tsy mety raha tsy manao
25. kelly13
(
22/03/2007 17:40)
le bobongolo no tena loza, mivôka lomotra, dray dray dray
mampaninn kou zao le pômady tigla????? fanalana bobongolo v? :-D:-D:-D:-D
mampaninn kou zao le pômady tigla????? fanalana bobongolo v? :-D:-D:-D:-D
27. fasaly
(
22/03/2007 18:16)
:-D:-D:-D:-D mampa tigresse ngamba zany de amzay hosokatra ho azy ny huitre fa tsy sokirina trony:-D:-D:-D:-D:-D
28. kelly13
(
22/03/2007 18:18)
:-D:-D:-D na nahatsiaro an'i tigrisse i niko teo d mody pomady tigla no nosoratany :°):°):°):°)
29. fasaly
(
22/03/2007 21:42)
:-D:-D:-D:-Diza anefa lay tigresse lay mpinadry fitombenanana isaky ny week end ve???:roll::-D:-D:-D
30. kelly13
(
23/03/2007 05:40)
:-D:-D:-D iny hafa d i tigrisse (le nametraka sary tato ry e, tsy tadidinjy v?) hafa koa :°)
31. fasaly
(
23/03/2007 06:52)
iza aky mou zay nametraka sar tato zay fa tr ytadidiko trony na tsy harako:?:(:-D
33. etsybabeko
(
23/03/2007 11:30)
Mlay alou lé esprit oe tsy mety raha tsy manao e !
Fa aleo ho principe sy théorie zay fa mila souple kely refa eo am pratique
Arakaraky ny zava-misy e !
Fa raha tsisy antony manokana kosa ve maninona tsy hanao ?
Fa aleo ho principe sy théorie zay fa mila souple kely refa eo am pratique
Arakaraky ny zava-misy e !
Fa raha tsisy antony manokana kosa ve maninona tsy hanao ?
34. xxx
(
23/03/2007 12:55)
zaho aloha dia tena manda mafy mihitsy refa valaka e! tena laviko tanteraka na dia hoe olontikoa aza izy
35. fasaly
(
23/03/2007 18:04)
ka io lay lazaiko hoe ! tsy olana ny manao isaky ny miaoana am olotiana raha tsy hoe vizana ny iray am izy roa:-P zà kou mandà akitsorano mitrty:-P
36. mandrindra
(
25/03/2007 16:17)
aleo hanao isaky ny mihaona na isanandro izay te hanao e. izay tsy fy amin'izany dia ataovy mahalankalana.
soanja, tsy manakaleo izany io na tolorana foana aza. rehefa mahay ny manolotra sy ny tolorana dia manja foana satria misy fomba isankarazany io. toy ny vary ihany : ao ny maina, ao ny sosoa, ao ny cantonais, au curry, atao salady sns... nefa dia mbola mihinambary ihany aho isanandro satria matsiro io:lol:

37. soanja
(
29/03/2007 00:00)
mandrindra:

Samy manana ny tiany tokoa ny olombelona ry Mandrindra satria ny ahy na asiana sakay na asiana paoma kely sns ka na atono na andrahoana rehefa saosisa de saosisa!
38. salmo1
(
29/03/2007 00:18)
Azafady raha miditra ato @ resa-vhv!
zao kou ve de hatao resaka:?:
Menatra aho raha ianareo no vadiko kle. Ny manan-janaka kou am-zay de manezaka ery ny hidinika an-zao:{:-D
zao kou ve de hatao resaka:?:
Menatra aho raha ianareo no vadiko kle. Ny manan-janaka kou am-zay de manezaka ery ny hidinika an-zao:{:-D
40. jioulahy
(
31/03/2007 21:53)
tsara rehefa tia an io fa tandremo ny aretina ny ahy tena reveko mintsy le mamely avy ao aoriana za zany mintsy sady miaraka @ sipa 2 tena milay be :^)