana mihitsy ve zany sa hoe tamin'iny no mba tsy nisy.
Ny fihaonana koa anie tsy midika hoe firaisana foana e. Tsy voatery ka. Miankina amin'io andro io. Mety reraka be le bandy de tsy manan'aina hanann intsony. Na mety toga fotoana le sipa de tsy mety e.
Aza forcer-na ny karatra fa raiso mora fotsiny. Ny firaisana amiko dia miankina amin'y atmosfera eo. Azo laniana amin'ny tsikitsiky ilay fotoana teo de amin'ny manaraka manarampo.

Na izao koa ataovy anatin'ny saina hoe rehefa manambady dia tsy mahavita isanandro zany dia aleo dieny izao mizatra.


7. Zina ( 20/03/2007 19:14)
xxx [ Valio ] 20-03-2007 06:53:19
Lohateny : tsy mety raha tsy manao
izaho rehefa miaraka @ olon-tiako d malahelo raha mody maina izany oe tsy manao firaisana ara-nofo, normale v izany ? ao le fiteny oe " izay tia mahandry " fa ny ahy indray matoa tsy miraika amiko @ io d tsy tia ahy intsony izany no dikany amiko !

8O
8. tynah ( 20/03/2007 20:49)
d isan'andro kosa ve? zany ve tsy handreraka? ento mora ihany eh!!!
9. xxx ( 20/03/2007 21:37)
fasaly:

norme be nge zany hoe miaoana am olotina ve de tsy hanao kosa! mande hoa azy koike vizana be ny iray aminareo:roll:



tsy midika foana hoe hanao fa mihaona! koa raha tsy biby koh!
10. soanja ( 21/03/2007 04:05)
xxx:

izaho rehefa miaraka @ olon-tiako d malahelo raha mody maina izany oe tsy manao firaisana ara-nofo, normale v izany ? ao le fiteny oe " izay tia mahandry " fa ny ahy indray matoa tsy miraika amiko @ io d tsy tia ahy intsony izany no dikany amiko !


Tadidio fa mora mankaleo be io raha vao tolorana foana. Marina e! Toy ny sakafo tiana ihany mantsy io e. Tsy hohanina matetika zany mihitsy.


11. fasaly ( 21/03/2007 06:57)
xxx:

fasaly:

norme be nge zany hoe miaoana am olotina ve de tsy hanao kosa! mande hoa azy koike vizana be ny iray aminareo:roll:



tsy midika foana hoe hanao fa mihaona! koa raha tsy biby koh!



bah samy manana ny fitiavany sy ny feelinge fa raha mahatsapa biby enao manao isaky zé miaona de enao zany fa izaho manokana tsy manelingelina ahy vao maika mampitobmo ny fitiavana:-P


12. natachha ( 21/03/2007 16:55)
Marary saina be enao,enao angamba no atao hoe vavy mangididy na vevavy misy foza.:^):^):^):^):^):^):twisted::twisted::twisted::twisted:
13. fasaly ( 21/03/2007 18:38)
foza io kou:-D:-D:-D
14. tynah ( 21/03/2007 20:42)
zany ve tsy hiketoka zany foza zany? iny tanany be iny ! hay hay hay marary!!!:-P
15. fasaly ( 21/03/2007 21:49)
ka izany kou! aiza no tsy hiaraka dodo foana refa mba miaona kôcha!!!!!! ny mapnome sy ny mpandray samy faly :-P
16. Vahinala ( 21/03/2007 22:29)
natachha:

Marary saina be enao,enao angamba no atao hoe vavy mangididy na vevavy misy foza.:^):^):^):^):^):^):twisted::twisted::twisted::twisted:



:-D:-D:-D:-D Mba tia manao be kosa izy zany ko !
17. salopard ( 22/03/2007 12:15)
pratiquez aussi, fellation et cunnulingus, parâit que c bon pour la santé... mets un peu du miel autour, aavant de commencer
bon apetit
g t'm fasaly, g vu la photo! t'es le 11 septembre
sniff, sniff... tsy ampy dôzy aloha
18. fasaly ( 22/03/2007 12:57)
:roll::roll::roll::roll:salopaed: inona izany 11 sptembre???? lay attentant tany US zao no fatako hoe 11 septembre:roll::roll: ampio fanazavàn fa try ampy sao lazainao fa terroriste aza aho:?
19. fasaly ( 22/03/2007 12:58)
vahinala: fita wa! aleo aza izay oa izay lay sokirina otran'ny inona huitre:-D:-D:-D
20. kelly13 ( 22/03/2007 13:08)
sokirina mba lefy iany fa ny ho lozitra ao no gravy :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1308