vhv mahagaga

1. xxx ( 25/04/2007 20:43)
inona kay no mahtonga ny vhv hampirafy nefa manambady
novalian'i parazy ny 04/02/2008 12:05
2. nikopol ( 25/04/2007 21:18)
manambadiza kalony dia rehefa veo miverena eto :-D
3. Fiffi ( 25/04/2007 21:19)
:wink:
4. wooda ( 26/04/2007 00:11)
otrany lhl manambady mampirafy ihany io! Mety tsy ampy le + + na te hitest we mbola sexy ve izy ka mbola misy mankafy azy ihany ve na dia efa manambady aza! :wink:
5. fasaly ( 26/04/2007 06:24)
ahoana kay lay bandy mampirafy koa anefa manambady???:-P
6. mamzelkely ( 26/04/2007 06:56)
za mbô gaga ry fasaly :-D:-D marina ny andriko de refa vôvaly io fanontanian'i fasaly de vôvaly ko zany ny an xxx:wink:
7. booboo ( 26/04/2007 11:09)
manambadiza kalony dia rehefa veo miverena eto


:-D:-D
8. tynah ( 26/04/2007 20:10)
misy tsy ampy angamba ao an-trano.na tsy araka ny sainy.
9. Fiffi ( 26/04/2007 20:52)
xxx:
inona kay no mahtonga ny vhv hampirafy nefa manambady
minime io par rapport am lhl....


10. martini ( 27/04/2007 12:03)
tsotra be ny mahatonga azy ho mampirafy,
1)tsy ampy fitiavana sy tambitamby avy @ vadiny izy
2)tsy ampy koa le drala de mitady kely e
3)te anandrana ihany koa e
4)fa ny akabeazany de ity:"TSY AMPY RAPPORT SEXUEL NA TSY MAHAZO TSIRONY MIHITSY DE ANY ANKAFA NO MANARINA"
de hendré tsara @ zay
11. diamondra27 ( 27/04/2007 12:32)
hummmm, le vhv mampirafy amiko de manana ny antony perso izy matoa manao izany
fanampin'zay voalazan'ny namana etsy ambony
raha mbola tsy nahita fiainana t@ jeunesse izy de tratran'ny retour d'âge
te hamaly faty le lhl
te -hanome courage ny tenany ihany koa satria we bon efa tsy miteraka tsony za de aleo hanao la vie
de te hiaraka aman'olona tsotra zao koa e!


raha tena manankina ny fony @Atra izy de tsy ho tratry ny fakampanahy. Mety hoe: manao démarche, mamaly resaka izay mikoty azy fa refa tonga ny tokoa de tsy mety miaraka izy na mamorona excuses

12. Zina ( 27/04/2007 17:40)
diams,
te hamaly faty le lhl

ie marina io satria mety ni-sous-estimeny lery izy...

martini [ Valio ] 27-04-2007 14:03:19
Lohateny : Re : vhv mahagaga
tsotra be ny mahatonga azy ho mampirafy,
1)tsy ampy fitiavana sy tambitamby avy @ vadiny izy
2)tsy ampy koa le drala de mitady kely e
3)te anandrana ihany koa e
4)fa ny akabeazany de ity:"TSY AMPY RAPPORT SEXUEL NA TSY MAHAZO TSIRONY MIHITSY DE ANY ANKAFA NO MANARINA"
de hendré tsara @ zay

efa nandalo tao angaha ela ? to fatatrao ery ilay izy :-D:-D
13. xxx ( 27/04/2007 19:50)
tsy ampy ilay tambitamby d mety tsy d tiany koa ilay vadiny. zah zay.
14. fasaly ( 27/04/2007 19:55)
:-P:-P:-P:-Pmarina aby zany re oul!
15. tslem ( 30/04/2007 07:35)
[quote=booboo]
manambadiza kalony dia rehefa veo miverena eto:-D:-D



:-D:-D:-D eka ouz
16. sakaizakely ( 30/04/2007 16:56)
xxx:

inona kay no mahtonga ny vhv hampirafy nefa manambady



tsy sendra ny matsiro izy
17. lemenakely ( 30/04/2007 19:48)
marina io voalazan'i martini io
18. xxx ( 30/04/2007 21:35)
xxx:

inona kay no mahtonga ny vhv hampirafy nefa manambady

matetika ilay sipany taloha no miverina na olona any ampiasana any no misarisary zoro aminy. ny vhv matetika noho ny fitiavana no ampirafesany fa tsy noho ny filana ara nofo.


19. nikopol ( 30/04/2007 21:55)
ny olombelona na lahy na vavy dia efa programé génétiquement hampirafy fa ny culture no nanakana azy tsy hanao izany :-D:-D:-D
20. xxx ( 30/04/2007 22:03)
ny olombelona na lahy na vavy dia efa programé génétiquement tsy hampirafy fa ny sainy no mandrisika azy hanao izany. :-D:-D:-D
novalian'i Soahary ny 01/05/2007 12:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.499