Inona no tianareo bandy bogosy sa bandy besosy?
24. pissoa
(
31/01/2007 19:43)
xxx:
Ka tsy Ra8 ve no mahafeno zany kritera anakiroa zany????:D:D:D:D
Sady bogosy no be sosy!!!!!
aaa ! tsy bogosy zany iny e :roll:
ny ana izy roa mitambatra , fa aiza no misy azy nefa ?
mety oe bandy begosy na bososy ve zany bogosy sy besosy atambatra izany ? :-D
26. chakkakkely
(
01/02/2007 15:38)
aiza le lehilay bogosy sy besosy eh :^)otran io sary kely io , bogosy kosa alo io an :-o
27. latina
(
07/02/2007 07:31)
Ilay bogosy ange arakaraka ny maso mijery azy e! bogosy hoan'ny tia an'ilay bandy fa antonony hoan'ny mpitazana. Raha be sosy ka tafiditra ao anatin'ny kilasin'ny ratsy, na hanao chirurgie estetika aza tsy lasa kou, ilay haratsiana tao amin'ny dadan'ny zaza manaranaka fa tsy sitran'ny chirurgie!
30. dongadonga
(
12/03/2007 22:31)
ary raha bogosy +be sosy ,nefany tsy manampahaizana de ahoana ,hiiihhh hiiih:?::?::?::?::?:
31. menja700
(
24/04/2015 03:25)
Aona ndray ireny sipa materialiste ireny e! rehefa bandy manambola ve de mety daholo.de aona raha sendran'ilay bandy be filana lay misy aretina nefa lay sipa tsy mahafatatra