Inona no tianareo bandy bogosy sa bandy besosy?

1. ronaldo09 ( 29/01/2007 10:03)
O ry sipa a!Mba inona kay no tena tianareo e!Bandy bevola ve sa bandy bogosy.Hoy manko izay sipa anakiray izay hoe:Hataoko inona izay mahabogosy azy nefa sady tsy hihira no tsy hanao tsianjery!Ka mba lazao hoe inona na iza no tianareo e?Za aloha raha vehivavy dia izay bevola no iarahako!:@:@:@:@
novalian'i menja700 ny 24/04/2015 03:25
2. tywa68 ( 29/01/2007 10:27)
ny idealinao mitovy @ ny an'ny vhv = ao dhl ny rehetra !:lol: fa raha ny tena marina angambany d tsy d misy ilay bôgôsy, fa ny be sosy no mety ho hita (afaka manao chirurgie esthétique izy @izay :wink:)
3. xxx ( 29/01/2007 12:04)
:-D:-D:-D sady bôgôsy no besôsy.... fa matetika ny bandy sady bôgosy no be sôsy maditra....:(:?
4. tsarah ( 29/01/2007 12:33)
aleo ihany aloha ny be sosy fa raha ny vola ihany fa tsy misy fitiavana di lasa mampijaly tena fotsiny ka izay safidy ny tsirairay ihany io
5. xxx ( 29/01/2007 13:22)
Ny ahy bôgôsy, be detanty no sady be vola no tiako.
6. chipie1 ( 29/01/2007 14:29)
ka arakaraklé hataony oe bogosy io , ny bogosy aminy ronaldo09 zao ohatra mety ratsy be amiko , resaka sosy indray ...
7. kanto10 ( 29/01/2007 15:23)
sady bogosy no besosy, oay kay sady manam-panahy koa:)
8. ari.malala ( 29/01/2007 15:29)
bogosy besosy mahay mitia sy manaja ahy fa na bogosy sy besosy nefa ts manaja tsis dikany
9. diamondra27 ( 29/01/2007 15:34)
inona aloha le atao we bogosy e!
bogosy aminao mety tsy bogosy amiko

le be sosy ndray: sosy inona io?
10. xxx ( 29/01/2007 16:16)
fa ianao ho mihevitra inn?ianao ve manja sa efa vizana?
11. vale ( 29/01/2007 16:44)
ronaldo09:

O ry sipa a!Mba inona kay no tena tianareo e!Bandy bevola ve sa bandy bogosy.Hoy manko izay sipa anakiray izay hoe:Hataoko inona izay mahabogosy azy nefa sady tsy hihira no tsy hanao tsianjery!Ka mba lazao hoe inona na iza no tianareo e?Za aloha raha vehivavy dia izay bevola no iarahako!:@:@:@:@
ntssss, ny ahy kosa aloha bandy bogosy ary tsy manin na tsisy sôsy aza eee!ha ha :^)


12. dongadonga ( 29/01/2007 19:55)
ary raha tsy bogosy no tsy misy sosy ,nefa vonona ny ampiadana de ahoana:-D:-D:?:
13. xxx ( 29/01/2007 20:29)
hampiadan'i donga @ inona ? @DONGADONGA VE nnnnnnnntsooouu ,rehefa misy sosy de manaraka le bogosy ,sa donga JOMBILO
14. sitlo ( 30/01/2007 00:12)
diamondra27:

inona aloha le atao we bogosy e!
bogosy aminao mety tsy bogosy amiko

le be sosy ndray: sosy inona io?




Sosy tongolo ohatraaaa
voatabia yyy
poivraaa

bedia be eh.
ohatra ny tsy milay ihany izany bandy be sosy izany ko.
15. mimisou ( 30/01/2007 05:56)
Raha za aloha sady bôgôsy no be sôsy, hisy ohatr'izany?
16. xxx ( 30/01/2007 07:32)
nenah alou ny sipako talou bôgosy be nefa ts d mis sôsy e!fa ny sipako@zao a!ts d tsara iz fa kosa be sôsy be!!
fa nenah d aleoko tsara toetra e!n'inona fiaingany eo!!
hiiihihi!fa ts sampona kosa a!!!:-D
17. ari.malala ( 30/01/2007 07:39)
xxx:

hiiihihi!fa ts sampona kosa a!!!:-D



sampona amin'ny aooona aza! =))=))=))
18. xxx ( 30/01/2007 09:27)
Ka tsy Ra8 ve no mahafeno zany kritera anakiroa zany????:D:D:D:D
Sady bogosy no be sosy!!!!!
19. nolalaina ( 30/01/2007 10:20)
Néna bandy Begosy !! :-P
20. chipie1 ( 30/01/2007 11:12)
ra8 ve bogosy ry xxx ,? :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8887