vhv mahagaga

21. Fiffi ( 01/05/2007 17:03)
22. dongadonga ( 01/05/2007 17:40)
izany izy io an:-D:-D
23. karinah ( 01/05/2007 22:34)
:lol::-D:-D:-D:-D
24. nikopol ( 02/05/2007 08:21)
xxx saina ve no mapirisika sa ny zavatra hafa ?
25. xxx ( 02/05/2007 12:45)
Ary inona no mahatonga ny vhv efa manana fofombady hendry ohatra,
kanefa manao @ na karazana bandy marobe alohan'ny hanambadiany le fiancéany io?
Fampitaha ve? sa expérience sexuelle ? sa matahoatra sao ho resin'ny lhl : izany hoe raha miodina le lhl rehefa any anaty tokantrano;dia 1 sy 1 ve ny baolina sa inona ny tena antony,?
Misy bandy namako mantsy tena hendry hoy aho, kristianina, mianatra tsara, zanak'olona manana ny maha izy azy, beau gosse nedala sady ranjanana fa e! e! e! tena efa 15 sahady izao ny bandy efa ninana ny sipan'ny leiry,
te hanampy ny akama aho fa tsy haiko hoe ahoana ny hevitra hanitsiana an'le sipa, satria tena tian'i leiry ary hoampakariny vady mihitsy ny sipa rehefa vita ny fianarany :
saika hadino le sipa koa manana ny maha izy azy, mifanentana tsara izy roa @ lafiny rehetra;
Misaotra mialoha hoan'izay manana hevitra
26. sakaizakely ( 02/05/2007 12:57)
omeo aloha ny famaritanao ny hoe "fahendrena"

tsy hoe rehefa kristiana sy mianatra tsara na bogosy de hoe hendry ary tokony ho ampy an'ilay vhv

mety tsy mifanaraka am zay tian'io vhv io izy matoa izy manidina etsy sy eroa
mety tsy ampy toky
mety tsy manaitra azy le lhl
mety tsisy attirance aminy

anjaran'izy roa no mametraka ny marimaritra iraisana fa tsy anjaranao sy ny fijerinao ety ivelany no andeha hitsara ny fiarahany

ahoana moa ohatra no ahalalanao fa manana sipa betsaka le vhv ? Efa nahita mivantana ve enao matoa voaisanao ny aventures-ny ?

Tandremo fa betsaka koa ny lhl be taimbava sy matikambo, mety nikoty an'ilay sipa ka tsy nahazo dia ilay sipa no alainy baraka. Toetrandehilahy voadona izany ka aoka tsy hinohino foana :P

ary inn no dikan'ny hoe "mifanentana izy roa, samy manana ny maha-izy azy" ? @ lafiny inn ohatra no ilazanao azy
27. xxx ( 02/05/2007 13:59)
sakaizakely > milay be
Izao ary ny fandehany e! le bandy akamako type "naîf" tsy mi se douter n'inon'inona mihitsy,
le mifanentana aloa no hazavaiko voalohany :
- iray fiangonana izy ireo;
- iray promotion koa @ fianarana;
- mitovy fari-piaina;
- mifanentana ara-bika : samy fotsifotsy lavalava, tsy dia ngeza loatra na ny andaniny na ny ankilany

fa tsy iray tanàna hipetrahana,

Izaho dia naman'izy ireo satria efa ela no mpinamana zay roalahy,

omeko ohatra ianao @ ditran'ny sipa : nifanena tampoka tamiko izy tany @ hotel restaurant nivoaka avy any anaty chambre à 19h00 du soir avec un mec;
za indray tsy be tati-bolana any @ akamako fa mitady hevitra hafa aho hanampiana an'i leiry;
ny sipa indray tonga dia niteny tamio après fa c'est mon ami qui l'avait defloré et elle n'a pas droit ve? pour une fois dans la vie,

tsy nidirako lalina ihany hatreo aloa, fa saingy kosa malheureusement, nisy bandy telo lahy sendra niresaka t@ na excursion izay , hoe tety no nanamboarantsika le sipa X , nanaovan-tsika partouze : voatonona teo ny anarana, ny bika, ny adresse , ny toerampianarana sy ny CV ny sipa,

Dia izany ve hoy ianao dia mbola hojerena fotsiny,
tiers personne tsy ampoizina anie no milaza an'izany ?

Omeo hevitra aza raha manana i sakaizakely e!
28. sakaizakely ( 02/05/2007 21:02)
xxx> miala tsiny fa tsy manankevitra atoro anao, fa miaiky miaraka aminao hoe misy pb le sipa matoa manao zavatra toy izany

Aleo angamba miresaka mivantana aminy ianao manontany ny antony anaovany izany, sy izay fiheverany ny fiarahan'izy sy ilay namanao. Fa aza miditra miresaka am lay namanao satria tsy hino anao izy, (efa nahita toejavatra toy izany imbetsaka aho) ary raha toa hino anao izy dia hahazo tsiny ianao fa nanimba ny mba nofinofiny. Ho anao foana ny fahadisoana.

Avelao ho azy ny azy, aferany raha ho mbola naïf izy nefa efa lhl lehibe. Aferan'olona samy lehibe izany

Fa ny zavatra tena mahagaga sy tsy mampino ahy, betsaka ny témoignage na lhl mitantara zao aventures rehetra izao. Tsy haiko fa amiko resaka prétention fotsiny io satria nandalo t@ fahatanorana koa ny tenako, nefa tsy mba nanaonao foana izany. Nefa amzao fotoana dia betsaka ny milaza fa manaonao foana ny tovovavy malagasy (partouzy sns...) Amiko matoa misy izany, resaka viol fa tsy volonté-n'ilay vhv, saingy voapempo foana manko ny vhv hoe jejo, makorelina sns, de tsy sahy mitantara fa dia miaritra fotsiny. Sao mba mety zavatra toy izany no nahavoa io vhv io...
29. xxx ( 03/05/2007 07:23)
sakaizakely > hajanoko tanteraka ny @ izy roa
fa ny fanintaniana hapetrako satria ianao vhv ihany,
misy namana sasany milaza fa misy fozakely izany le sipa, izany hoe adalan-dahy, raha vao misy lhl manaitaitra kely dia sokafana ny fehy
satria ny hitako izany tsy izaho irery fa misy namana mifanontany izany dia hoe , izay bandy efa nanaovan'ilay sipa rapport ankoatr'ilay vadibeny dia tsy hiverenany intsony,
nefa ho an'ny vhv toa tsy logique loatra ilay hoe manao @ olona tsy tiany, ny lhl no mahavita izany,
sa kosa hoe kely zizi ve le bandy dia tsy mahatsentsina tsara le sipa,
za koa izany mba te hahafantatra ny besoin ny vhv e! satria tsy micomprendre le cas aho satria zavatra tsy nihatra t@ fiainako,
Tsy maintsy manana aventure sexuel ve ny vhv alohan'ny hanambadiana?
ny lhl mantsy dia izay no izy,
Asa ?
Farany le resaka viol tsy mitombina satria, efa nigadra daholo ireo bandy ireo raha ohatra, kanefa le sipa dia miresaka tsara @ ireo bandy ireo,
zavatra nifanarahana le izy ka manahirana,
mbola misy bandy maromaro nanao an'izany taminy koa fa tsy resahiko intsony fa za koa leo be,
fa sur ve fa une fois mariée ry zareo dia hiova le sipa satria efa afaka manao @ le bandy isak'alina @ izay, izao mantsy mbola tsy miray trano dia mibanaka tanteraka le sipa, ny bandy akama koa moa bossiste milay ka ny etude no mameno ny journée
misaotra sakaizakely a !
30. sakaizakely ( 03/05/2007 13:47)
xxx> tena misy olana le vhv raha izany marina no fandehany

tsy toy izany mits ny besoin-n'ny vhv, raha tsy hoe izaho angamba ve no diso vieux-jeux. Fa rehefa sendra ny tiana izay dia andrasana foana iny na rahoviana na rahoviana vao ho tonga, eny fa na iny aza no voalohany, fa ny fiandrasana azy vao maika mahamamy ny fihaonana indray mantsy.

Ny fanambadiana tsy figadrana ka hoe andeha hanararaotra farany :roll: fa vao maika aza fiadanana be.

Dia tsinjovina koa ny réputation-ilay olona mba tsy lotoina, tsy atao cocu fa na tsy ho fantatra aza izay any aorina, rainjanaka potentiel izany, fanaja izany. Ny réputation am maha-vhv koa mila tandrovana tsara

Fa raha ny fandraisako ny resakao dia tsy tiany akory ilay lhl fa toa karazana GIE ny andry zareo (groupement d'intérêt économique :-D) araky ny lazainao hoe mifanentana izy roa. de tsy tsapan'ilay lhl ve fa misy zavatra tsy mitombina ao ?

alefaso ary am resak'olondehibe ny tohiny fa misy zavatra tsy azo lazaina eto.

31. booboo ( 03/05/2007 14:00)
GIE :-D:-D:-D
32. xxx ( 05/05/2007 15:44)
xxx:

inona kay no mahtonga ny vhv hampirafy nefa manambady


tsotra ny valiny, ny vhv matoa nanambady ny vadiny tena tiny t@ fony ny vadiny, nandeha kanefa ny fotoana...refa tsy nisy tsony ilay fitiavana taty aoriana, tsy ampy fitia izy de lasa mandea mitady fihononana eny ankafa indray, tsy te-hisaraka kanefa izy satria tsy tia ho divorcé de aleony @ zao ihany, tokantrano fiaraha-monna ny ao antrano fa ny tena fitia eny @ sipany eny ivelany.mampalelo fa zany ny fiainana.
33. xxx ( 06/05/2007 14:59)
vhv mahagaga: bof, fiainana io, samy mandalo ihany isika ka tsy aleo ve manao ny adalana raha mbola mahavita??? rehefa antitra manko mba misy zavatra atao souvenir hoe nahavita ihany! ;-)
34. parazy ( 04/02/2008 12:05)
tsy milay le mampirafy e!! fa ny tsara de miezaka foana mijery zay mety ao antokatrano
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4325