Resa-behivavy

joda ( 18/06/2005 14:03)
iza no tianareo vehivavy lehilahy ratsy tarehy nefa manaja sy gentil sa bandy bogosy fa mpanitsakitsaka... tohiny
novalian'i Sorate ny 17/01/2006 09:36
fasaly ( 15/06/2005 16:50)
TANDREMO! raha misy hono ny clientes 10 isa mividy ireny atin'akanjo ireny dia ny valo ao anaty ny 10 mividy azy ion satria tena ankafizin'i vehivavy rehetra na tanora na ny mahazo taona ny mitondra ... tohiny
novalian'i xuan ny 14/01/2006 16:14
rpk ( 20/05/2005 11:16)
Mitady sipa tsy degany be!:-D:-D:-D tsy de mandrava loatra fa manorina :-D:-D:-D tsy de mamofona loatra fa manimanitra tsara :-D:-D:-D fa tsy de degany na mba te ho degany aza:-D:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i fijo ny 14/07/2005 22:36
rpk ( 18/05/2005 13:40)
Mety tsy miteraka hono ireny sipa kôntôrsionista reny? ( le sipa tena soupla be reny zany de le manao fampisehoana afaka mivalona hôtran’bodofotsy reny). Aza mba azon’reny iany @ alina fa de mi... tohiny
novalian'i fijo ny 30/05/2005 22:57
rpk ( 18/05/2005 12:57)
Manaranaka ve ny hoe be tratra ny sipa???:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i fijo ny 25/08/2005 23:18
xxx ( 15/05/2005 09:09)
Inona ary izany:” ao anatin’ny fahaloavana (lò) no misy ny mamy???” ze mahita de omeko Euro999,99!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2005 22:20
xxx ( 15/05/2005 08:45)
Ny mahagaga amin’ny lehilahy de izao, indrindra rehefa tafaraka iny ry zareo: na inona na inona ahavo lentan’ny resaka atao (ohatra: resaka pôlitika, fikarohana sns..) de tena misavoana miakatra ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/07/2005 22:14
xxx ( 15/05/2005 08:43)
Fa maninona kay ny ankamaroan’sipa eto Antananarivo refa tsara tarehy izay no raha tsy fohy kely de mahia kely?... tohiny
novalian'i RADOUXE ny 25/09/2005 14:14
xxx ( 15/05/2005 08:43)
Tsy tsikaritrareo ve fa ny ankamaroan’sipa any amorontsirak’Gasikara de manana le bika tsara daholo? Indrindra moa fa ny “entana” de tsara de tsara...Fa ny sipa ampovoantany indray matetika ts... tohiny
novalian'i fijo ny 14/07/2005 22:38
rpk ( 13/05/2005 17:38)
Tsy haiko ny any @ tany izay misy anareo fa ny hitako eto de izao: mitady bandy izay tiany iarahana ilay sipa de iterahany tokoa moa izany. De rehefa avy eo de ilay sipa mihitsy no mandàka ilay bandy... tohiny
novalian'i fijo ny 19/05/2005 04:51
xxx ( 13/05/2005 17:29)
Ahoana ny hevitrao, mety ve raha ny lehilahy no kely taona noho ny vadiny? Na tsy mitovy finoana? Na tsy mifandanja ny fianakaviana roatonta, izany hoe resaka ara-bola sy aratoe-tsaina mihitsy?... tohiny
novalian'i pitchou ny 20/05/2005 21:00
xxx ( 13/05/2005 17:22)
Izao ilay tantara raha tsorina, tsy nampoiziko ho tia ahy ilay sipa t@ mbola teny @ lycée fa ry zalahy matanjaka ihany no nifandrombaka tao. Izany hoe: izaho tia azy t@ izany fa tsy nahasahy. De mbol... tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2005 22:28
felicia ( 08/05/2005 23:41)
problème be n'ny vehivevy aty an-dafy io...fa tany dago aho tena tsy nahalala ny fisian'io aretina io...mahaliana ahy isika tovovavy malagasy eo anoloan'io probleme io...... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2005 21:22
felicia ( 06/05/2005 23:34)
:( fa maninona ary no rare ny fifankatiavan-tsika vehivavy...généralement tsy maitsy misy fialonana sy gidra afinafenina...fa naturen'ny vehivavy ve izy toetra izay sa ahoana no fijerenareo azy e?... tohiny
novalian'i pitchou ny 23/05/2005 19:37
booboo ( 03/05/2005 12:55)
Inona no asa tianareo natao t@ mbola kely ? ny anà archéologue ohatra an'Indiana Jones na mandéndé eny @ espace ohatra an'i Ulysse (ilay an'i Asimov).... tohiny
novalian'i kinaoly ny 12/05/2005 15:03
felicia ( 28/04/2005 21:51)
mbola misy ve ny vehivavy manaiky an'ny lehilahy tsy manampy amin'ny asa ao an-trano...... tohiny
novalian'i pitchou ny 20/05/2005 21:02
mamzelkely ( 15/04/2005 09:04)
manaô daholo, ity mba misy resaka tiako atao amnareo: amnareo ve ny vehivavy tokony hanambady raha toa ka mis pression avy amn'ireo ray amandreny nefa mbola tsy manana ny ampy akory?... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:34
xxx ( 08/04/2005 13:04)
Mba te-hafatatra ny evitrareo aho, mino tokoa v nareo f'marina io dicton kely frs io oe "loin des yeux loin du coeur"?... tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2005 22:16
xxx ( 11/03/2005 19:41)
Ahoana kay ny hevitrareo amin'ny hoe te hiteraka nefa tsy manambady ? Ny tena anefa mba tsara fivelomana ihany nefa dia tsy misy mpitia è. Eny, efa tara taona raha eo amin'ny resam-panambadiana. Mba ... tohiny
novalian'i fijo ny 14/07/2005 22:42
hery ( 08/03/2005 14:52)
Zao vao afaka mi-connecte dia miarahaba anareo vehivavy daholo noho ny 8 marsa e. Mahagaga ihany ny mbola hitazomana ity fety ity satria ny vehivavy miady mafy hoe tokony hitovy amin'ny lehilahy. Ka... tohiny
novalian'i pitchou ny 17/03/2005 20:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0843