Resa-behivavy
koloina
(
02/11/2005 17:08)
Tsy haiko ry zareo na normal na tsia izany hoe tara à mpihira zany , nefa za efa miaraka @ olona fa tena vao mahita na mijery clipn'iny andry "(tarika hirah iny) za de tena tara be ...
tohiny
novalian'i koloina ny 03/01/2006 15:20
xxx
(
28/10/2005 11:59)
Lazaina matetika fa ny lehilahy mampirafy ! toa mbola azo handeferana ihany satria lehilahy hono !!Fa raha ny vehivavy kosa no mampirafy de ahoana no handraisanao azy ??Inona no antony,tena misy toko ...
tohiny
novalian'i fotsy ny 16/02/2006 12:30
Naliy
(
25/10/2005 14:13)
Miarahaba anareo
Handeha hihaino radio aho dia misy pub hoe [b][u]Arab sex
Meet Tens of Thousands of Muslim Singles for Love or Friendship.
www.MuslimFriends.com [/u] [/b]ao anatinilay pejy, na fah...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2005 22:58
hesham
(
24/10/2005 01:23)
Maninona kay ny vehivavy sasany tsy mety raha tsy manao makiazy .Misy dia tsy sahy mivoaka trano mihintsy raha tsy manao an`io , volomaso esorina , lokomena sns ... ....
tohiny
novalian'i lilbon ny 17/11/2005 11:12
zefalah
(
14/10/2005 16:49)
de mbola mialatsiny ainy raha miditra @ affair-ny vhv ny tenako...mialatsiny oa a!!!
mba nisy zavatra azoko an-tsaina,fa ny sipa any dago dia tara tara @ bandy avy any an-dafy...misy aza miady mihi...
tohiny
novalian'i Nanaingo ny 15/02/2006 10:40
fasaly
(
14/10/2005 07:43)
ilay fahazàrana kelintsika vehivavy iny, inona kay ny anjy??? rehefa isan'andro iny na misy fotana kely amin'ny hikojakojam-batana dia inona no tena tsy haritrao ka tsy maintsy kitihina na jerena ak...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2005 23:01
zefalah
(
02/10/2005 14:20)
mialatsiny aloa,raha miditra ato aho.
satria moa izy ty natao ho resa-behivavy,nefa hidirako: tsy zany mantsy ry fanaka matandraka,fa misy fantanina tiako apetraka aminareo.
de ny hoe: Lehilahy man...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/12/2005 12:23
vivi
(
01/10/2005 11:14)
tiako fantatra we inona ny mahatonga ny vhv mbola manaiky miverina @ sipany taloa !, ary inona no tokony atao raha mbola tian'ilay vhv ilay bandy taloa na d efa nisaraka aza?, nila hvt aminareo vhv na...
tohiny
novalian'i angelgirl ny 25/10/2005 16:31
xxx
(
30/09/2005 16:22)
Tianareo ve raha ny lhl miaraka aminareo no mi-"décider" ny akanjo, coiffure...-nareo??? ...
tohiny
novalian'i body ny 22/11/2005 16:30
xxx
(
30/09/2005 14:34)
Mba mila torohevitra amintsika izay mahay fomba fanalàna ny panda fa tena zavatra iray manimba maso sady mandratsy endrika!Misy ihany ireny"crème" manala azy ireny fa d matetika d "spécial 50 ans e...
tohiny
novalian'i Aandrianina1 ny 29/07/2021 09:19
angelastela
(
28/09/2005 11:38)
Mba inona decision raisinao na torohevitra azonao omena raha sendra ireny zanam-bady tsy tia ireny,nefa zahay mivady mifankatia, mba miezaka zaho ho tia ilay zaza fa izy tsy mila eh, tonga de tsoriny ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 03/10/2005 23:08
menakely
(
28/09/2005 08:06)
Aminareo moa ve mba mandaitra ireny appareil ampetaka @ vatana pour muscles ireny,de marque inona no tena tsara fa tena ohatra tena tsimisy mihitsy fotoana handehanana hanaovana sport @ club ireny ,a...
tohiny
novalian'i angelgirl ny 30/10/2005 14:45
ravakamalala
(
27/09/2005 13:38)
novalian'i xxx ny 05/12/2005 12:58
vegas
(
27/09/2005 01:02)
Ho anareo sipa mamelaka ireo, tena solution ve? Tsy mba mety ve ra mba any antrano no mifanazava? za mbola tsy tratra fa mba te ho tratra ndray andro any asa manaona ny tsirony :^) toa otsany wainn be...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 03/10/2005 23:18
boubounezy
(
25/09/2005 19:12)
mba aona ry sipa isany ny fahitanareo ireny kékah atao hoé fétichiste na soumis ireny???...
tohiny
novalian'i dadou ny 26/01/2006 12:04
zefalah
(
22/09/2005 16:03)
ho anareo fanaka malemy eto amin'ny serasera.org
tianareo ve raha ny vadinareo no mamo-lava?
de raha ENY de inona no antony?
de raha TSIA de inona no antony?
...
tohiny
novalian'i vale ny 03/12/2005 12:12
isrine
(
14/09/2005 19:01)
Indray andro manko nisy nametraka resaka teto hoe: ny vehivavy hono mipozipozy rehefa te-hokotina. De hoy aho hoe: ahoana no ahalalana ny lehilahy rehefa te-hikoty?...
tohiny
novalian'i gasitiako ny 23/11/2005 08:12
mandrindra
(
12/09/2005 09:57)
Nijery ankatoky ny famaranana US Open vehivavy aho tamin'ny zoma teo.nifandona tamin'izany i Dementieva sy pierce. Ny zavatra nahavariana ahy dia isaky ny fialantsasatra kely dia omena sachet feno gla...
tohiny
novalian'i hesham ny 24/09/2005 23:36
Herimiafina
(
10/09/2005 03:14)
Tena vaky ny lohako ry zareo fa na dia tsy mbola hita aza izay ho vadiana dia efa lasa sahady ny fisainako hoe ôtrinona no ho laniana amin'ny mariaziko any aoriana any (actualisé).
Ny sipa sy ny ...
tohiny
novalian'i jennifer2 ny 06/12/2005 00:22
vegas
(
06/09/2005 07:08)
inona zao ny sujet tsara?...
tohiny
novalian'i Nananie ny 28/09/2005 13:33