misambotra nono

1. xxx ( 12/01/2007 14:44)
ny miaraka amiko dia tsy misy atao hafa tsy ny misambotra ny nonoko sy ny manoroka ny loha nonoko vao misy hirika kely. anefa mangitikitika be, indrindra fa ilay loha nono. mpahazo ny vehivavy rehetra ve io sa izaho no efa leo be azy mikitikitika izy io?
novalian'i Baovola2 ny 02/02/2007 14:09
2. xxx ( 12/01/2007 14:55)
izy io f!!a sao de sipako zany8O zà mantsy misambotra nono nono foana8O
3. booboo ( 12/01/2007 15:07)
:-D:-D:-D:-D
4. Fiffi ( 12/01/2007 15:17)
:-D:-D:-D:-D:-D
5. lapino ( 12/01/2007 16:11)
Sambory koa ny azy raha vao misy hirika kely e :-P:-D:-D
6. xxx ( 12/01/2007 17:32)
ataoko fa hatsikana ilay izy hihihih kay tena izy hihihi hosory nivaquine retsy annn à izay fay ao tsy hisikotra an'io intsony hihihih
7. andry08 ( 12/01/2007 17:59)
:-D:-D
8. xxx ( 12/01/2007 18:00)
Vahaolana sarkozy zany kle! Rehefa misy mangitikitika an'i renimalala :-D:-D:-D
9. pissoa ( 12/01/2007 20:13)
xxx:

izy io f!!a sao de sipako zany8O zà mantsy misambotra nono nono foana8O
:-D:-D:-D

10. cutie ( 12/01/2007 20:33)
:-D:-D:-D:-D
11. fasaly ( 13/01/2007 08:19)
xxx:

ny miaraka amiko dia tsy misy atao hafa tsy ny misambotra ny nonoko sy ny manoroka ny loha nonoko vao misy hirika kely. anefa mangitikitika be, indrindra fa ilay loha nono. mpahazo ny vehivavy rehetra ve io sa izaho no efa leo be azy mikitikitika izy io?


fa atao inona indray aky izy ireny tsy ho samboasamborina sy lolovina ve ky????:°)


12. fasaly ( 13/01/2007 14:56)
tsy aleo aza ve ny andry no sambosambriny toy izay ny an'oul:wink::-D:-D
13. pissoa ( 13/01/2007 15:55)
:-D:-D:-D
14. simplex ( 13/01/2007 16:04)
:D:D
sao d mba tsy ampy sakafo kosa izy :-w mahasalama anie ony ny ronono e :°)8)8)
15. fasaly ( 13/01/2007 21:11)
sady mahabotrabotra ireny no mahatsara hazon-damosina!
16. andry08 ( 13/01/2007 22:02)
:-D:-D
17. Zina ( 14/01/2007 01:43)
simplex [ Valio ] 13-01-2007 17:04:59
Lohateny : Re : misambotra nono

sao d mba tsy ampy sakafo kosa izy mahasalama anie ony ny ronono e


mety tsy ampy ronono angamba izy t@ mbola kely ka hihihihi
18. fasaly ( 14/01/2007 09:28)
sady raha tsy misambosambotra koa anie izy d'efa mauvais signe zay e! ohatra hoe tsy mahataitra azy ny nono n'i xxx na mety tsy tiny na otrzay:-D:-D:-D
19. batita ( 16/01/2007 11:27)
xxx:

ataoko fa hatsikana ilay izy hihihih kay tena izy hihihi hosory nivaquine retsy annn à izay fay ao tsy hisikotra an'io intsony hihihih

Manina raha hosorana sakay:-D:-D:-DNa manaova soutient vy:D:D
20. ari.malala ( 16/01/2007 14:04)
andray!!!:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2127