tsy mety raha tsy manao
41. Fiffi
(
31/03/2007 22:49)
:roll::roll::roll::roll: mba tandremo hiany ny zavatra lazaina eto ry jioulahy an ! hasio fanajana kely fa efa misy toerana manokana momba an'zany zavatra lazainao zany an !
42. xxx
(
06/04/2007 06:19)
tandremo maniry kitro @ zany ary le zvtra.
Ra ts efa naniry kitro. k'aiza kou isakin'ny miaraka.Ka ra in-5 mifakahita ao anatin'ny 1 andro zany de in-5 manao.
Mifakahita any an-tsena d manao.
Any am-piangonanana d mvoaka mande manao.
Any anaty fitataterana iraisana d mvoaka fa nde hanao.
kay le ra ao anaty periode d'ovulation zany tsy efa firy ny zanakao.Tandremo lasa maro anaka e.Zvtra anie refa trop d makaleo e.nihiratra mintsy ny masoko le ouuuffffff manao hono.. hafa kely isakin'ny miaona.8O8-):{:-@:-@

43. mandrindra
(
06/04/2007 08:09)
xxx, rehefa trop dia mankaleo ahoana?????
miaina impiry isanandro ianao tsy leo ko nahoana ary izany

44. pimaso
(
10/04/2007 07:41)
miovaova partenaire ve i xxx @ izany e ?
maina ny tany raha mangahazo foana no ambolena

47. ktsif
(
09/07/2007 12:00)
ataovy kambony ry xxx a vakio le boky hoe kamasutra fa misy konsay mlay be ao