andao indray hitafatafa ry zavavy a!
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
1. fasaly
(
14/10/2005 07:43)
ilay fahazàrana kelintsika vehivavy iny, inona kay ny anjy??? rehefa isan'andro iny na misy fotana kely amin'ny hikojakojam-batana dia inona no tena tsy haritrao ka tsy maintsy kitihina na jerena akaiky.? ohatra zao ny ahy iny volomasoko iny de tsy maintsy hongotako preske isan'andro vao mitsiry na 1mm aza, tsy zakako ny mijery ilay vao maniry fa manelingelina be, dia raha vao mifoha dia miakatra ambony balance sao de.....
novalian'i fijo ny 02/12/2005 23:01
![](https://avatar.serasera.org/7efa1fe90f70957012b1d2af09147816.jpg)
2. jangalitika
(
14/10/2005 08:30)
ny ahy ndray ny terehiko no jereko voalohany de raha vao misy moina kely manelingelina de tsy maintsy hongotako ataoko tsy mijanona eo mihitsy!
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
3. fasaly
(
14/10/2005 08:53)
hihihi de mamela tache noir! eny e! ny ahy kou ataoko masaka mintsy potseriko hiala mintsy raha tsy lasa fisaka mintsy le mony.
![](https://avatar.serasera.org/007401838ba3eb8ab097ede4dd009396.jpg)
4. mamzelkely
(
14/10/2005 09:06)
ny ana njay vô mifoha de ny voloko ny hogoko vôlohany de aveo mijery tare sô de misy mony na truc du genre :-D
![](https://avatar.serasera.org/9cba3a805cb12fd86d2a844c39a15d34.jpg)
5. ari.malala
(
14/10/2005 09:18)
ny ana ko ny volo alo no hogona volou d ny tena tsy aritro d ny hoho tsy d tiko le lava beuu d anasorana kely fôna, fa entre pa in marina no tokony atao ra misy mony e!
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
6. fasaly
(
14/10/2005 09:30)
ny ahy potsiriko hivoaka tery ny atiny de vita hatreo ny aminy fa misy tache alony e! fa ny ahy alou vokatry ny fihinanana sakay e!:wink:
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
7. xxx
(
14/10/2005 11:15)
Za reto vô mifou dé miogo volo kou a! dia mijery volomaso koa, tss tiko lé misy midéborde iny. Fa mouny alou alô tsy kitiana fa avela maina dé miala ouazy fa mamela trace ange e
![](https://avatar.serasera.org/9cba3a805cb12fd86d2a844c39a15d34.jpg)
8. ari.malala
(
14/10/2005 11:27)
za zany tsy mahay manala volomoso e! :) d lany vola fôna makany @ mpanao azy
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
10. xxx
(
14/10/2005 12:53)
za njay de tsy maitsy manala ze volo retraretra @ vatana, épilation io fa tsy rasage. mi-géné ana le izy.
![](https://avatar.serasera.org/bc62aea8cc86cbe587eb7c8e47679c78.jpg)
11. koloina
(
14/10/2005 13:31)
za ndray ry reto manelingelina be anah le volomaso nefa tena marary anah le manala anazy de aleoko avela fa refa tena feno be mideborde de zay vao hoe tsy maintsy e!:°)
![](https://avatar.serasera.org/bc62aea8cc86cbe587eb7c8e47679c78.jpg)
12. koloina
(
14/10/2005 13:43)
za ndray ry reto manelingelina be anah le volomaso nefa tena marary anah le manala anazy de aleoko avela fa refa tena feno be mideborde de zay vao hoe tsy maintsy e!:°)
![](https://avatar.serasera.org/b1944527fbc2b995eae0701c037c4095.jpg)
14. bichette
(
14/10/2005 14:39)
za in-1 isankerinandro vao manala volomaso, oilay mihoatra kely fotsiny ireny, 8 eo angamba no esorina fa marary be loatra dia tsy tantiko indraindray dé ny bikako koa jereo hoe nenatavy ve ny fe sa ahoana , mitazona tsara ve za sa ahoana lol
![](https://avatar.serasera.org/52e8f3d714993de304fd86b10dc622e5.jpg)
15. chipie1
(
14/10/2005 15:25)
fasaly > fa ahoana zany mijery poids isanandro zany e? ny hoho ngamba ny ahy no tena tsy aritro , tsy maintsy kitihina sy amboarina ...
![](https://avatar.serasera.org/5159a781c99b7080cc87b24fab78612b.jpg)
16. kally
(
14/10/2005 16:22)
Ny ahy toa tsy misy hoe ity no tsy aritro na ity fa vao mifoha vao mitsangana mihitsy tonga dia mandro dia manosotra crème hatrany an-tampon-doha ka hatrany am-paladia dia eo am-piandrasana an'iny ho maina no manitsy volomaso, dia mijery raha tokony tapahina ny hoho.Dia vita izay vao midina misakafo maraina, dia miverina miakatra miborosy nify sy manosotra crème tarehy sy izay tiana hosorana eo.Isan'andro izay foana.
![](https://avatar.serasera.org/9617aef4427f40deea8d811371f75dc6.jpg)
17. vale
(
14/10/2005 16:47)
ny ahy aky ry Fasaly d ny poids, poids, poids, foana!!!Sao d tsy tafiditra @ akanjo izay tiana anaovana eo!
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
18. fasaly
(
14/10/2005 17:04)
hihihi!
vale kou zany miakatra eo ambony balance foana?
tena mahafinaritra dooly ireto sipa ato amy sersera ireto an! mahakarakara vatana dooly mintsy8)
vale kou zany miakatra eo ambony balance foana?
tena mahafinaritra dooly ireto sipa ato amy sersera ireto an! mahakarakara vatana dooly mintsy8)
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
19. fasaly
(
14/10/2005 17:10)
ié de zà kou adala mijery fitaratra, mijery bika otsan'ny bichette , de mijery tarehy hoe mbola mitàna ve???? efficace ve lay crème???
de ny mi rasé une fois par semaine amy endroit takona rehetra any.
tsa mahafoy vola loatra amin'ireny salon de beauté ireny aho fa tsy foiko ny mandany vola any e! na ny volo aza zà ihany ny manao azy n'inona n'inona...
de ny mi rasé une fois par semaine amy endroit takona rehetra any.
tsa mahafoy vola loatra amin'ireny salon de beauté ireny aho fa tsy foiko ny mandany vola any e! na ny volo aza zà ihany ny manao azy n'inona n'inona...
![](https://avatar.serasera.org/5159a781c99b7080cc87b24fab78612b.jpg)
20. kally
(
14/10/2005 17:25)
Izaho indray aloha tsy dia tia mijery lanja loatra, izay eo dia eo aloha, ny volo koa izaho ihany no manao azy raha tsy rehefa tapahina.F'inona akia izao crème ataonareo @ tarehy izany?
Ny ahy ny akanjo sy kiraro no tena tiako, tsy mahazo mandehandeha mpivarotra izany aho fa mahita ho vidiana foana.
Ny ahy ny akanjo sy kiraro no tena tiako, tsy mahazo mandehandeha mpivarotra izany aho fa mahita ho vidiana foana.